Sao mba manana tonon-kiran'i Jerome Randria ianareo fa saingy tsy fantatro ny lohateny fa ny ao anatiny misy andininy hoe : "na dia manirery aza aho ry sombinaiko; tsy miova akory ny fitia zay nolalaiko; manantena ihany ny ho tody eny an-tseranana...toy izany, ny vetsovetso singany aty, ho anao...".
Isaorana mialoha raha misy manana na mahay; miandry valiny.