Notanana ampon ja i David Rajon

21. Herimiafina ( 19/08/2006 18:03)
Izao fotsiny e. Misy fomba fangalarana anakiroa ireto:
-Mamorona asa tsy mi-exista (làlana any Ambararatabe izay tsy mitondra makaiza sy makaiza, fa any antendrombohitra), misy volabe antotona hanamboarana azy io, lanin'ny mpiandraikitra fotsiny.
-Asa tena mi-exista ary vita soa amantsara antsakany sy andavany, saingy misy ambiny ny vola ary nohanin'ny mpiandraikitra.

Marihiko fa na ny pdt ny repoblika aza no ao ambadika raha ilay iray voalohany ny fomba nangalaranao, normale raha midoboka ianao! :roll:
22. miangalyandria ( 19/08/2006 22:09)
aza atao an'izany herimiafina fa manjary tsy afaka mamangy ny zandriko any ambararatabe aho moa e ! hihihi !!!!
23. Herimiafina ( 20/08/2006 03:42)
Ny tena izy anie toa tsy misy olona tsy manodina izany rehefa misy azo ahodina e, fa ny hoe iza no mahay manodina iza no tsy mahay no olana.

Tadidio fa miasa eo ny théorie du zero-soupcon. Raha nampanaovina asa iray ianao ka tanterakao antsakany sy andavany izy iny ka tsara be ny vokatra noentinao, misy impact social tsara, dia mihena ny soupcon aminao ka na nanodina kely aza ianao dia tsy dia mety haninona anao loatra ny audit.

kanefa raha asa tsy vita no presenter-nao kanefa ianao nanodina vola, dia mahaiza mitanty ny valiny fa na ra-George Bush aza no tsindry bokotranao mety hiala maina izy. :wink:
24. andria ( 20/08/2006 15:42)
raha io aloha dia trondro be ireny ka rehefa tsy hilaza ny marina izy dia azy ny azy .
ny marina enefa dia nandaniana ireo député t@ fifidianana farany teo io volan'ny FID io ka mba sorona alkoha e!
mbola maro ny ao fa io aloha no akalany e!
25. Herimiafina ( 20/08/2006 21:03)
Ny teniko dia aza mba tiatia mngalatra ihany fa mameno fonja fotsiny klé. :roll:
26. Fiffi ( 21/08/2006 06:33)
ka tsy maintsy hampidira fonja ange ny mpangalatra eh!
27. ravatorano ( 21/08/2006 09:07)
! zay mamafy dia mijinja !
za aloah d tena gaga miitsy hoe lery v nahavita an io bizina b io fa tena tsy nampoiziko miitsy kle
28. mandrindra ( 21/08/2006 14:52)
aleo aloha ahandeha ny fanadihadiana, dia hivoaka ny porofo raha misy. izay nangalatra dia meloka.
ny ahy fotsiny dia hoe raha naka ireo vola ireo tokoa i lery dia tokony ho tadiavina hoe lasa aiza daholo mba ahafahan'ny fid mirépurer ny vola; fa tsy hoe nangalatra volabe dia migadra avec sursis 5 taona dia tsisy araka intsony avy eo.
29. ravatorano ( 21/08/2006 14:58)
efa voalaza tery ambony zany fa tsy volan ny FID ilay izy fa an ny EPT izay projet ao amin ny Minisiteran ny fampianarana sy fanbeazana ka ry lerony no deba tao d namboariny ny S fa diso bosaka b loatsa kouh angamba !
30. mandrindra ( 21/08/2006 15:28)
dia tsy koi zany fa tokony ho recupererna foana ny vola dia omena ny EPT izanye.
31. ravatorano ( 23/08/2006 10:10)
araky ny voalazan Atoa filoha omaly iny raha avy any atsimo izy fa d nisy tokoa ilay fanodikodinana fa dia miandry daholo zany tsika mianakavy hoe aoana ny tohin ny tantara
tsetsa2 tsy aritra no ilazana aminareo fa miray cellule i Inbgahy voninahitsa sy Ingahy davis rajon
samy b afera v zany hihihihi
32. Fiffi ( 23/08/2006 17:45)
hummmm !! tsy efa complot ve zany ?
33. mandrindra ( 23/08/2006 19:28)
sao dia cellule VIP zany le?
34. ravatorano ( 24/08/2006 08:24)
fiffi
35. fijo ( 24/08/2006 22:15)
ravato an,mazava anie le izy e,taloha ny FID dia teo ambany fanarahamason'ny minisiteran'ny finansy izay izay.dia tampoka teo ravalo nilaza fa hoe ,manomboka izao ny FID dia raisin'ny presidensy ambany fiahiany.tao no efa nanomboka narahana io resaka io,fa nisy zavatra tsikaritra.ary efa voahangona ny profo,vao izao navoaka izao ny resaka.
raha vola kely(10 000 000,na 100 000 000ar)dia nasaina naveriny fotsiny dia novana toerana izy dia vita.madio ny rano,fa toa nihanika ny 30 miliara le resaka ,ka sarotra takomana.dia aleo ahilika .
fa ny mahatsikaiky dia ireto mpiaramiasa akaiky sasany amin'i ravalo matahotra.inona no atahorana??????????????????????
36. prime ( 25/08/2006 11:58)
Hummm... tena tsy mahafantatra ny fomba fiasan-dra8 nareo an...
37. xxx ( 25/08/2006 12:05)
mandrindra:

aleo aloha ahandeha ny fanadihadiana, dia hivoaka ny porofo raha misy. izay nangalatra dia meloka.
ny ahy fotsiny dia hoe raha naka ireo vola ireo tokoa i lery dia tokony ho tadiavina hoe lasa aiza daholo mba ahafahan'ny fid mirépurer ny vola; fa tsy hoe nangalatra volabe dia migadra avec sursis 5 taona dia tsisy araka intsony avy eo.


Ka izay mihintsy ilay fanaovan-drizareo azy , mangalatra be dia be izy, dia fantany fa hiditra am-ponja fa tsy quoi, dia @ ilay vola nangalariny ireo no anomezany ny atsy @ fitsarana , dia avy eo izy milamina miaraka @ ambin'ny vola . Fa tsy misy vola récupéré izany ireny ka ! Angaha tsy efa calculé be ohatr'izany foana ireny
38. prime ( 25/08/2006 12:46)
Fombany ihany izany... maka be fa mandoa kely dia migalabona avy teo...
39. Fiffi ( 25/08/2006 14:51)
prime:
Hummm... tena tsy mahafantatra ny fomba fiasan-dra8 nareo an...
fomba fiasany ahoana kay ?


40. dibbah ( 09/05/2008 16:07)
tara nareo fa efa nivoaka izy ôôô
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3782