nankaiza koa,? hihi!
181. prime
(
13/09/2006 11:06)
Fiffi> inona no tena ahatsiarovanao an'i marozevo sy mandalo?... mba zarao e...:wink:
182. mandrindra
(
13/09/2006 15:50)
cutie, voloina tsara ilay saka:-D:-D, sa ilay karazany spesiala irony malama be irony?:-D:-D:-D
184. mandrindra
(
13/09/2006 15:57)
fa misy hifandraisiny amin'ny tsianinao angaha ilay saka? :-D:-D:-D
188. mandrindra
(
14/09/2006 14:46)
izay efa nolazainao fa ilay volony tsy mbola niteny ianao ko:lol:
