sao dia efa tsy rariny kosa e

1. dadabe ( 11/08/2006 08:58)
fanahy iniko nampiditra dinika vaovao androany ary napetrako tao @ hatsikana sy lalao , nampitondraiko ny lohateny hoe :manandrana fotsiny aho a" dia gaga aho fa nanjavona ilay dinika nataoko :roll:

zay zah vao mino fa tena zah izany no tsy mahazo mametraka dinika eto , nefa anie dia sarina aotomobilina no nataoko tao e, sy site chinois anakiray misy vehivavy manao catch :(

misaotra ny mpikarakara nanala ilay site androany e, tonga tsara le hafatra avy any aminareo:°)
répondu par prime le 22/08/2006 12:32
2. dadabe ( 11/08/2006 09:16)
azafady tsy nanala site fa nanala ilay size no tiko hosoratana :°)
3. ds ( 11/08/2006 09:29)
dadabe:

fanahy iniko nampiditra dinika vaovao androany ary napetrako tao @ hatsikana sy lalao , nampitondraiko ny lohateny hoe :manandrana fotsiny aho a" dia gaga aho fa nanjavona ilay dinika nataoko :roll:

zay zah vao mino fa tena zah izany no tsy mahazo mametraka dinika eto , nefa anie dia sarina aotomobilina no nataoko tao e, sy site chinois anakiray misy vehivavy manao catch :(

misaotra ny mpikarakara nanala ilay site androany e, tonga tsara le hafatra avy any aminareo:°)



Raha tsy mahazo mametraka dinika eto i dadabe, dia tokony tsy nivoaka ity :-)
Sa efa nahazo fampandrenesana momba ny tsy fahazoan-dàlana manoratra eto ?
4. ds ( 11/08/2006 09:30)
Any amin'ny momba ny takelaka koa angamba ity no tsara apetraka.
5. lanto ( 11/08/2006 10:19)
dadabe> zao ahay mba sujet interessant :)
6. Fiffi ( 11/08/2006 10:26)
hitako le nalefan'i dadabe iny fa sary ngezabeeeeee zay ! :)
7. dadabe ( 11/08/2006 10:46)
Mpandefa : lanto [ Valio ] 11-08-2006 15:19:20
Lohateny : Re : sao dia efa tsy rariny kosa e
dadabe> zao ahay mba sujet interessant

ilay izy tsy rariny ve no interresant sa ilay nametraka site hafa no ....:-w
8. Fanja1 ( 11/08/2006 10:49)
dadabe hitako iny sujet iny ary namaly tao mihintsy za we sao de mba tena fahinihana mihintsy ny anao (fanahinihina atao ngôda be) mavesatra be anie reny sary reny e!indrindra reny sary nalefanao reny , tsy nankeleziny vao nahiditra :)
9. prime ( 11/08/2006 10:58)
dadabe> aza tezitra ianao fa somonga ny azy eeee!!!:°)
10. dadabe ( 11/08/2006 10:58)
zany fanazavan'i Fanja izany izao dia milay =D=D:-$

fa tsy teny anavona be no atao:-w samy mahay manko raha izany fa lke fotoan hamoahana azy no tsy mitovyo^o :-$ :-D
11. prime ( 11/08/2006 11:21)
12. Samoana ( 11/08/2006 11:27)
dadabe izany anie tia "manandrana" mandrangindrangitra mpiandraikitra e ! Dia avy eo mitati-bolana toy ny zaza:lol:. Mahakizitina sy mahafotsy volo haingana io retour d'age io fa adinoy any e ! Miverena toy ny taloha mampifalifaly ny zafikely isany fa aza manao toa io moa e !:wink:
13. prime ( 11/08/2006 11:29)
Andao antsoina rafotsy dia milamina izy ity zalah a...:-D:-D
14. miangalyandria ( 11/08/2006 11:37)
aoka izay dadabe a raha izao no izy mitady hitovy hevitra amin'i samoana aho an
15. dadabe ( 11/08/2006 11:40)
Mpandefa : Samoana [ Valio ] 11-08-2006 16:27:07
Lohateny : Re : sao dia efa tsy rariny kosa e
dadabe izany anie tia "manandrana" mandrangindrangitra mpiandraikitra e ! Dia avy eo mitati-bolana toy ny zaza. Mahakizitina sy mahafotsy volo haingana io retour d'age io fa adinoy any e ! Miverena toy ny taloha mampifalifaly ny zafikely isany fa aza manao toa io moa e !

hazavao hoe ny hevitrao fa tsy azoko azafady :-w

ampahafantariko anao fa zah manana site web (teny anglisy sy teny sinoa no hifampiresahana ao )rehefa misy olona manana blem dia valiko araka izay haiko , fa zah tsy miavona , ary zah tsy mbola nanao ny pub ny site-ko teto @ serasera ..c pas necessaire
16. Fiffi ( 11/08/2006 11:46)
dadabe: [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Hum.../O_SHH_%7E1.GIF[/IMG]
prime: lasa vakansy Rafotsy an! fa aleo aloha izy hanao repos kely kosa eh! hihihii :-*:-*
17. Samoana ( 11/08/2006 11:58)
ddb/ mingalyandria "mitady hitovy" hevitra amiko. hihi
Araky ny tenin'ireo nahita dia nampiditra sary "ngôdabe" izany ddb kouh ! Sary fa tsy dinika araky ny voalazan'i ddb:D. Mety ngôda loatra dia misy risque mambotsina ny seraserantsika.
Misaotra mampahafantatra site @ fiteny hafa e ! Apetrao eto ihany ny adiresy fa mana-namana sinoa tokoa izahay. Tsy vazi2 io a !
18. soanja ( 11/08/2006 12:54)
Dadabe a, aza kivy. :-*:-*:-*
19. fasaly ( 11/08/2006 13:33)
nefaz zà tena te hijery anzany chinois mana o catch zany:roll::-D:-D:-Dary izy tia catch an!:wink:
20. Fanja1 ( 11/08/2006 13:46)
tara njay fasaly:(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0099