fahaiza miaina

41. booboo ( 12/08/2006 09:52)
:-D:-D:-D:-D
42. Fiffi ( 12/08/2006 11:31)
hay tsy mandeha fa mandena :-D:-D:-D:-D
43. fijo ( 15/08/2006 20:42)
hummm tsy mijery tsara indray an.
44. Zina ( 16/08/2006 16:15)
de za ve zany tsy mahay manaja olona ry Zina?

Yoni a an an an aiza kosa e...Tsy izany mihitsy no tiko lazaina ka...

ity ny valiny izay nolazain'i booboo.
za anie tsy milaza hoe lery tsy manao vokatry ny fo e,fa le fiaraha monina mihintsy ,no hitako fa hilany fivoarana,fa mety ahitany olana .


oy i fijo
Tena tsy mitovy @ io raha notenenin'Yonika io mihitsy. Mila lanjalanjaina ihany ny teny fa na mamelona na mamono ...

ka zany mihitsy ka
45. Fiffi ( 16/08/2006 16:29)
fijo: :oops:
46. diamondra27 ( 16/08/2006 17:17)
mba mamaky le dinika aho fa hitako fa tsy tafavoaka le tian'i fijo ambara eto.

Voalohany aloha de tokony hianarana tokoa ny fomba malagasy na de aty antany lavitra aty aza ny tena.

faharoa: raha hamangy olona tra-pahoriana izany de tsy tokony hisy fihomehezana mihitsy mandritra ny famangiana ,mba fanajana le olona

Fahatelo: ary tsy niteny izy hoe: eny ary fa mangata-dalana izany hitsaitsaika!!!

Fahaefatra:mba asiana fanajana fa tsy hoe: namana le olona de mi-se permettre manao ze tiana hatao eo @ comportement(= même que d'habitude)

Fahadimy: ny comportement de tokony hianarana selon le zavatra atrehana, na fahafatesana io na invitation etc...

FARANY : 'ze mahay izany de mba angatahina mba hiteny aminay izay teny tokony holazaina e!
47. miangola ( 16/08/2006 22:27)
raha ny hevitro manokana dia tsy de manome tsiny an'ilay mpamangy loatra ny antony:
- teren'ny zava-misy izy de tsy maintsy nandray fitenenana ka ny tampoka tsy maha lehilahy hoy isika malagasy
- possible tsy mahay an'izany mamangy fahoriana izany mihintsy izy de mba hanaromany ilay tahotra nisy teo aminy de lasa tsy nahy ilay fihomehezana
- tsy hoe rehefa malagasy de tsy maintsy mahay mamangy fahoriana fa na any antanindrazana any aza de mbola bdb mihintsy ny tsy mahay mitondra teny @ fahoriana izany, raha mandinika tsara ianareo rehefa misy fianakaviana na mpinamana ande hamangy fahoriana de somary mifanilika kely aloha hoe iza no hiteny? aleo i anona no miteny e sns
Angamba kosa tsy de hoe fanaovana tsinotsinona le izy ee fa entiny tahotra ranamana de lasa tsy nahy ilay izy
48. Fiffi ( 17/08/2006 05:57)
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m449273b645ed8
49. diamondra27 ( 17/08/2006 08:39)
miangola: mety ho d'accord aminao aho oe: natahotra izy fa za tsy d'accord oe: hamangy fahoriana de mivanitika na mihomehy

non, et non , tsy azo atao na tahotra na tsy fahaizana
rehefa mahay an'izay ianao de nahavita dingana voalohany izay
50. Fiffi ( 17/08/2006 13:40)
hamangy fahoariana ve de handeha hivanitika ? anjekaky ooo :{:{
51. fijo ( 17/08/2006 20:57)
miangola,za koa manaiky hoe menatra sy tsy zatra,fa mba raim pianakaviana ny tena.adidy anie izany no miandry anao e.izay no tokony atao an tsaina foana.tsy fe te hitsara ny ahy,fa ny tena tiako avohitra de le tsy fahazarana mandray sy manao adidy
52. mandrindra ( 18/08/2006 10:59)
tsy fiarahirahina izany e. rehefa miampita arabe koa dia aza miandry ny fiovan'ny lokon'ny jiro satria tsy nahalala ianao.
rehefa tsy mahay dia manontany. tsy voatery ho mpikabary gaigilahy fa teny tsotra no aroso dia mety.
53. diamondra27 ( 18/08/2006 12:14)
fiffi: ka zany le miseho tantaraina ery @ lohateny io koa
54. Fiffi ( 21/08/2006 20:55)
diamondra: hitako akia an! :):-*
55. prime ( 22/08/2006 12:04)
Zava-tsarotra tokoa e... rehefa tsy mahay dia aleo ny hafa no hanao, raha tsy izany dia mba mianatra... Misy dikany mihitsy ny teny hatao fa tsy izay manitsy ny vava dia filaza avokoa akory... Izay no mahatonga ny malagasy miala tsiny, miala satroka, miala sarohy fito moa izy izay vao miteny, ka izay mendrika ny hiteny no mitondra izany fa tsy n'iza n'iza te hiteny akory... indrindra moa fa @ voina toy ireny...
56. miangola ( 31/08/2006 20:42)
tena ela vao namaly fa tsy tadidy hoe aiza mou le resaka mamangy manamanjo iny
mandrindra [ Valio ] 18-08-2006 21:59:33
Lohateny : Re : fahaiza miaina
tsy fiarahirahina izany e. rehefa miampita arabe koa dia aza miandry ny fiovan'ny lokon'ny jiro satria tsy nahalala ianao.
rehefa tsy mahay dia manontany. tsy voatery ho mpikabary gaigilahy fa teny tsotra no aroso dia mety.

aza mosôfy fa tsy misy hitovizany mihintsy ny fiampitàna arabe sy ny mamangy fahoriana,mila tena fahaizana ny mamangy fahoriana, ary noho ny tsy fahaizan'io ranamana io mihintsy no nahatonga azy nanaonao foana, za anie tsy miteny hoe tsy diso izy e? sao kosa hoa de toy izao sy toy izao no nahatonga azy nanao an'io fihetsiny io....
Ary mamelà ny helony fa tsy fantany zay hataony
57. Fiffi ( 01/09/2006 09:38)
miangola:
Ary mamelà ny helony fa tsy fantany zay hataony
hummmmm !!


58. mandrindra ( 01/09/2006 11:17)
miangola, ka rehefa tsy mahay dia manontany e. sa sarotra be koa ny manontany ho ahoana no tokony atao, inn no tokony ho tenenina?
59. booboo ( 04/09/2006 08:55)
masiakaaaaa ! hihihihihihihi
60. ninih ( 06/09/2006 14:02)
ny gasy aloha tokony hitazona ny mahagasy sy hianatra ny maha gasy foana na aiza na aiza e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1399