Nivaly ny bacc

1. pissoa ( 19/08/2006 11:11)
http://bacc.univ-antananarivo.mg/
novalian'i pissoa ny 24/08/2006 20:28
2. pissoa ( 19/08/2006 11:12)
Oops - hadinoko. :oops:
Farintanin'Antananarivo io
3. simplex ( 19/08/2006 11:17)

Tena mbola napoakan'i St Michel ihany ny Serie C kle :°):D:D

Ampefiloha koa otran'ny mba miakatra an=D=D

:-*:-*
4. tiphen ( 19/08/2006 11:58)
misaotra ee!! mba hijery ny anaran'ny oul fantatra ato alou kou!!! lol
5. kiali ( 19/08/2006 12:51)
de afaka ve pissoa??
6. pissoa ( 19/08/2006 13:02)
Ie - afaka zah kah! :-*:-*:-*
7. patrick2002 ( 19/08/2006 13:20)
afaka izy ry kiali ah! dia mba rehefa vita ny arrosage nareo dia aza adino izahay :D:D
8. Herimiafina ( 19/08/2006 19:40)
Ary toa tsy ao ny anarako klé :(
9. cutie ( 19/08/2006 20:18)
tsy afaka zany :-D:-D:-D
10. pissoa ( 19/08/2006 20:53)
Herimiafina:

Ary toa tsy ao ny anarako klé :(
Misy mitovy anarana amin-jy aza ao knou :-D:-D:-D


11. Herimiafina ( 20/08/2006 03:48)
Tena tsy hitako izany klé, sao dia mention mediocre klé? hehehehe:-D
12. pissoa ( 20/08/2006 18:10)
Tsy tadidiko :-D:-D:-D
13. Herimiafina ( 20/08/2006 18:32)
Mahatsiaro zavatra ratsy be teo amin'ny fiainako retsy zah amin'io resaka bacc io klé.
Tadidiko zah naka Bacc serie A dai nambanian'ny serie C sy D dai tezits amafy dai voatery tsy maintsy naka serie C njay taorian'io mba hanaporofona an-dry donjona hoe mba haiko koa ny serie C kle, de nopetahako njay ny D avy eo fa tsy nisy hatao zah fa tsya faka concours fa donjona klé. :(
14. pissoa ( 20/08/2006 18:37)
Fa maninn koa njy no nanaiky hoe ambany zany nefany na nambaniany aza :roll:

Ntsoooo - nila nanao preuve-na intelligence kely ve le donjona kely :oops::-D:-D:-D
15. Herimiafina ( 20/08/2006 18:41)
Zah angaha niteny hoe nanaiky ambany, raha nanaiky ambany zah de tsy nanamporofo hoe mahazaka serie C tsara ny zaza nanala serie A. Ny azy passabla fa ny ahy mety bien mihintsy. hehehehe=))=))
16. pissoa ( 20/08/2006 18:43)
Njy zany pasy partou an :-D:-D:-D
17. Herimiafina ( 20/08/2006 19:07)
An3, tsy pasy partou kah, zusta olona donjona te hiala amin'ny fahadonjonana fa tsy manao hoe, zah voalohany tany ampianarana dia masinteny lasa andriamanitry ny fahaizan atsy mety hisondrotra tsony fa tapi-pahaizana..... :-D
18. pissoa ( 20/08/2006 19:15)
:wink:
19. Herimiafina ( 20/08/2006 19:22)
Matoa mianatra na mbola mianatra dia tsy mahay izay.
Ary tsy midika mihintsy ny fiakarana kilasy hoe mahay be ny olona na zaza iray.....
20. Lalah ( 21/08/2006 16:38)
ary tsy misy fomba ve hoe tonga de tapena ny anaran ilay olona de hita eo, amin io site io?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1318