15 taona be izao ho an'ny olo-be PIERROT RAJAONARIVELO sao !

1. Fiffi ( 13/08/2006 15:16)
jimtex: jereo ao @ "hoy ny gazety" fa misy lahatsoratra momba an'io ao!
2. cazal ( 13/08/2006 21:14)
:evil:Mbola nahavoa aza ra pierrot raha izay 15 taona izay fotsiny no azony fa tsy natao sesitany any Nosy-lava. Dia mizaka ny vokatry ny nataony aloha izy ka mbola hiaraka hanefa ny saziny miaraka aminy koa ireo niaranihinana taminy tao ireny.:-D
3. rachris ( 14/08/2006 03:25)
Ra ny tena marina aloha de mendrika azy zany eh!Zany aza tsy ampy!Ny namany rehetra aza tokony mbola ho samborina ko ny anla pierrot a pierrot!
Mba ovay @ toetsaina fa efa ela niaretana t@ zaza navelan\'ny be rebareba ve de mbola miandrandra ny fanjakany eto ihany!
Ra ohatranla daholo ny olona tsy misy dikany ny hananana taranaka sy firenena satria tsy hisy zavabanona mitsy na dia hisy generation in50 mifandimby aza eto M:car!Mazava?
4. jimtex ( 14/08/2006 06:44)
:?:15 taona be izao ve!.Asa anterivozona toy ny nanao genocide.Tena manao an'Andriamanitra sy ny tody tsy misy mihitsy.Marina fa olon-tsotra ny tena fa mampte-hamono rah iny lehilahy iny fa fanetri-ben'ny tany. Etanina etoana ny vahoaka malagasy fa raha vao mangala-bato eo de ho fenoin-tsika idray ny 13 mai,fa iny tsimaintsy miala.Tsy aleo ve Pierrot no mitondra.
novalian'i prime ny 18/09/2006 15:29
5. Fiffi ( 14/08/2006 07:33)
jimtex:
:?:15 taona be izao ve!.Asa anterivozona toy ny nanao genocide.Tena manao an'Andriamanitra sy ny tody tsy misy mihitsy.Marina fa olon-tsotra ny tena fa mampte-hamono rah iny lehilahy iny fa fanetri-ben'ny tany. Etanina etoana ny vahoaka malagasy fa raha vao mangala-bato eo de ho fenoin-tsika idray ny 13 mai,fa iny tsimaintsy miala.Tsy aleo ve Pierrot no mitondra.
tsy azoko zay tianao lazaina an! etsy enao milaza hoe mampte-hamono rah iny lehilahy nefa indray miteny hoe Tsy aleo ve Pierrot no mitondra ?
Sa olona samihafa no lazaina eto ?
Raha i Pierrot sy ny saziny aloha de zay manao ratsy rehetra de misy ny sazy tandrifiny azy avokoa eh!


6. xxx ( 14/08/2006 08:33)
15 taona be izao ve!.Asa anterivozona toy ny nanao genocide.Tena manao an'Andriamanitra sy ny tody tsy misy mihitsy.Marina fa olon-tsotra ny tena fa mampte-hamono rah iny lehilahy iny fa fanetri-ben'ny tany. Etanina etoana ny vahoaka malagasy fa raha vao mangala-bato eo de ho fenoin-tsika idray ny 13 mai,fa iny tsimaintsy miala.Tsy aleo ve Pierrot no mitondra.


