poety nisy nandefa de omeko an'ny sipa rehetra eto @ seraser
22. Herimiafina
(
11/08/2006 19:01)
Ka izay amaharitra hono vadin'andriana knou! raha tsy te haharitra dai antsoiko i kotokely! hehehe:-D
24. pissoa
(
11/08/2006 19:11)
Melsii kiali :-*:-D:-D:-D
60% ato amin'ny serasera :roll:=))
Il y a au moins 5 personnes dans ce monde qui t'aiment au point de mourir pour toi.
60% ato amin'ny serasera :roll:=))
25. Herimiafina
(
11/08/2006 19:14)
Siora amin'izany ve retsy njy klé? Mody mamono tena na mody maty ho anjy no tena betsaka sur les 5 personnes au moins, Mba kaozy e! :-D
27. Herimiafina
(
11/08/2006 19:20)
Tsy haiko fa zah tsy tia manao maty klou e! Aleoko tonga de tsorina hoe zah mbola te hianatsa de tsy te ho faty!
Sady misy solution hafa foana eo e! hehehe:-D
Sady misy solution hafa foana eo e! hehehe:-D
29. Herimiafina
(
11/08/2006 19:25)
Gravy be ny dette morale amin'izany kosa knou, raha tsy maty tampoka eo aho dia mety lasa andevozina volontera mihintsy noho ny dety morala! hehehehe:-D
36. Herimiafina
(
12/08/2006 16:15)
Ilaina mihintsy ny fahaizana miresaka kah, ny maona aza efa tsy fidiny knou! :roll:
38. pissoa
(
13/08/2006 10:55)
kiali koa otran'ny olona very pissoa :-D:-D:-D
Misy fahaiza-miresaka ilaina ... fa le fahaiza-miresaka mampanantena volana kosa tsy ilaina koa :-D:-D:-D
Ilaina mihintsy ny fahaizana miresaka kah, ny maona aza efa tsy fidiny knou!
Misy fahaiza-miresaka ilaina ... fa le fahaiza-miresaka mampanantena volana kosa tsy ilaina koa :-D:-D:-D
40. diamondra27
(
13/08/2006 13:08)
tena saika natory ho azy za namaky an'le poety fa favy be le
zany no atao e! mandrevy fotsiny
de taitra aveo nefa i kiali tsy teo akory (kala : aza bedesina 'za an!)
zany no atao e! mandrevy fotsiny
de taitra aveo nefa i kiali tsy teo akory (kala : aza bedesina 'za an!)