Inona sa iza izany fahantrana?
21. soanja
(
22/08/2006 06:41)
Satria efa voadinika tao ambadika ity hevitrao ity:
Zah mahalala ratrema miliaridera be tsy mba mandro mihintsy ohatra sady makota, mandrehoka eo amin'ny moquette!
Miverina ery ambony
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 20-08-2006 05:00:58
Lohateny : Re : Voretra ve ny gasy sa ahoana?
grrrr
Miverina ery ambony
Mpandefa : soanja [ Valio ] 21-08-2006 01:14:07

HM > miala tsiny fa toe hoe hamaly an'i HM foana fa mba mifanojo foana ny hevitro amin'ny hevitrao satria ny fahantrana indrindra ry Herimiafina dia tsy voatery ho material daholo. Io ratrema miliaridera io dia mahantra ara-tsaina. Raha nanankarena izy dia azo resahina hoe inona no nampanankarena azy fa tsy voatery ? Nandova, nahazo volabe satria hiady vatosoa, nampianarina hoe rehefa izao dia izao no atao dia mahazo vola be sa ve ahoana?
Miverina ery ambony
Mpandefa : soanja [ Valio ] 21-08-2006 01:16:10

Be dia be tokoa mantsy ny mpanakarena izay mahantra ara-panahy. Efa elabe i Mother Theresa no nilaza an'io fa tsy zah akory an.

24. LazaDaddy
(
23/08/2006 09:46)
mi:izaho aloha dia tsy mba manana, tsy dia mahantra be loatra koa anefa na izany aza. Saingy izaho rey olona voretra tsy mety mandro an! Mifangaro @ tenako daholo ny fofom-behivavy sy ny fofona deodorant sy bakiraro sy dentifrice sy tsemboka sns... hahahahahaha!
Ny toe-tsaina no tena mampahantra ny olona @ ankapobeny
27. LazaDaddy
(
23/08/2006 23:32)
Herimiafina> fofon'amanitra? :x
hahaha!
tywa68:misy mandinika fy fomba fanoratro eto mihitsy na dia izao aza vao hitako ny solon'anarany eto @ forum :-*
hafa indray ny famalin'i Lazadaddy :?
hahaha!
28. prime
(
24/08/2006 09:20)
mi:sa ny toetsaina mihitsy no efa mahantra?:lol:
Ny toe-tsaina no tena mampahantra ny olona @ ankapobeny
29. Herimiafina
(
24/08/2006 18:52)
structure sa processus sa climat le hoe toe-tsaina kay, kony? :roll::-w
30. prime
(
25/08/2006 10:21)
Asa aloha e, mila mitondra fanazavàna i mi... mety tsy ho ireo fa concept, éthique, idée mihitsy ka miainga hatrany @ fitaizàna...
Aleo i mi mihitsy no milaza ny tiany ambara...:wink:

31. mi
(
30/08/2006 13:17)
Hoy i mi:
Ny toe-tsaina no tena mampahantra ny olona @ ankapobeny
tsy haiko aloha ry prime na
concept, éthique, idée
hvtra iray hanazavako ny tiako ambara ity
: reraky ny fihazakazaky ny fandrosoana ny akabeazan\' ny olona ka minia manadino zay nitaizana azy teo @dada sy neny,na koa niady irery teo @fiainana ;hany ka lasa tia tena manao zay tiany atao fotsiny ka tsy miheritreritra ny mahasoa ny hafa intsony
io no mamolavola ny toe-tsain\'ny olona sasany ankehitriny
ka tsy mahantra ve ny olona manana toe-tsaina tahaka izany hoy nareo??????

32. prime
(
31/08/2006 11:41)
Dia ny toe-tsaina mihitsy izany no mahantra... izay ilay nambarako tao ambony tao...:wink:
34. rasoul
(
04/09/2006 08:55)
Ny fahantrana ve?
Mitovy @ olana ihany io za ny hoe ny olona ts1-1 ihany no mamorona azy

37. rabaradaka
(
13/09/2006 08:31)
O daday a, hita hoe tena tary sy namana manan-katao daholo nareo raha namaky ny fanoratrareo, fa ny tian'i herimiafina fantarina dia ny famaritana ny hoe fahantrana. Tsotra ny valiny amin-drabaradaka : rehefa tsy manan-karena dia mahantra. Fa zao kosa tsy mitovy ny hoe mahantra sy sahirana, aleo hazava zay.
38. prime
(
13/09/2006 15:15)
Ny fahantràna no fototry ny olana rehetra hoy HM sa ny tsy fandraisana andraikitra? dia hoy aho hoe, sao d ra-olombelona mihitsy e...