ny tsikinao mameno ny fo

1. malalatinasoa ( 22/08/2006 04:49)
Misy hira izay, henoko indray mandeha tany dago, dia tao @ radiovazogasy koa, fa tsy mety haiko ny mpihira azy sy ny titreny., ary ny tonony. Sao afaka manampy ahy ianareo? Misaotra betsaka :)

Ohatr'izao ilay izy:
Raha vao miposaka ny masoandro
Ny tsikinao mameno ny fo
Ka lasa mihiratra ny tontolo andro.....

2. pissoa ( 22/08/2006 06:35)
http://serasera.org/tononkira/index.php?rub=tononkira/hira&id=988
3. LazaDaddy ( 22/08/2006 07:03)
saika nitovy kay ny an-dalana voalohany ihany...hahaha!

from the rising of the sun
to the going down of the same
the Lord's name
is to be praised

:wink:
4. malalatinasoa ( 22/08/2006 14:47)
pissoa:

http://serasera.org/tononkira/index.php?rub=tononkira/hira&id=988




merci merci :*,

lazadaddy> ie, hihihihi, naika saika :-D, hira aiza io?
5. Herimiafina ( 22/08/2006 19:32)
Atolotr'i ndroky ho an'i HM ve io hira io retsy? :-*
6. Fiffi ( 24/08/2006 08:32)
na ny titra aza tena midika zava-dehibe.
7. malalatinasoa ( 02/09/2006 23:09)
Fiffi> Ie, ny feony koa milamindamina milantolanto tsy dia masosotra.

Herimiafina> Euh euh, atolotro an'i futur niece sy neuveu an'i tonton HM :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0068