fahaiza miaina

21. fijo ( 09/08/2006 20:04)
fanamarihana:
tonga teto frantsa tamin'ny volana desambra 1999 io akama io,ary tsy mahay teny frantsay izy.
fa ny fahalalako azy,dia tsy mba zatra namangy na nanao zavatra toa izany izy tany mada.lery koa sarokenatra be izay,ka izay ngamba,nefa na dia izany aza,raim pianakaviana izy,ka mba tokony hianatra zavatra ihany fa tena manahirana be.
22. Herimiafina ( 09/08/2006 20:07)
Ny zavatra hitako matetika dia betsaka ny mandositra adidy amin'izao fotoana izao, eny fa na ny any Dago aza dai mbola tena betsaka ny tsy mahay sy mahafantatra ny fombafomba isankarazany toa izany.
Ny antony dai tsotra, faralahy hono izy, ary misy lahimatoa foana teo nanao izany tamin'ny plasiny, dia tsy niezaka intsony izy ny hahafantatra.

Misy lafy ratsiny ihany ilay efa zatra tolorana foana hatramin'izay na ilay zatra misy miaro sns.
23. cutie ( 09/08/2006 21:41)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 10-08-2006 00:11:35
Lohateny : Re : fahaiza miaina
mampimé le izy no sady mampalahelo ... fa izao kosa é !
betsaka ny ankizy gasy no nandao an' i madagasikara teo amin' ny fahatanorana 17 na 18 ans na mihoatra... eo ho eo ary misy amin' ireny ankizy ireny dia misy tena mbola tsy namangy mihintsy na nahita akory aza....
tsy omena tsiny izy ary ... rehefa mipetraka aty an-dafin-dranomasina dia tsy misy olona ho vangina foana ... ka na ny fampiasana azy aza tsy misy ...
vitan' ny copain/copain fotsiny sisa : izao letsy a! .... aza faly mitsikera ry zareo a! hatoroy izy raha mety sa azo hatoro, mazotoa!

eny wa
tonga de ny tsikera daholo koa ny hitako miraraka ato :-D
24. mandrindra ( 10/08/2006 07:45)
rehefa tsy mahay dia mianatra. rehefa tsy mahalala dia manontany. raha tsy hoe irery mihitsy ianao eto antany ka tsy misy olona hifampizarana.
25. Herimiafina ( 10/08/2006 15:11)
Zah ry ireto mba ampianaro mitenyr ehefa mamangy fa toa be maty be foana ny havanay klé! :roll:
26. fijo ( 10/08/2006 15:59)
loza indray ity lazain'ise ity le
27. Herimiafina ( 10/08/2006 16:04)
Vao nisy maty izao vao tamin'ny asabotsy teo dai misy olona dans le coma koa any fa voan'ny cancer hono klé. Tsy hita izy ity fa dia fandalovana ny fiainana e!

Fa raha io resaka fomba io aloha no jerena dai efa imbetsaka ny tenako no nahita toy izao hoe andeha hamangy dai somary miala andraikitra aminm,ny fitenenana daholo ireo zokinjokiny amin,ny ekipa kanefa toa tsy mety raha izaho boay key no nadeha hisolantsolana hikaozy ao.

Efa imbetsaka koa no nahazo critika amin'izy io hoe zandriolona ve no miteny. fa tamin'izay aloha nosoratana taratasy ny zavatra holazaina dia nianarako tsianjery e, fa ny tiako ho hay ilay miteny tena avy amin'ny fo fa tsy comédie e! :roll:
28. fijo ( 10/08/2006 16:12)
miankina ami'ny fifandraisana iny raha ny hevitro
29. prime ( 11/08/2006 11:18)
Fa izaho aloha mba tena te:-D:-D:-D
30. Fiffi ( 11/08/2006 11:48)
prime: [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Hum.../O_SHH_%7E1.GIF[/IMG] :-D:-D
31. yonikafopl ( 11/08/2006 12:54)
:( so de mba za aza io tantarain'i fijo eo io.

Raha za manokana aloha dia tsy hitako izay olana amin'io e, sa za ve lazaina we tsy mandala ny maha malagasy? ny fahatongavan'ilay namana amiko no zava-dehibe, na inona fomba fiteniny eo na inona, ny fidodododoany miaraka ory amiko, mampahery ahy, izay no jereko.

Tsoriko aloha fa za tsy mahay miteny sy manao ireny kabary malagasy ireny ee, nisy namana namoy ny reniny taty aminay,namangy azy izahay, ary dia izao no teniko.

" Mamangy ny fahoriana aky a, mahereza fa izay no lahatra, fantatr'Andriamanitra izay mahasoa antsika zanany, ka mahaiza mionona."

