inona moa ny vehivavy teo amin'ny malagasy

41. soanja ( 17/08/2006 03:20)
patrick2002:

toa mitovy daholo ihany amiko ny anjara toerany vehivavy na merina na antandroy ,na bezanozano ,na nitaizana t@ finoana musulmans,na judaisme na chretien.
@ izao fotoana izao noho ny fandrosoana ara-ekonomika dia ,miova izany ary ny fanjakana mihintsy no manao lalana hiarovana ny vehivavy ,betsaka ny vehivavy no mametraka izany @ filany azy ,eo no miteraka ilay crise social @ izao fotoana izao.


Satria mbola tsy nisy mihitsy ny crise sociale hatramin'izay ve?
Iray ihany ny mampitovy ny vehivavy rehetra, dia ny hoe fananany fitaovana fivaviana ary natao hiterahana sy ny ankoatr'izay. Hatramin'izay io ka mandrakizay. Ny anjara toerany kosa dia miovaova miankina amin'ilay vadiny izany amin'izao fotoana izao. Asakasak'izay vehivavy hifidy lehilahy tsy tia vady. :-*:-*

42. Fiffi ( 17/08/2006 05:46)
soanja: nga akia misy zany hoe vhv hifidy lhl tsy tia vady zany ?
43. soanja ( 17/08/2006 14:08)
Betsaka tokoa ireo ry Fiffi. Tamin'izaho niaina tao Tana dia gaga aho nahita ankizivavy be dia be izay te hanambady bandy efa mampiseho izao fa tsy tia anao dia sisihana ihany. Misy an'izany hoe midaroka, mandaka sns hoe ndehamody fa zah mbola sahirana sns dia misisika ihany sady mitomany tsy mety miala eo. Farany dia lasa bevohoka n'ilay bandiratsy ihany. Dia avy eo moa lasa vady. Dia io ilay hoe lehilahy tsy tia vady satria vao tafiditra ao dia ny hijery vehivavy hafa indray no mahamay ilay lehilahy fa ianao mpahandro ao an-trano sy mitaiza zaza fotsiny ary mpanasa ny lamba malotony.
Betsaka ny lehilahy mampirafy ry Fiffi a, ireny ilay hoe tsy TIA VADY!
44. Fiffi ( 17/08/2006 15:37)
marina akia zany ry soanja an! tena mampalahelo :(
45. soanja ( 17/08/2006 19:54)
Fiffi:

marina akia zany ry soanja an! tena mampalahelo :(

tena:cry::cry: ho andry kosa dia :-*:-*:-*

46. fijo ( 17/08/2006 20:43)
za kosa ngamba ti a vady ka.?????
47. patrick2002 ( 18/08/2006 02:55)
soanja: tsy haiko aloha na vehivavy iza no mbola hijanona @ lehilahy mandaka sy mamono eh!
Fa ny ady hevitra mantsy anjara toerany vehivavy teo @ malagasy ka calme toi fa aza misendaotra ,izaho tsy mamono fa lelafiko kely ny takolaky toi :P:P
dia andao amin'izay hiresaka : madame Hillary clinton dia senatrice americaine,ao anatin'ny Avocat 100 premier mandray vola be indrindra, nanao hadalana ny vadiny, fantatry ity monde entier ity ,mbola miteny izy hoe je te pardonne .
Satria mahafantatra izy hoe carriere ny maha avocat azy fa anjara toerana ao an- tokatrano resaka hafa.
Ny vehivavy malagasy amin'izao ,na ny vehivavy rehetra mihintsy, satria efa miasa mampidi-bola ,dia milaza fa efa mitovy @ lehilahy8) OH! MY GOD
Satria ve efa mikarama ,efa samy mampidi-bola, misy miakatr'afo tenenina hoe fanaka :oops:malemy :oops::oops:
Ary eto ampamaranana dia hirako ho an'i soanja ilay hiran'ny PAPA JAMES HOE :
Ny saokan'azy kara volamena
Ny nonon'azy eh! MALEMILEMY eh!
48. cutie ( 18/08/2006 02:58)
:-D:-D:-D:-D
49. soanja ( 18/08/2006 19:56)
Patrick a, Tsy mbola nisy sendotra mihitsy ka. Efa mahazatra ahy ny adihevitra ary io no asako. Fa zah kosa alo directe ka mety tsy mahazatra anao.

Misaotra amin'ilay hira fa tena tsy nampoiziko e. :-*:-*:-*.

Ny saokan'azy kara volamena
Ny nonon'azy eh! MALEMILEMY eh!

Hadinonao ilay hoe "somon'azy e, magnitry antely e"

oK. Izany fa izay handraisanao ny vehivavy tsy manahy satria fantatro fa tsy ho izaho alo ilay hoe ho fanaka malemy e.
























'

50. soanja ( 19/08/2006 03:40)
fijo:

za kosa ngamba ti a vady ka.?????


