saika mba mila toro evitra kely
22. Ralay
(
18/08/2006 04:52)
Ahitsiko kely ny voalaza eo ambony fa ny vola en espece azo entina mivoaka dia 7500euro par presonne fa raha mihoatra an'io dia tsy maintsy deklarena @ douane.
23. diamondra27
(
18/08/2006 12:40)
ok , fa aiza no ahitana an'izany 7500 euros na de handeha hamarotra diamondra aza :lol:
24. Ralay
(
18/08/2006 13:22)
Avoahy ilay tahiry ao ambany ondana io ry diamondra fa aza mody maty eo an :lol: diamondra ve tsy ho lafo kokoa noho io sa atao varoboba :P
25. fijo
(
18/08/2006 21:50)
izao atao momondra an,mitondra taratasy fotsy dia asio soratra 7500€ dai vita ny resaka
27. Vaika
(
19/08/2006 09:02)
de misy valerany ve le ttasy misy soratra hoe 7500€ ?
Afaka manao taratasy solon'ny chèque (extrême urgence aza adino ny mampilaza ny bankinao), dia misy valeur mitovy amin'ny chèque (standard)mihintsy fa saingy ho voaroakan'ny bankinao ianao raha mananihany azy.
Ireto no tsy maintsy hita amin'ilay taratasy :
Anaranao, n°compte, ny bankinao (agence), porteur, daty, sonia et la somme bien-sûr !
saika mba hanotany we tsy misy atahorana ve le mandefa vola @ ( westerne union ) par enternet io???
Ny sécurité ny pc-nao ihany no olana fa ny site de sécuriser tsara araka ny anarany :
Attention ! Les sites sécurisés écrivent vos infos sur le disque dur. En effet, les pages sécurisées sont enregistrées localement sur votre machine. Les personnes ayant un accès sur votre PC peuvent alors les consulter.
Voilà comment rectifier cela...
Pour ce faire, lancez IE, sélectionnez le menu Outils, Options Internet… et cliquez sur l'onglet Avancé.
Dans la section Sécurité, cochez la case Ne pas enregistrer les pages cryptées sur le disque.
Terminez en cliquant sur OK.
Cette astuce fonctionne pour les versions d'Internet Explorer 5.5 et 6.
28. Herimiafina
(
20/08/2006 20:50)
rurik:
mahita io fandefasana vola eo ambony io aho dia saika mba hanotany we tsy misy atahorana ve le mandefa vola @ ( westerne union ) par enternet io???
misaotra betsaka .
Elaela ndroky tsy hita an! :-*
tsotra retsy an! matoa io eo dia azo antoka izany! fa ny olana tokony hipetraka dai ny hoe ohatrinona no frais sy ny sarany alainy raha oharina amin'ny western union na mondial proxy na ny fomba fanadefasana saosy rehetra?
Raha ny ahy dia ny banky ihany no azo tiako, mampiasa RIB sy Code Swift dia masaka be. Iray andro dia tonga soa amantsara, ny banky faly, zah faly ny olona andefasana faly.
de mba andefaso amin'izany parotsa izany ra-HM fa tena maina klé. :-*
30. Vaika
(
22/08/2006 15:59)
fiffi : oui ankia a ! Tsy manana zo ny handà an'io taratasy io ny banky ! Ny chèque koa anie taratasy ihany e.
- chèque certifié : chèque-nao + confirmation de la banque fa ampy ny volanao ao amin'ny compte-nao hanonerana ny valeur-n'ilay chèque nataonao !
Tsy afangaro amin'ny chèque de banque : ny banky no manao ilay chèque (fa tsy ianao !). Ohatran'ny chèque normal ihany fa ny compte-n'ilay banky no débiter-na (manana compte koa ny bankinao noho izany manana chéquier koa !) dia avy eo ny banky mi-débiter ny compte-nao (misy sarany +- 20 €).
Fa raha mba afaka manome toro-hevitra dia tandremo ny mpisoloky : raha vao betsaka ny montant-ny transaction dia aleo mihintsy miantso ny banky émetteur-ny chèque (zo-nao !) fa sao matokitoky foana ka very vola : rehefa afera dia afera, tsisy sentiment !
Miala tsiny fa somary nivoana kely, efa zatra daholo angamba isika namana;-)

31. Herimiafina
(
22/08/2006 19:33)
Andramo aty amin'ny compte-ko hoe izany fandefasana iznay dia teneniko raha tonga soa amantsara na tsia! :^)
32. fijo
(
22/08/2006 21:07)
fiffi,tsy misy valerany,fa le resaka anie dia hoe ahoana no ananana 7500€ e,fa tsy hoe"ahoana no ahazoana (vola 7500€)tsy mitovy ireo
34. belahasa
(
24/08/2006 10:17)
rurik:
tsy misy atahorana ve le mandefa vola @ ( westerne union ) par enternet io???
za kou klou mpividy zavatra eto am ty enternet ty e.
fa tsis atahorana
le tenin'i Hery ery ambony no mila vérifier na le oe
tokony ho httpS fa tsy http tsotra
le S io milaza oe site sécurisé le iz.
za mividy atram le pleasure max reny fa tonga tsara ary tsis blem klou e.
fa za tsy mbola nanandrana anle westerminion