De izay, de avy eo amzay miresaka we inona no nahazo azy,sns...

32. fasaly ( 11/08/2006 13:40)
fijo:

fanamarihana:
tonga teto frantsa tamin'ny volana desambra 1999 io akama io,ary tsy mahay teny frantsay izy.
fa ny fahalalako azy,dia tsy mba zatra namangy na nanao zavatra toa izany izy tany mada.lery koa sarokenatra be izay,ka izay ngamba,nefa na dia izany aza,raim pianakaviana izy,ka mba tokony hianatra zavatra ihany fa tena manahirana be.


:-D:-D:-D:-Datao ahoana fa mila mianatra miaina kely izy e! sarokeanantramarina de lasalasa lay hoe hihihi!:-D:-D:-D:-D:-Daza omena tsiny fa mba atoroy aky ry fijo a!:wink::-D:-D:-D:-D
33. Zina ( 11/08/2006 14:06)
Voalaza teo :
Mpandefa : xxx [ Valio ] 10-08-2006 00:11:35
Lohateny : Re : fahaiza miaina
mampimé le izy no sady mampalahelo ... fa izao kosa é !
betsaka ny ankizy gasy no nandao an' i madagasikara teo amin' ny fahatanorana 17 na 18 ans na mihoatra... eo ho eo ary misy amin' ireny ankizy ireny dia misy tena mbola tsy namangy mihintsy na nahita akory aza....
tsy omena tsiny izy ary ... rehefa mipetraka aty an-dafin-dranomasina dia tsy misy olona ho vangina foana ... ka na ny fampiasana azy aza tsy misy ...
vitan' ny copain/copain fotsiny sisa : izao letsy a! .... aza faly mitsikera ry zareo a! hatoroy izy raha mety sa azo hatoro, mazotoa!

eny wa
tonga de ny tsikera daholo koa ny hitako miraraka ato


Tsy excuse valable mihitsy io .. Na ianao Gasy na tsia. Na dia ny olona etranger ary mahay manaja olona manana fahoriana ko, gasy ndray ve?????
tsssssss
34. yonikafopl ( 11/08/2006 15:25)
de za ve zany tsy mahay manaja olona ry Zina?8O

Ny fahaizana mikabary tsy midika fa mahalala fomba akory, izay teny tena vokatry ny fo, tsy tsianjery sy efa mahazatra, ka na faly na ory, dia efa izay no mahazatra.Fa na hafa mbola tsy faheno aza izay tenenin'ny olona eo, rehefa vokatry ny fony madio sy ny fitiavany, izay no zava-dehibe sy mafonja angamba hoy aho.
35. booboo ( 11/08/2006 16:00)
tsy any @ fahaizana kabary kah. Fa ilay fitenin'ilay ranamana namangy an-dry Fijo mihitsy no tsy manaja :
- Salama tsara ? beh non ! marary ny fo fa ny olona akaiky ny fo no maty tsy hiverina intsony.

- Henonay fa maty ny reninao X ka tonga zahay hamangy....nitondra vola kely fa izay no fomba. Ho ho ho, tsy hoe mitady voa tsy hary fa ody sento ny maheno teny malefaka mampionona, mampitraka, maneho fa tsy irery mizaka ilay fahoriana sns tsindraindray.

-izay ary fa dia aoka izay e ! ny inona no aoka zay ? ny bla bla sa ny alahelo sa ny inona ?


Tena tsy mitovy @ io raha notenenin'Yonika io mihitsy. Mila lanjalanjaina ihany ny teny fa na mamelona na mamono ...



36. fijo ( 11/08/2006 20:00)
yonika aloha vavy,tsy natao hiteny ny vavy.fa rehefa tena tsy mahita vao miteny .ka rariny ndry raha tsy nahay niteny.sady ndry tsy nisy "hi hi hi"

za anie tsy milaza hoe lery tsy manao vokatry ny fo e,fa le fiaraha monina mihintsy ,no hitako fa hilany fivoarana,fa mety ahitany olana .

raha tany mada izy no nanao an'io,tsy haiko izay resaka nanaraka teo.
37. fasaly ( 11/08/2006 20:06)
hihihi:-D:-D:-D:-D:-Dmampmé ahy kou nge io e! marina mou zany:-D:-D:-Dsaode efa nimaina kely tany kosa izy alou! de lasa ho azy lay hihihi!
38. fijo ( 11/08/2006 20:11)
lery tsy mifoka ,tsy migoka.fa mandena.
39. cutie ( 11/08/2006 20:34)
:-D:-D:-D:-D
40. Fiffi ( 12/08/2006 05:05)
mandeha aiza ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1318