Ary maninona?

41. miangalyandria ( 23/08/2006 22:10)
andraso fa jereko
42. dailynews ( 20/09/2006 23:57)
mety efa tara loatra angamaba aho mamaly fa efa resaka elabe izy ity fa na izany aza anisan'ny azon ny gasy atao hialana amin ny fahantrana dia ity fikarakarana papiers ity tena mila hahena mihitsy fa zavatra tokony ho vitan'ny olona iray fotsiny no manapa kevitra, lasa olona telopolo no mila handalovan'ilay tts. dia rehefa hanokatra business ny mpanambola dia kamo be ry zareo hanao zavatra any mkara satria ela loatra ny tts dia aleondry zareo mandeha firenena hafa. anisany moa izany fa tsy izay ihany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2725