15 taona be izao ho an'ny olo-be PIERROT RAJAONARIVELO sao !
22. vakiniadiana
(
24/08/2006 09:46)
Mahagaga aloha fa ireo olona manenjika fitondrana eto @ forum manokatra sujet dia tsy hita foana ny nalehany e, nefa tokony mba haneho hevitra ry zareo fa tsy mikepoka ny sy manakiana fotsiny
24. jimtex
(
24/08/2006 22:18)
Ra olona mbola mino amin'izao fotoana izao hoe ilaina ra8 di efa any am-paladia ny fisainany.Ianao ry papounette sy xxx aza oentin'ny fo .Tsy nisy fanampagana tahaka izany natao an'i Lila sy ny tariny satria ambaniandro, mialatsiny fa tsy panavakavaka .Izao nangalarin'ny ra8 ny vola tao am FID izay nahazahoan'i david rajaona sombitsombiny dia naiditrany david mba hanotofana izany .Mba hainareo moa 3000 miliara fmg no totalin'ny vola nahodin'ny ra8 hatramin'izao,tarehimarika tena azo tamin'ny olona akaiky anazy io.Tokony ho tapahan-doha avy hatrany izy .
25. prime
(
25/08/2006 09:55)
izaho ho'aho tsy te hiteny betsaka fa betsaka zavatra tsy eritrertin'ny saina ao ambadiky ny fiainantsika politika andavanandro io...:lol:
26. prime
(
25/08/2006 10:05)
Te hanitsy an'i jimtex fotsiny hoe
Dia mba ialao @ izay ny fiziriziriana @ hevitra tsy mi-passe ry papa a...
Ny @ hoe ambaniandro, inona no maharatsy an'izany, adalàn'izay tsy tia ny azy...:wink:
jimtex:he!he!he! ny olona rehefa mahita kosa hoe tsy mahomby dia manaiky ny hiova hevitra fa adalàn'izay te-hiziriziry @ heviny na dia efa hita aza hoe tsy tafa intsony... ao koa ry rakotomanana honoré, ranjeva raymond, rabemananjara charles... fa tsy ampy ny lazainao...:°)
Tsy nisy fanampagana tahaka izany natao an'i Lila sy ny tariny satria ambaniandro, mialatsiny fa tsy panavakavaka
Dia mba ialao @ izay ny fiziriziriana @ hevitra tsy mi-passe ry papa a...
Ny @ hoe ambaniandro, inona no maharatsy an'izany, adalàn'izay tsy tia ny azy...:wink:
27. kelly13
(
25/08/2006 17:48)
jimtex>ka iza io olona akaiky nilaza fa nanodina 3000 miliara io davida sy ravalomanana e?
sady mba asio fanajàna kou le oul aloha fa inn ary ty ra8 ra8 nareo ty! ôtran'ny hoe faha8 zany! pffff
sady mba asio fanajàna kou le oul aloha fa inn ary ty ra8 ra8 nareo ty! ôtran'ny hoe faha8 zany! pffff
28. Lalah
(
25/08/2006 20:34)
jimtex>> nareo tanindrana ihany no mahatonga ny raciste fa tsy iza akory. Sa complexe kosa?
29. prime
(
28/08/2006 11:33)
kelly13> Zah koa mpiteny an'io fa tsy blem io rehefa any an-tsaiko aho manaiky hoe filoha izy fa @ izao andro izao mbola maro no tsy manaiky azy akory hoe filoham-pirenena izy...
30. fijo
(
29/08/2006 21:43)
jimtex an,aza miteny hoe :"izay mbola mino izao fitondrana izao dia any ampaladia ny fisainanay." io samy manana ny tiany.raha ise io izao no lazaiko hoe ry ratsiraka efa tsy hita izay vitany ireny sy nanapoaka lalana sy tetezana ireny ve no mba tohanna,tsy any ambany rangolahy ny fisainana,dia ahoana?fa tsy misy dikany izany.raha izy no tian'ise,dia tohano izy,ary asio fanohanana mafonja ny hevitra fa aza manambany izay tsy mitovy fironana amin'ise fa ratsy.
32. fijo
(
30/08/2006 21:34)
izay no tokony hianarantsika eto.mampiady hevitra amin'ny fomba malalaka,ary manohana io hevitra io,fa tsy mifanambany.
ato izao misy akama manohana an'i pierrot,tena mahay manohana ny heviny.ary tsy mba manalika ny hafa,na ny mpanohana andravalo na ny mpanohana an dratsiraka.fa ny azy no tohanany.isika anie mpinamana foana e,fa tsy voatery hitovy hevitra.iraitampo aza tsy miray saina amin'io polifika io
ato izao misy akama manohana an'i pierrot,tena mahay manohana ny heviny.ary tsy mba manalika ny hafa,na ny mpanohana andravalo na ny mpanohana an dratsiraka.fa ny azy no tohanany.isika anie mpinamana foana e,fa tsy voatery hitovy hevitra.iraitampo aza tsy miray saina amin'io polifika io
33. prime
(
31/08/2006 12:39)
Izaho izao tsy manohana n'iza n'iza fa milaza izay fahitako tsotra fotsiny...:)
35. prime
(
12/09/2006 15:39)
Fa misy marina tsy filaza loatra fa mampisavorovoro saina... tsaroako ery ddb tena sahirana rehefa misy zavatra tiany lazaina izay, marina, azo porofoina kanefa tsy zakan-dramalagasy d aleo mangina...
36. fijo
(
15/09/2006 22:37)
raha vao miresaka fitondrana sy fahefana aloha dia tsara kokoa ny mahay mifehy ny vava.fahendrena lehibe io
