Fandokafana be loatra!
22. Herimiafina
(
10/08/2006 15:45)
Omeko ohatra fotsiny indry kah, dai mba sio feed-back kely hoe inona no effet-ny any aminao any? :-D
26. pissoa
(
10/08/2006 16:39)
Herimiafina:
Hafa mantsy ny tian'i pissoa hambara ireny idnray amin'ny sehatry ny fiara-monina andavan'andro, izay fandokafana avoakan'ny saina be fotsiny (calcul) satria misy tanjona tratrarina ao : mila 19 hoy isika, fandokafana izay tsy voatery marina fa hampifalifaliana ilay olona tiana hihaino.
Tsy hoe resaka fiaraha-monina no tena tiako notenenina - fa hoe miankina amin'ny antony na ny fandraisana ilay fandokafana ny vokany ... (Fa hoy ianao doka sincere be loatra fotsiny izany tena tianao resahina eto - dia efa tsy tafiditra koa izany io :oops: )
Herimiafina:
Ny hoe be loatra dai miverimberina: raha zatra mahazo doka ny zaza iray hoe mahay dia mety hampihena ny fiezahany hisondrotra kokoa izany.
Vokatra hafa: lasa be gafy sy sedaseda ilay zaza (sa anisan'ilay tsy mivoatra ireo) :roll::-D:-D:-D
27. Herimiafina
(
10/08/2006 16:54)
Izay indrindra retsy, betsaka ny variante ny atao hoe DOKA misy input ao ary misy output foana amin,ny maha-olombelona manan reflexe ilay olona.
Mandefa information any aminy ianao dia misy reaction mivoaka avy amin,iny mety hita maso mety tsy hita. ary tadidio fa le non action est une action.:-*
"Madame Pissoa":
Tsy hoe resaka fiaraha-monina no tena tiako notenenina - fa hoe miankina amin'ny antony na ny fandraisana ilay fandokafana ny vokany ... (Fa hoy ianao doka sincere be loatra fotsiny izany tena tianao resahina eto - dia efa tsy tafiditra koa izany io )
Mandefa information any aminy ianao dia misy reaction mivoaka avy amin,iny mety hita maso mety tsy hita. ary tadidio fa le non action est une action.:-*
30. Herimiafina
(
12/08/2006 13:06)
Tadidio foana io resaka emetera-receptera io ary ny resaka input-core-output :wink:
34. booboo
(
12/08/2006 17:03)
Herimiafina > hihihi tsy azoko ilay pout pout resahinao tsinona kouh ...