Famakiana Baiboly

1. LazaDaddy ( 18/08/2006 01:41)
Misy fomba samihafa ny famakiantsika Baiboly. Ohatra vitsy ireto (Jaona 14:14-15)

ohatra 1:
Raha mangataka zavatra amiko amin'ny anarako hianareo, dia hataoko izany. Raha tia Ahy hianareo, dia hitandrina ny didiko.

Ohatra 2:
Raha mangataka zavatra amiko amin'ny anarako hianareo, dia hataoko izany. Raha tia Ahy hianareo, dia hitandrina ny didiko.

Ohatra 3:
Raha mangataka zavatra amiko amin'ny anarako hanareo, dia hataoko izany. Raha tia Ahy hianareo, dia hitandrina ny didiko.

Amin'ny fo mahitsy sy tsy miangatra, iza amin'ireo no tinao indrindra? Izay ve ny sitrapon'Andriamanitra?

Mila manda ny tenantsika isika isaky ny mamaky Baiboly ary mihaino ny hafatra rehetra tian'ny Ray ampitaina.:-*
novalian'i prime ny 24/08/2006 08:49
2. cutie ( 18/08/2006 01:44)
tsy mazava:roll::roll:
3. LazaDaddy ( 18/08/2006 02:13)
tsy mahay teny Gasy intsony ito zana-bazaha kely ito marina!

cutie> [size=8]how would u read this passage? where would u put the emphasis? :-*[/size]
4. cutie ( 18/08/2006 02:15)
Ohatra 2:
Raha mangataka zavatra amiko amin'ny anarako hianareo, dia hataoko izany. Raha tia Ahy hianareo, dia hitandrina ny didiko.

io :lol::lol::lol:
5. mbelotavao ( 18/08/2006 03:12)
Tsy mazava tokoa,ampio fanazavana raha tsy mahadiso.
6. cutie ( 18/08/2006 03:13)
iza @ reo ohtra 3 reo hono zany no fidinao e
de in ny antony :lol:
7. jentilisa ( 18/08/2006 05:33)
d inona ary ny didiny?
8. diamondra27 ( 18/08/2006 08:24)
mila mivavaka aloha de mangataka ny Fanahy Masina hitarika sy hanoro hevitra ary hampianatra anao zay vao mamaky baiboly
raha tsy zany de mivadika daholo ze tsy te hivadika ao
9. ravakamalala ( 18/08/2006 09:21)
Ilay fah 3 mazava ho azy satria mifono hevitra sy hafatra betsaka ny teny tsirairay ao, na ny fomba fikaharany koa aza, fa araka ny tenin i diam d mial ny Fanahy Masina hanazava azy, sy hitarika ny saintsika fa lalina any io tenin Andriamanitra io.

jentilisa > inona moa no didin Andriamanitra? Amiko dia miainga amin ny didy folo, ny tohiny dia am pamakiana ny baiboly no ahafantarana azy?
10. diamondra27 ( 18/08/2006 09:41)
ravaka: :wink:
11. dadabe ( 18/08/2006 14:07)
tena tsy azoko r'ise le size an'ise a :roll:
12. pissoa ( 18/08/2006 20:49)
Ny famakiana baiboly dia tsy tokony mifantoka amim'ny baiboly fotsiny.
13. cutie ( 18/08/2006 22:38)
ary mba iza @ reo no fidin'i Lazadaddy :lol::lol::lol::lol:
14. Achia ( 19/08/2006 16:27)
za koa ohatra ny tsy dia mahazo loatra fa sao de tokony oahtra hafa no homena ohatra oe madio daholo ny zava-drehetra dia jerena rankizay hoe zava-drehetra inona ary no tiany lazaina mba hijerena ny mpamaky hoe ny tena sitrampon'ATRA marina ve no ao ampon'izay mamaky baiboly sa izay tsy mifanaraka @ eritreritra sy ny fomba amampanao de avela
15. prime ( 21/08/2006 13:07)
pissoa:
Ny famakiana baiboly dia tsy tokony mifantoka amim'ny baiboly fotsiny.
tsy mazava... tokony hifantoka @ inona koa?:lol:
16. majesty ( 22/08/2006 09:37)
LazaDaddy:mifameno ireo hevitra 3 ireo ka,donc iray ihany no tiny ambara
17. prime ( 22/08/2006 10:59)
Raha tianareo hazava kokoa, tsara2 lavitra vakiana manontolo ny jaona 14, indrindra ny and. 12-17 dia voavaly ny hevitra fonosin'ireo teny ireo...
18. LazaDaddy ( 22/08/2006 11:58)
ho an'ireo izay tsy nahazo fa "hors sujet". Rehefa mamaky Baiboly isika indraindray (na matetika) dia misy teny tiantsika tsindriana mafimafy kokoa ary misy lalovantsika fotsiny. Karazan'ny "manampy" sy "manaisotra" ny zavatra voasoratra ihany anefa izany.

hatsikana sy lalao kely:
pissoa:
Ny famakiana baiboly dia tsy tokony mifantoka amim'ny baiboly fotsiny.
prime:
tsy mazava... tokony hifantoka @ inona koa?:lol:
Tokony hifantoka @ angano sy lovan-tsofina sy ny bokimena sy ny sciences ary ny lalam-panorenana angamba? :lol:


19. prime ( 22/08/2006 12:56)
:lol:
Vakio ny filazantsara jaona 14, indrindra ny and. 12-17
20. pissoa ( 22/08/2006 14:03)
prime:
tsy mazava... tokony hifantoka @ inona koa?

Amin'Andriamanitra ka!

Betsaka mihitsy ny olona - rehefa mamaky baiboly dia mamaky izay voasoratra fotsiny - tsy mandalina - ary tsy te hahazo. Tadidio fa tsy ny baiboly (ilay boky nadika ho teny gasy avy tamin'ny teny tsy fantatro) akory no marina (absolu) - fa ny Tenin'Andriamanitra.

LazaDaddy:
Tokony hifantoka @ angano sy lovan-tsofina sy ny bokimena sy ny sciences ary ny lalam-panorenana angamba?

Tokony handalo ao an-tsaina ve ireo araka ny hevitrao? Manao examen amin'ny tenanao raha nandalo tao an-tsainao ireo!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3491