Iza ary ny tsy tia vady eto o? Andao aloha hanontaniana i Patrick sao mba? Ny azy mantsy fanaka malemy ny azy ilay vady an-trano sa ahaoan ry Pat?
Diso be i Patrick raha mihevitra fa te hitovy zo amin'ny lehilahy aho ato an-trano.
Tsy ambaniny mihitsy aho saingy tsy voatery hitovy ka. Samy manana ny hanitra ho azy. Mifameno dia tsy misy hoe ambony ambany.
Fifankatiavana sy fifanajana ary fahatokisana ihany no ady eo. Ka na ila voamena aza no ho entin'ny vadiko ato an-trano dia omeko azy ny anjara toerany fa izay no mahametimety ny saiko.
Fa tsy hoe kosa hanao ohatra an'i Bill Clinton izy dia mbola hahazo ny hoe famelana. Raha io no mitranga dia mety efa arak'i Patrick ny hitranga.



51. patrick2002 ( 19/08/2006 13:02)
eo ampandriana kosa soanja misy foana ny ambony sy ambany ah!:lol::lol:
Fa raha ny hevitra aloha ,na ny anjara toerana dia tsy hitako ny hoe asa ambany ,sy asa mbony .Ny vehivavy amin'izao anie,efa menatra atao hoe mahay mahandro sakafo, mipasoka ny lambany ramose ho entina miasa, isa-maraina.Izaho anefa dia mieritreritra fa hoe Izany ka vehivavy mikarakara an-dramose :wink::wink:
52. patrick2002 ( 19/08/2006 13:09)
Ny hoe fanaka malemy aloha ,aza raisina koa fa fanambaniana eh! Ny ahy dia izay mintsy no maha sarobidy azy tandrovana sahala @ anakandriamaso, tsy tokony hanaovana fihetsika mahery na teny marary, fihetsikao aminy lanjalanjaina tsara fa sao dia mahatohina azy, afa kosa rehefa samy bandy no miaraka, na fihetsika ,na fiteny na fomba fomba :-D:-D
53. soanja ( 20/08/2006 14:06)
Patrick koo, maninona kay raha tsy niresahina teto ilay ambony sy ambany fa tsy aleonao any amin'ny resak'olondehibe isika sy ianao miresaka an'io fa betsaka ny tiako resahina momba an'io.
Eny ary e. Raha izay ny hilazan'i Patrick ny malemy dia tsy manahy ary fa hanaiky ho "malemy" noho izany aho. :-*:-*:-*:-*
54. naritsimba ( 21/08/2006 11:11)
Manahoana daholo eh!
Raha ny vehivavy no resahina eto dia mazava fa tsy dia nanana ny anjara toerany loatra ny vehivavy na teo @ fiaraha-monina malagasy na fiaraha-monina ara-tsoratra masina.
Ny lehilahy ihany no tena nitana ny anjara toerana lehibe indrindra teo @ fiaraha-monina malagasy.
Amin'ny maha firenena tatsinanana antsika dia izay no fomba arahantsika, raha ny fivavahana kristiana ihany koa dia tsy manome anjara toerana lehibe loatra ny vehivavy raha ny baiboly no jerena raha tsy hoe angaha ka mitana toerana lehibe ny lehilahy vadin'ilay vehivavy. ohatra: Abrahama, josefa, ...!
Amiko manokana dia misy ny fotoana izay tena ahatsapana fa fanaka malemy ny vehivavy, ary misy ny fotoana tena ilana azy.
koa anjarantsika lehilahy no mahatsapa hoe aiza ho aiza teo @ fiainantsika no ahatsapantsika fa malemy ny vehivavy na matanjaka, ny olana mantsy dia misy ny vehivavy tena ilay hitovy @ lehilahy mihitsy no tanjony.

Antsika no misafidy na ilay fanaka malemy no iantsoantsika azy na ilay fanaka mampalemilemy na koa fanaka mafy na maozatra samy manana ny tiany io izay iantsoany ny vehivaviny!
55. Fiffi ( 21/08/2006 20:49)
naritsimba:
ny olana mantsy dia misy ny vehivavy tena ilay hitovy @ lehilahy mihitsy no tanjony.
nga tsy hoe efa mitovy saranga ny lhl sy ny vhv ?


56. soanja ( 25/08/2006 00:04)
Mitovy fa tsy sahala hoy i Patrick. Anontanio anie izy e!
Vehivavy kosa ve ry Naritsimba de hitovy amin'ny lehilahy. Toebatana samihafa io ary hormone samihafa no mikoriana ao ny ankamaroany noho izany samihafa ny fisehony aty ivelany.
Ny tsy hanambanimbaniana/ hanimbazimbana azy fotsiny no tena tsy laitrany dia io no iadivany amin'ny lehilahy matetika.
Fa rehefa avelanao malalaka izy hampiasa ny atidohany amin'ny fomba hendry sy mendrika dia ho hitanao fa hamirapiratra sy ho manitra ny toerana lalovany. :wink::wink::wink:
57. cutie ( 25/08/2006 20:47)
soanja=D=D=D=D
58. soanja ( 26/08/2006 04:20)
cutie>:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
59. andry08 ( 26/08/2006 20:08)
=D=D=D=D=D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.274