Fa angaha ary izy ity de entina eny @ 13 Mai foana rehefa misy tsy azokozon'ny olona ny valim-pifidianana, tadidio tsara fa arakaraka ny hisian'ny "crise" ho maha-mafy ny fiainana.
tsy azo entina @ fo ny raharaham_pirenena fa kosa entina ampisainana tsara.
7. Zina ( 15/08/2006 20:16)
Inona aloha no tian'i lery (jimtex)lazaina e?
8. fijo ( 15/08/2006 20:57)
tsy faly izy fa nivoaka ny didim pitsarana e.atao akory fa izay no izy
9. mirana5 ( 15/08/2006 22:19)
Ireo sazy isan-karazany notanisaina tato ato zay ve dia noampiariana MARINA tokoa sa resaka fampandriana odrisa fotsiny e, TOA TSY MISY TOKOTANINY AKORY NY didim pitsarana rehetra zay nivoaka e. RAHOVIANA IHANY RE:roll::roll::roll::roll::roll:
10. fijo ( 16/08/2006 21:57)
ko le olona aza tsy eo antoerana ko.
11. prime ( 17/08/2006 07:46)
dia rehefa lany andro ny didy dia foana ho azy...:°)
12. mandrindra ( 17/08/2006 11:14)
mbola tsy ampy mpanohina avy aty ivelany matoa i lery tsy sahy miverina any dago. vava be fotsiny ny hoe ho avy aho sy ny sisa, ampiasaina ny bala rora fa mety mandena kely ihany.
13. prime ( 17/08/2006 12:58)
mandena be fa efa taitaitra daholo ny aty...
14. vetsoko ( 17/08/2006 15:05)
raha toa ka tiana hampiarina ny lalàna dia samy tsy misy o afa-bela na ny mpitondra ankehitriny na ny mpitondra teo aloha,raha toa ka misy mametram-panontaniana hoe ahoana koa izany,dia mbola betsaka izany no zavatra tsy ampy na tsy fantatrao @ raharaha politika marina tao dago sy ao dago @ izao fotoana izao ,limogeage,manoevre sy mensonge,assassinat,chantage,manipulation...aza gaga fa misy dia misy izany any amintsika,efa nisy teo aloha ary dimbiasan'ny ankehitrio,normale satria tsy misy ts'inona ny indémpendance de la justice;mampiatra lalàana sy mi-condamner aloha ny eo @ fitondrana satria eo @fitondràna izy,dia vice vers ça indray après satria tsy misy ny indémpendance de la justice e!dia lasa outils sy instrumentsn'ny izay eo @ pouvoir ny justice;
ny resaka pierrot ndray,mety tokony misy ny hanasaziana azy tahaka ireo rehetra ireo ihany nefa aleo koa ambara @ fo mahitsy sy tsy miangatra fa atahoran'ny fitondrana koa leiry matoa ahilika à tout prix,mba apetrahon ihany ny fanontaniana hoe fa maninona ary???Tokony mba hanao analyse ohatr'izany isika.Pourquoi ces grandes décisions,???( c'est ça l'analyse politique)satria ny cause,vraie cause, politique rehetra dia NON DITS daholo,eh oui
15. Stone ( 18/08/2006 01:26)
Izay resy no hampiarana ny lalana fa tsy izay maharesy akory, na tianao izany na tsy tianao, izany ny loi de la nature.
16. mandrindra ( 18/08/2006 09:03)
prime, sao dia mba ny efa mando taloha ihany no lena:wink:

stone, marina izany, izay mahery ihany no tompon\'ny fahamarinana
17. rabaradaka ( 18/08/2006 13:59)
I dadatoa cazal sy rachris koa toa milaza azy ho mpanafay olona mihitsy. Zao ange no tsy laitrako e, hanao ahoana ireto mpitondra ankehitriny rehefa tsy ho eo atsy ho atsy ? Hitanareo izao ny nampidirana an'i david rajaona voalaza fa nanodinkodim-bola amina miliara maro, fa tena hitohy ve ny tena famakafakana ny vola nahodina sa sarintsarin-javatra fotsiny ? Asa aloha fa ny sasany aza volam-piangonana mihitsy ange no nahodina e
18. mandrindra ( 18/08/2006 22:21)
asio anarana ry rabaradaka fa aza atao hoe ny sany fa tsy mazava izany a
19. papounette ( 19/08/2006 12:27)
jimtex:

:?:15 taona be izao ve!.Asa anterivozona toy ny nanao genocide.Tena manao an'Andriamanitra sy ny tody tsy misy mihitsy.Marina fa olon-tsotra ny tena fa mampte-hamono rah iny lehilahy iny fa fanetri-ben'ny tany. Etanina etoana ny vahoaka malagasy fa raha vao mangala-bato eo de ho fenoin-tsika idray ny 13 mai,fa iny tsimaintsy miala.Tsy aleo ve Pierrot no mitondra.

Qui sème le vent recolte la tempête.:@

20. xxx ( 20/08/2006 01:34)
Tsy mila porofo akory fa mijery ny harena sy Milliard azony fotsiny tao anatin'ny fotoana fohy dia ampy ahatsapana fa tena nangatra i Pierrot. Çà saute aux yeux hoy ny vazaha.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0811