Voambolana
22. soanja
(
25/08/2006 16:53)
lapino:
soanja:
Zany hoe aretina toy ny hoe " faingan-tanana sns" no fahitako an'io.
Saingy tsy tanana fotsiny no faingana ... ka sao dia izay ary no voambolana mety e? :roll::-D:-D:-D
=))=))=))=))=))=))
23. naritsimba
(
25/08/2006 17:48)
mailaka ara-nofo ve zany ry soanja, vazy? izany fa dia ny aza voany eh!
24. soanja
(
26/08/2006 00:10)
Ie, mailaka ara-nofo beeee. Misy lehilahy tia an'io karazany iray hono io koo. I Naritsimba izany tsy ao anatiny.
25. Simpona
(
26/08/2006 05:43)
ny vehivavy nympho dia ilay antsoin'ny malagasy hoe vehivavy misy foza kely
De aona zany le oe "rafozana" na "foza lahy atakalo foza vavy" :?::?::roll:
26. soanja
(
26/08/2006 06:06)
Tsy misy ifandraisany ihany ve io? Samy foza no resahina :-D:-D:lol::lol:
27. lapino
(
27/08/2006 10:03)
Simpona:Hay e ka izany ity "foza" kle! :-D:-D:-D
De aona zany le oe "rafozana" na "foza lahy atakalo foza vavy" :?::?::roll:
28. pissoa
(
28/08/2006 18:58)
Raha mitovy ihany ve tsy hitombona ho an'ny olona rehetra ny fitenenana hoe misy foza :roll:
29. nikopol
(
28/08/2006 19:46)
Ary raha lehilahy dia atao hoe "misy foza kely" koa ve ? sa efa voajanahary io amin'ny lehilahy dia atao hoe "lehilahy " fotsiny ?
31. lapino
(
28/08/2006 19:55)
Dia aiza ho aiza izany ilay foza kely am'zay raha lehilahy no misy azy? :-w:-w:-D:-D:-D
32. soanja
(
29/08/2006 01:38)
lapino:
Dia aiza ho aiza izany ilay foza kely am'zay raha lehilahy no misy azy? :-w:-w:-D:-D:-D
Any ambany helika :)
33. naritsimba
(
29/08/2006 12:47)
tsy foza lahy, atakalo foza vavy no tena izy fa: FON-JAZALAHY ATAKALO FON-JAZAVAVY.
34. nikopol
(
30/08/2006 07:20)
Amiko ilay "mateti-pila" sy ilay "tsy afa-kanina" tsy mahalaza satria ilay filana sy hanina tsy voafaritra mazava. Mila nampiana hoe ara-nofo na mitovitovy amin'izany.
Ankoatr'izay, asa na misy marina ireny "nympho" ireny fa za dia mbola tsy nahita mihintsy fa ohatran"'ny "mythe' ilay izy ! Raha misy namana vavy mahatsapa tena ho izy dia mba hiangaviako izy hanoratra mangingina aty amiko fa mba misy fandalinana manonkana tiako atao amin'ny anaran'ny sciansa. Dia misaotra dieny mialoha tompoko.

35. soanja
(
30/08/2006 19:49)
nikopol> ka izay indrindra anie no nanoratako tary ambony hoe mahateny azy ve io voambolana io. Mbola tadiavo aloha fa mety mbola tsy ao tsara kosa angamba?
Bonne chance amin'ilay namana misy fozakely ho namanao e!
Bonne chance amin'ilay namana misy fozakely ho namanao e!
36. Andriambelo
(
26/09/2006 10:36)
Kisendrasendra aho nahita an'ity. Mahaliana
http://firaketana.org/
http://firaketana.org/