Mitady solony fa mampalahelo.

21. prime ( 22/08/2006 14:02)
:lol:
22. soanja ( 22/08/2006 21:48)
Samoana:

Solitikabe:


Fa izaho mahita any US, saingy ny vidiny dia eo amin'ny $1,750 na $ 2,000 eo ho eo.


Raha manana io vola io izy asivo ataony frais mahita an'i Gasikara: sady ahita gasy bdb mahafinaritra azy izy no ahita coton de tuléar bobaka koa e. Izay no fanafody hitako hanala tsara ny alahelony ( miampy ny tohana am-bavaka ataon'i soanja sy LazaDaddy mazava ho azy:wink:)


Eh eee! Tsy afa manoatra intsony izy fa efa gadra amin'ny fitiavany. Efa lasan'ny vozongo ny fony dia tsy mahazo mandeha n'aiza n'aiza fa eo ihany. Dia io alika io no mba fiononany e. Fa raha tsy izay ve izy tsy efa any ampototry ny baobaba maka aina sady mijery ny tontolo manodidina mahafinaritra be.


23. LazaDaddy ( 22/08/2006 23:30)
Samoana:
Raha manana io vola io izy asivo ataony frais mahita an'i Gasikara: sady ahita gasy bdb mahafinaritra azy izy no ahita coton de tuléar bobaka koa e. Izay no fanafody hitako hanala tsara ny alahelony ( miampy ny tohana am-bavaka ataon'i soanja sy LazaDaddy mazava ho azy:wink:)

Samoana an, tena mety tsy tonga any Gasikara akory io vola io (frais sy assurance), indrindra raha any andrefan'i Etazonia izy no mipetraka. :wink:

24. Herimiafina ( 23/08/2006 00:03)
Maninona moa raha asaian mitady sipa mihintsy izany olona izany raha hita fa tena impossibla ny hahitany ilay namany fahiny e raha lasa lavitra loatra elabe izy e. Efa tsy anjarany koa izany lahy matoa tafasaraka lavitra ohatr'izany e! :-*
25. soanja ( 23/08/2006 03:14)
Herimiafina:

Maninona moa raha asaian mitady sipa mihintsy izany olona izany raha hita fa tena impossibla ny hahitany ilay namany fahiny e raha lasa lavitra loatra elabe izy e. Efa tsy anjarany koa izany lahy matoa tafasaraka lavitra ohatr'izany e! :-*


Ity olona ity dia hanamboarana film momba azy amin'ny taona ho avy. Dia ho hitanareo ao ilay alika, mampalahelo moa fa maty, sy ny tantarany. Dia raha mahita ilay tantara ianareo dia te hanampy azy daholo. Tsy aleonareo manampy ahy mitady an'ilay alika vaovao , chien de Tulear ihany an!
Raha mitondra alika avy any Dago moa dia ohatrinona ny frais tonga ao New York azafady sao mba efa nisy nanao io?


26. prime ( 24/08/2006 10:06)
HM:
Maninona moa raha asaian mitady sipa mihintsy izany olona izany raha hita fa tena impossibla ny hahitany ilay namany fahiny e raha lasa lavitra loatra elabe izy e. Efa tsy anjarany koa izany lahy matoa tafasaraka lavitra ohatr'izany e!
Aoro size an...8-):°)
27. xxx ( 26/08/2006 17:49)
soanja:

Biby inona izany no tianao omena azy?:?::?: Ilay izy anie ka tsy dia ilay alika loatra no tena tiany fa Madagasikara sy ny ampelasoany ka iny tena nahasolo azy tokoa raha ny fahitako azy. :wink::wink:


vorondolo ohatra sady any dago ireny bobaka :-D
28. soanja ( 26/08/2006 23:25)
xxx> sambory ary ilay vorondolo dia omeo azy e.
29. xxx ( 28/08/2006 18:56)
okalo ary aho hiresaka @ ndry nenintoa e tsy mila samborina fa tonga de alaina fotsiny e :-D:-D
30. cutie ( 28/08/2006 21:11)
:-D:-D:-D:-D:-D
31. fijo ( 06/09/2006 21:41)
za koa izao tsy mino anandriamanitra nefa tsy malehelo lava?????
32. soanja ( 07/09/2006 05:20)
Fijo a. Raha izay ny momba anao dia hivavahako andro aman'alina ny momba anao. Sao mba misy afaka hiara mivavaka amiko o?
33. Ralay ( 07/09/2006 06:09)
Mba hivavao koa aho ry soanja mba ho tonga milliardera haingana fa zah koa tsy minony virja mantsy mitovy foana eto antany ^^^^
34. Fiffi ( 07/09/2006 16:44)
efa nahita ve ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2232