ahoana izany?
41. tywa68
(
31/08/2006 14:34)
Efa azon'i betay angaha ny nilaina taminy no te-hanandrana gasy ? mianara ihany hoa mahandro vary !=))=))=))=))
43. naughtyboy
(
08/09/2006 13:58)
andravahana ny fiainana zany no tiako ambara ry vale refa mitady ve vozongo tsy aleo omena za ndray tsy sarotiny @ zany fa ny gasy ihany no mahadiavolana ny saiko ra resaka vady hafa ihany nge le we gasy mahafantatra ny atao we ramanonaka,vary @ anana sy kitoza mitovy tadindokanga e ka tsy azo ifanomezantsiny
44. nambina
(
11/09/2006 13:58)
message- tsy mety mihintsy ny ataon'ireo bandy ireo ry vale o:twisted:
naughtyboy>olombelona daholo na vaza na gasy, misy feelings daholo ka aza atao tsinontsinona toy izany, efa miaina @ 21eme siekila isika. Raha tena tianao ilay sipa d tokony hampafantarinaao ny momba ny firenenao d hampianarina mahandroo sy sakafo gasy, simple!
45. naughtyboy
(
11/09/2006 14:20)
soa ihany fa efa ela no fantatro we misy feeling daoly ny oul rehetra aza adino fa fomba fisainana tandrefana de samihafa @ gasy na vhv na lhl de aleoko ny vhv gasy no tompontrano ,ary ny vahiny ze mangataka de tolorana fanomezana fa tsy voarara izany
46. nambina
(
11/09/2006 17:27)
naughtyboy> tolorana fanomezana inn? sex ve? F'anga d tena inn lotra enao io é!!!!Fisainana: na tandrefana na tavaratra na tatsimo na tatsinana, rehefa ao ilay atao hoe FITIAVANA sy FANAJANA d tsy tokony hisy hanakana ny hitiavanao ilay olona.... aza miditra lalina b amin'iny fa manjary lasa racisme indray vao miasa gaigy be:twisted:
izay no mbola mampalahelo amintsika bandy gasy... misy influence be ny famille-antsika. Tsy misy mahararatsy izany ary tsy miteny koa za hoe tsy rarahina zareo f fa saingy ohatra ny lavage de cerveau no niafarany.
Marina fa choix daholo ny atao rehetra fa ra vao resaka fanambadina d tsy maintsy mitsofoka lalina tokoa ny famille... :(
Mba hazavainareo @ sipa vahiny ve fa hampiasanareo fotsiny zareo fa sy hanambady azy veli2? Raha izay manko d choix-ny rasipa amizay raha mbola te hiaraka aminareo izy, au moins efa mba nanazava ny fandehanjavatra8)
izay no mbola mampalahelo amintsika bandy gasy... misy influence be ny famille-antsika. Tsy misy mahararatsy izany ary tsy miteny koa za hoe tsy rarahina zareo f fa saingy ohatra ny lavage de cerveau no niafarany.
Marina fa choix daholo ny atao rehetra fa ra vao resaka fanambadina d tsy maintsy mitsofoka lalina tokoa ny famille... :(
Mba hazavainareo @ sipa vahiny ve fa hampiasanareo fotsiny zareo fa sy hanambady azy veli2? Raha izay manko d choix-ny rasipa amizay raha mbola te hiaraka aminareo izy, au moins efa mba nanazava ny fandehanjavatra8)
47. naughtyboy
(
12/09/2006 16:27)
kalamm ihany ry nambina fa ny zvdrehetra anie ifanarahana daoly vao azo ,za zao ra manome de fantatro fa efa nisy nangataka ary andray ny fanomezako de iza ndray no diso @ zany,ny mangataka sa ny manome? resaka iny fa aza taitra2 @ zany
48. nambina
(
13/09/2006 07:18)
Mpandefa : naughtyboy [ Valio ] 19-08-2006 18:03:57
Lohateny : Re : ahoana izany?
tena tay be zany lesy fa za ko traingo otrany zany fa za kalo tsy anambady vaza haingotanana
Mpandefa : naughtyboy [ Valio ] 08-09-2006 15:58:24
Lohateny : Re : ahoana izany?
andravahana ny fiainana zany no tiako ambara
Voatery nanao analizy ireo teninao izaho ary toa hitako fa tsy mifanaraka ilay izy.
Tsotra fotsiny no tiako ho mariana eto ry naughtyboy:
hajao ny vhvynaa mainty na fotsy na mavo etc.
49. naughtyboy
(
17/09/2006 18:52)
ny hitanao sy ny hitako no tsy mitovy ary tsy voatery ifanaraka, tsy ny lhl ihany akory no tsy mahay manome aza adino fa ny vhv koa de afaka manao
izany tapitra atreo ny ambarako
izany tapitra atreo ny ambarako