Nivaly ny bacc
21. simplex
(
21/08/2006 16:56)
Lalah:
ary tsy misy fomba ve hoe tonga de tapena ny anaran ilay olona de hita eo, amin io site io?
CTRL + F : pour "find", io no key tsindrina de soraty izay anarana tadiavina ;-)
:-*:-*
23. mimich
(
23/08/2006 08:34)
fens:
Faly be za fa afaka bebenay! :lol::lol::lol::lol:
hihi fens> sanatria ve ka mila bacc zao vao tafiditra ny varavarana............. any aoriana any:-D:-D:-D:-D
