sao dia efa tsy rariny kosa e
44. belahasa
(
14/08/2006 07:01)
:-D:-D:-D:-D
fiffi>enao nga ny teneniko.
za efa oe belahasa koa, za tsy manana na dia tain-tsite aza.
aiza aza i pissoa apianatra anao miresaka :-D:-D:-D
fiffi>enao nga ny teneniko.
za efa oe belahasa koa, za tsy manana na dia tain-tsite aza.
aiza aza i pissoa apianatra anao miresaka :-D:-D:-D
45. Fiffi
(
14/08/2006 08:08)
belahasa:le serasera no lazainao kah! de miaro ny seraserantsika zah koh! :-D:-D:-D:-D
:-D:-D:-D:-D
fiffi>enao nga ny teneniko.
46. fijo
(
15/08/2006 20:47)
bedada an,za anie tsy mpamafa sije e,;fa mba hilaminana no nanaovako io sosokevitra io.ka mety ngamba raha averina le izy hanandramana azy,dia ho hita eo izay fandehany.
za le manilika namana io tsy tiako,le mifanome tsiny be koa tsy voako,fa raha misy olana dia aleo mihezaka miresaka milamina aloha;fa misy vahaolana foana io,fa tsy avy dia mifandramatra akory.
za le manilika namana io tsy tiako,le mifanome tsiny be koa tsy voako,fa raha misy olana dia aleo mihezaka miresaka milamina aloha;fa misy vahaolana foana io,fa tsy avy dia mifandramatra akory.
54. mimich
(
22/08/2006 12:05)
Samoana:
dadabe izany anie tia "manandrana" mandrangindrangitra mpiandraikitra e ! Dia avy eo mitati-bolana toy ny zaza:lol:. Mahakizitina sy mahafotsy volo haingana io retour d'age io fa adinoy any e ! Miverena toy ny taloha mampifalifaly ny zafikely isany fa aza manao toa io moa e !:wink:
hummm> mananatra fa mahita ny tsiambaratelon'ny fahatanoana lalandava aannnnn. hitako no miha tanora hatrany