ahoana izany?
21. fasaly
(
12/08/2006 05:07)
betay aaaaa! tsy msiy tsara hafa tsy ny sipagasy e! ny vazà lahy aza mikilahy amlay vazà vavy reny kou:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D andramo ange raha hietsika betay e!:-D:-D:-D
24. xxx
(
12/08/2006 06:26)
Ary te hihetsika mafy mihitsy ra betay zany fa tatsy ambadika tatsy koa izy efa nanipy resaka mifandray amin'io. F'angaha tsy milay ilay vazaha e ? :)
26. rabesa
(
12/08/2006 16:39)
o letia ry betay,rehefa 15 ans ialahy no tsy niaraka t@ sipagasy dia tena sarotra be ilay mikoty azy sady raha kobony ty manambady vozogo dia voafitra,sady ialahy be tay rahateo tsy tsara ve no voafitra!!
27. diamondra27
(
12/08/2006 17:24)
zany mitady sipagasy zany ve de oe: fidela ,ntssssssssss
aandao hiditra club virj miaraka aminay e!
ampianaro letia le vaza fa tsy miala sipagasy zany a!reveo manja eo izy! sao de tratran'ny retour d'âge sahady aza elah klé
aandao hiditra club virj miaraka aminay e!
ampianaro letia le vaza fa tsy miala sipagasy zany a!reveo manja eo izy! sao de tratran'ny retour d'âge sahady aza elah klé
28. lezozyabe
(
12/08/2006 19:00)
Salama betay! Tsara hoy i Rabesa ny voafitra dia rehefa avy mifitra vao tiany sa ahoana rabesa ah?
29. ikalakintina
(
14/08/2006 07:44)
voa be betay!, fa ianao kosa alou ra tafanandrana sipagasy de sur fa tsy te iala tsony e!ka ra fidel aza manadrana so de ....
30. papounette
(
14/08/2006 08:19)
Fa innn no natatonga an'i Betay nieritreritra sipa gasy tampoka teo e?
Leom-boanânana?Sa antitra vao betsaka ny tanora?Tsy masika zà miteny an'io an!:wink:
Leom-boanânana?Sa antitra vao betsaka ny tanora?Tsy masika zà miteny an'io an!:wink:
31. ikalakintina
(
14/08/2006 15:02)
papounette:
Fa innn no natatonga an'i Betay nieritreritra sipa gasy tampoka teo e?
Leom-boanânana?Sa antitra vao betsaka ny tanora?Tsy masika zà miteny an'io an!:wink:
:lol::lol::lol:
32. diamondra27
(
15/08/2006 18:23)
ary ny bandy avy ao yvelines ao izany ange mahay mampiresaka mihintsy e!
tanjemo sao tsy mahay mitsoraka @ le sipagasy aza sao de hummmmmmmmmm
tanjemo sao tsy mahay mitsoraka @ le sipagasy aza sao de hummmmmmmmmm
33. fasaly
(
16/08/2006 05:25)
efa nahita sipagasy ve i "betay"?????:wink::wink::wink:mba manadrama kely fotsiny wa fa aza variana am lay "poulet blanche" reny sao hanenina e!:wink::-D:-D:-D
34. naughtyboy
(
19/08/2006 16:03)
tena tay be zany lesy fa za ko traingo otrany zany fa za kalo tsy anambady vaza haingotanana reny fa tsy azoko atao tompontrano fa andana miodina kely seul any dago de ahita ela de mazotoa
35. nambina
(
22/08/2006 12:47)
message- andray kosa ry naughtyboy é! Hampisain'elà fotsiny izany ilay sipa vaza?:evil:
ka ahona ny hevitrela raha misy sipa gasy manambady vaza ka io vhvy io mba t hanana sipa lhly gasy,hanaiky io sipa io ve ela sa tsia?
36. nambina
(
22/08/2006 14:43)
tsy nivoka ilay message, ity ary avy @ naughtyboy "fa za kalo tsy anambady vaza haingotanana reny fa tsy azoko atao tompontrano....
37. mandrindra
(
22/08/2006 15:05)
betay78, azavao tsara aloha ilay hoe milay ve ny sipa gasy? manja ve, sa tsara fanahy, sa mahay mahanadro sakafo, sa mahay manao, sa inn le mampilay? sakoa hoe toute revy ve?
38. jimtex
(
25/08/2006 09:29)
Ny sipa gasy tsara e!,fa ra calin ndray lo,tsy maharaka ny vaza.Mampifila loatra parport amin'ny vaza.Ny akoatr'izay milay tena azo atao tompon-trano araky ny kozy ny nambina.
39. vale
(
30/08/2006 18:58)
Ka aza omena tsiny ry reto fa ny sipa hono raha vao mampifila dia iny no itiavan,ny bandy (gasy) azy? :lol:
40. vale
(
30/08/2006 19:02)
naughtyboy:haingon-tanàna?:-w
tena tay be zany lesy fa za ko traingo otrany zany fa za kalo tsy anambady vaza haingotanana reny fa tsy azoko atao tompontrano fa andana miodina kely seul any dago de ahita ela de mazotoa