grave ndray ini, nefa tsi midika anie fa izai rehetra hi-proposer an zany ve de hamitaka daholo sady tsika ange betsaka e.
Sady toa misi fomba ahafahana manamarina an ireni kou alohan ny hirobohana am zani
Salama tompoko,
Izaho manana tany kely izay eo mandrangobato anosibé
mety eo @ 15M eo ny vidiny
....
Valio aho raha mahasarika anao ny tolotro
fila:
Bonjour
Rehefa tena mandinika tsotsotra aho dia marobe @ izao fotoana izao ireo olona( (Ny tena mahafinaritra dia efa be ireo tanora) mba te hanana tany azy manokana, tsy lova fa mba novidiany manokana hanorenany trano sy fonenana. Ny tena olana anefa dia ny hakelin'ny vola enti-manana (Na efa manana na manam-pikasana hindrana@ banky izay voafetry ny karama ihanay), ny tany amidy anefa matetika dia lafo tsy takatry ny vola. Ny misy azoazo dia somary manalavitra ny ville (somary mora ny m2) dia ngezabe le tany. Ny soso-kevitro dia ny hivondronan'ireny olana ireny (na @ alalan'ity takelaka ity) dia mba mitambatambatra dia mahazo iraisana. Ohatra @ izany mba afaka mahazo tany kely @ alalan'ny 5 � 10 millions. Hevitra ihany io fa dia miandry ny sos-kevitrareo.