poety nisy nandefa de omeko an'ny sipa rehetra eto @ seraser

41. Herimiafina ( 13/08/2006 13:08)
pissoa:

Misy fahaiza-miresaka ilaina ... fa le fahaiza-miresaka mampanantena volana kosa tsy ilaina koa :-D:-D:-D


Non! Ilaina daholo na le mampanantena volana na le iray kah, raha samy tsy misy mantsy ireo dai tsy nivoaka io analyzinao io hoe misy ny mampanantena volana misy ilay iray.

Noho izanyd ai aleo hiresaka daholo dai eo vao fantarina hoe volana sa kintana ilay nampanantenanainy! lol =))
42. pissoa ( 13/08/2006 13:56)
Herimiafina:
Non! Ilaina daholo na le mampanantena volana na le iray kah, raha samy tsy misy mantsy ireo dai tsy nivoaka io analyzinao io hoe misy ny mampanantena volana misy ilay iray.

Ngah resaka analyzy no teniko raha resaka hoe fitiavana (vehivavy) e :roll::-D:-D:-D
43. Herimiafina ( 13/08/2006 14:42)
Fomba ahoana moa retsy no nahafahan'ny vehivavy nahafantatra hoe misy ny mampanantena volana misy ny tsy mampanantena volana raha tsy efa ni-exista klou ny mpampiresaka ary nivoaka avy eo ny resaka dia niafara amin'ny analizy na tsy fantany hoe efa manao analizy aza izy? hehehehe:-D
44. pissoa ( 13/08/2006 16:11)
Koa angaha maninona na tsy fantatra aza hoe misy mampanantena volana. :roll::-D:-D:-D

Tsy azonjy ve ny teniko e? Rehefa mampiresaka na miresaka - tsy mila mampanantena volana satria zavatra tsy ho vita izany. Mba zavatra azo atao ampanantenaina olona; ary hatao fa tsy be resaka fotsiny :-D:-D:-D
45. Herimiafina ( 13/08/2006 16:26)
Ka zavatra impossibla anie ny maka volana izany e, raha possible io dai nanjavona tanya antin'ny diksioneran'ny frantsay ny teny hoe:
-sens figuré.
-sens propre.

hehehehe:-D
46. pissoa ( 13/08/2006 16:46)
Vakio njay io teniko io :-D:-D:-D
47. Herimiafina ( 13/08/2006 16:48)
Ka raha sens figuré ny itenenany azy de mampananetan volana ve izy sa le sipa no manantena volana, hehehehe:-D
48. pissoa ( 13/08/2006 16:48)
Aza vakiana tampoka fa aleo siana fehiny kely fotsiny =))=))=))

Aza mampanantena zavatra tsy ho vita na tsy ho atao akory - Fa zavatra azo atao ampanantenaina olona; ary hatao fa tsy be resaka fotsiny :-D:-D:-D
49. pissoa ( 13/08/2006 16:51)
Kiii - niaraka nanoratra kay :{:-D:-D:-D
50. Herimiafina ( 13/08/2006 16:55)
Raha hiteny sipa zaho izao ohatra hoe "mifitra amin'ny ati-mofo ndry raha manambady ahy" dia raha tena manambady tokoa ve dia tena hifirana ny ati-mofo sa hohanina.:-D
51. pissoa ( 13/08/2006 16:59)
Izaho tsy miady hevitra resaka sens figure sy sens propre ... fa hoe aza miteny olona hoe mifitra amin'ny ati-mofo ndry raha manambady ahy rehefa tsy ho vita izay tiana noteneniny tamin'io.
52. Herimiafina ( 13/08/2006 17:00)
Ary raha tsy te hanao izany ilay olona avy eo.
Ohatra hoe efa tia izy fa juste mod:-Dy miaino ilay fampanantenana volana? hehehehe
53. pissoa ( 13/08/2006 17:05)
Dia hadalana miharo tsinjaka zany ny aza mtsam :-D:-D:-D (Kiano njay we io :-D )
54. Herimiafina ( 13/08/2006 17:26)
Ka amiN'azy mitsam mety fanalana azy fa amintsika mpitazana no mety hadalana miaro tsinjaka knou, ilaina anie ny miadaladala kely sy mitsinjaka kely ry pissoa e! Manjary raha serieux foana loatra dai tsy ela velona! hehehehe:-D
55. pissoa ( 13/08/2006 17:28)
Ka tsy nisy fampanantenana anie raha toa ka nanala azy izy mtsam e! :-D:-D:-D
56. Herimiafina ( 13/08/2006 17:31)
Tsy miankina amin'ny fanalana azy ny fampanantenana kah, variable indépendante izy roa ireo.
raha hanaovantsika excercice analyse de variansa multifactorielle dia lasa hoe:
Variable indépendante1: fanalana azy (eny na tsia)
Variable indépendante2: mampanantena volana (eny/tsia)

Afaka atao ny sondage avy eo ary mety ho hita rehefa ampidirina stat-itcf modele latin square fa mety kely ny chance hampifandraisana ny eenement hoe: ny manala azy tsy mampanantena volana! CQFD hehehehe:-D
57. pissoa ( 13/08/2006 18:28)
Mifandray ny manala azy sy ny mampanantena volana - rehefa ny iray (ilay mampanantena) manala azy fotsiny, moa ny iray (ilay ampanantenaina) serie be. :-D:-D:-D

Raha mitovy ny hevitra hoe samy manala azy izao an ... dia tsy hisy fampanantenana zany fa manala azy fotsiny :-D:-D:-D
58. Herimiafina ( 13/08/2006 18:31)
Hanky va re! tamin'izay nanala azy dai hoy ilay sipa izay hoe hividianako glasy ianao ry HM dia nampanantena glasy izy izany! hehehehe:-D
59. pissoa ( 13/08/2006 18:35)
Ngah HM koa ny fiantsoany anjy :-D:-D:-D (Sangy io)

Dia mbola notakian-njy ve le gilasy nefa efa hay hoe nananihany ilay rasipa? :-D:-D:-D
60. Herimiafina ( 13/08/2006 19:21)
Mbola notakiako satria kay izy mampanantena volana knou, tsy nisy mpivarotra glasy akory sady zah ihany no tatahany fa izy borina! hehehehe:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3261