R8 masina sa mantsina?
21. ambivotra
(
25/08/2006 20:59)
ny mahagaga fotsiny dia nony manakaiky ny fifidianana vao mivoaka izao lisitra sy fanakianana izao, f'ahoana angaha raha mba taloha loha dia efa notenenina daholo izay tsy mety rehetra asa mety nahafahana nanarina ihany izay???
23. fijo
(
25/08/2006 23:10)
ny zavatra misy aloha izao,dia misy tokoa olona izay nanao ny nataony taloha mialokaloka ao ambanin'i ravalo.
ry lahiniriko isan'izany,ny consul eto marseille isan'izany.sns.ekena izany .
ny adinon'i tezitra,satria entim po loatra ka tsy nahatsikaritra intsony,dia manomboka matahotra daholo ry zalahy ireo izao,satria efa fantany ,fa mamofona miala any ny fitadiavana ny taloha sy ny lasa.
ary izay no mahatonga ny sasany,manomboka manakiky ny mpanohitra ,satri amihevitra fa raha ao no misy manaraka,dia hoafaka hilaza fa noho izahay nanaohitra dia izao.

24. jimtex
(
26/08/2006 12:49)
Samy ho tsaraina daholo anie e!.Tsy misy fitondrana mandrak'izay zany.
26. prime
(
28/08/2006 11:56)
fijo> Io no olana ao @ tim @ ilay système hoe, tim boys sy ny tim opportunists... tim tiko sy ny tim non tiko, tim tranainy sy vao2, tim ra8 sy tim... he!he!he!
29. fijo
(
29/08/2006 21:21)
prime,za aloha tsy TIM ka tsy haiko izay,fa ny zavatra tsapako,dia manomboka manadio io antoko io ry zareo.ary manomboka matahotra izao ireo akama nialokaloka tao.
30. prime
(
30/08/2006 11:03)
Fijo> ka inona ilay hoe "manadio"?... Fa ra8 tsy tonga teo @ fitondràna raha ny tim boys fotsiny, raha ny tim tiko fotsiny... Ary fanta-poko fanta-pirenena fa ny nitiavan'ny olona azy dia olom-baovao izy nantenaina hanarina ny firenena tao anatin'ny fotoana fohy ka tsy anavakavahana n'iza n'iza izany asa mankadiry izany... Ahoana moa hoy izy??? "Tonga miaraka no..., miasa miaraka no..."
Fa ny nataon-dra8 voalohany anie dia ni-récupérer ny élites rehetra t@ fitondràna teo aloha e...:lol:
Fa ny nataon-dra8 voalohany anie dia ni-récupérer ny élites rehetra t@ fitondràna teo aloha e...:lol:
31. fijo
(
30/08/2006 21:24)
izay aloha dia zavatra tsara e.maka izay mahay na taloha io na oviana tsy manavaka izy eo.fa vokatra no ilaina.saingy tsapany izao,fa misy manararaotra ireo ,ka izay le manadio
32. LazaDaddy
(
31/08/2006 07:13)
Tsy mbola nahita aho fitaovam-pitsaboana "steriliser"-na @ ranon'Anosy ka nadio. Ny olona voretra rehefa asianao manasa zavatra dia sasany araka ny "norme" maha voretra azy iny, ary madio aminy na dia mi-solitikabe aza.
Toy izany ny politika: tsy hiteny akory aho hoe maloto ny politika fa ny marina angaha dia hoe loto ny politika. :lol:
Toy izany ny politika: tsy hiteny akory aho hoe maloto ny politika fa ny marina angaha dia hoe loto ny politika. :lol:
33. HESHA
(
31/08/2006 10:07)
mba asaivo diovini kintakintana ari fa tssssssss
de tokoni omen i Lazadaddy azi ni norme am fahadiovana sao mitsoaka ni kil am resto politik
vazivazi daholo zani fa ni zavatra itarainan ireo olon dehibe am fianakavianai ohatra (mpiasam-panjakana ny ankabeazani) de ni hoe "voateri ankolaka" izi ireo hanaraka izai parti misi eo am fitondrana fa ra tsi zani de ..... affectation disciplinaire ani ambanivolo le tsi azon ni havana tsidihina reni.
Ka aiza am zani mou no hahadio ni sain'ni olona mpikambana ao ry reto ?

34. prime
(
31/08/2006 13:29)
LD> hafa kely mihitsy, henjana no sady lalina dia lalina izany ambara izany...=D
Hesha> Mihamafy izy izao fa vao omaly tsy maintsy nivory ny sendikàn'ny mpiasa rehetra satria misy pressions avokoa izao ny ataonao raha vao tsy miditra ao @ parti ianao...
Hesha> Mihamafy izy izao fa vao omaly tsy maintsy nivory ny sendikàn'ny mpiasa rehetra satria misy pressions avokoa izao ny ataonao raha vao tsy miditra ao @ parti ianao...
35. fijo
(
06/09/2006 20:53)
za kosa aloha mahita,fa tsy ratsy daholo ny olona niaraka tamindratsiaraka taloha e.
ohatra,"ry Andreas claude,ry joze kely,ry ramahatra,misy avy any ambato boeny izay koa fa tsy tsaroako ny anarany"iero dia olona tena nitady izay hampandroso,fa le maro be mijapy tao no tena nanahirana.ka amiko ny olona toa an'ireo azo atao tsara ny miara miasa aminy.

36. prime
(
07/09/2006 14:01)
tena nisy kosa tokoa aloha tena olona tena mendrika tao fa tsy foka aby e... zà koa mahalala maro...
37. fijo
(
07/09/2006 22:25)
ka izay,fa le mpijapy izay mbola mijapy ankehitriny koa no mandoto rano foana.ka ireo no tokony hiadivana.