Ratsirahonana sy Ravalomanana.

21. micangeli ( 13/08/2006 17:35)
:}:-D:-D:evil::evil::^):^)
22. Fiffi ( 13/08/2006 19:43)
:roll:
23. marosahanina07 ( 14/08/2006 06:50)
Io zany politika eh dia izao za aloha miteny eh ny ahy aleoko RATSIRAHONANA TOY IZAY OLONA HAFA ANKOATRA ANDRAVALO refa tsy ravalo dia aleo Ratsirahonana ny antony ve matoa anie nandeha io fitondrana Ravalo io hatrany amboalohany Io Ratsirahonana io foana no tao ambadika tao eh donc refa tsy le 1 de aleo io 2 io.……
de mba lazao ry zalahy io Ratsirahonana io tsy hilaza zavatra Teknika loatra refa miteny fa lazain'ny olona ho be resaka. Marina Tsinona ny azy ny hoe Tsaboina maimaimpoana satria mandeha taxibe aza aho mandoa hetra fa raha mety koa aza hangatahina ny jiro sy rano.
24. Fiffi ( 14/08/2006 09:12)
marosahanina07: ka le be resaka io indrindra le zavatra hatao mba hifidihanan'ny olona zy de rehefa tonga eo anefa inona no vita ? mampananena olona zany nefa efa fantatra zao fa misy zavatra tsy possible!
25. majesty ( 17/08/2006 08:36)
:?::?::?:
26. Fiffi ( 17/08/2006 13:02)
majesty: tsy marina ve akia zany ? bdb ny fanantenana hataon'ny olona hilatsaka hoe hanao an'zao sy izao nefa indro rehefa tonga eo ! inona no vita ? Heu...misy hiany aloha fa tsy arakin'le nampanantenainana an'ny vahoaka koh! Na aty ivelany aza nge de misy mihintsy zany an!
27. lorenzo ( 26/08/2006 08:25)
mba hilatsaka ho fidina aho dia miandry anareo hifidy ahy, tsy mandoa jiro sy rano mora ny vary , ny alina no miasa ny mpiasa fa ny maraina indray matory izay no tsy mampandroso antsika FIDIO AHO RAHA HO TE SAMBATRA NAREO
28. raygasy ( 03/10/2006 19:51)
fiffi>dia ny zanany lahy ilay maty vady Avocat iny zany no atao PM nafa toa miaraka be @ R8 anie lery e!misy tetika tsy milamina ao fa fika hanaparitahana vato izany raha toa ka hisy e!...
29. prime ( 09/10/2006 07:39)
fiffi> ny mpiasa birao rehetra (fonctionnaires et privés) no lasan'i ratsirahonana satria tena nanao izy t@ izy teo @ fitondràna ary tsy hadinon'ny mpiasa rehetra ny zava-bitany... niakatra ny karama, niakatra ny fari-piainana, nahazo logement avokoa ny mpiasa (tena misoratra @ mpiasa fa tsy logement ho an'ny asa an)... sns
marina ny lazain'i marosahanina07 fa anisan'ny mpanolontsaina toteny t@ ra8 ingahy io...
Raha ny hevitro dia mitovy ihany ny mifidy an'i ratsirahonana sy ra8, politika iray ihany no voizin'ireo fa tsy mifandàka akory... fa ity moa fifidianana dia mba samy maneho ny heviny...
30. iGasyKely ( 10/10/2006 17:29)
Tsy mbola antoko azo antoka ny AVI.
1) tsy manana tetik'asa mazava itondràna firenena.
2) mbola misabàka foana hatramin'izao: tsy miala @ governemanta nefa manao fitsikeràna mamaivay. Noroahin'ny olona ny hany ministry ny tena vao fanina !!!
3) Nahoana i ny depiote Reboza no manohana an'i Lahiniriko fa tsy Ratsirahonana nefa tsy voaroaka ao @ antoko ? Tokony hianatra an'itony vao mba mihevitra hitondra firenena :"PARIS (AP) - Le président du groupe UDF à l'Assemblée nationale Hervé Morin a exclu mardi le député des Hauts-de-Seine Pierre-Christophe Baguet après sa décision de soutenir Nicolas Sarkozy à l'élection présidentielle, a annoncé le groupe centriste dans un communiqué."
4) Politika mikaotikaoty fonkisionera no nataon'i Ratsirahonana tamin'ny 1996 fa ny fananam-panjakana tokony tsy hamidy.
Farany:
Raha politika no resahina, mbola lavitra (1 siècle ) ny Malagasy. Miala tsiny aho.
31. prime ( 12/10/2006 14:13)
iGasikely> fomba fijery tokoa moa samy manana ny azy... ny hoe tsy manana tetikasa aloha d tsy mitombina loatra... fa raha misy ny antoko anisan'ny manana tetikasa mazava dia vitsy dia vitsy ary anisan'izany ny AVI... angamba tsy izao aloha no tsara iresahana an'izany fa aleo ho avy ny fampielezan-kevitra... ny hoe misabaka dia fomban'ny antoko rehetra matanjaka ny manohana ny fitondràna kanefa mijoro ho arofanina, sady mihaino ny mpanohitra nefa mankato ny mpitondra ary tsy vao2 izany... fantatra fa tsy ary droite na gauche ihany ohatra no misy any frantsa fa misy koa ny centriste... ary raha resaka hoe fahaizana politika dia izaho indray miteny hoe efa mahay ny malagasy fa ny vahoaka no mbola tsy zatra... ka lasa fanina manoloana ny zava-misy... ny tena olana fotsiny dia vitsy no olona tena hoe mpanao politika ka tena manao izany ho antom-piainana fa saiky "opportunistes" sy "arrivistes" daholo no maro ankoatry ny fanaovana politika efa lany andro mifandraika @ race sy ny tribu...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0672