nankaiza koa,? hihi!

1. vale ( 06/08/2006 14:16)
Ary mba nankaiza hoà i Lapino izay elaela tsy hita:°), i Mandrindra koa?:wink:
2. diamondra27 ( 06/08/2006 14:17)
vale: lasa vacances ngamba akia izy a
3. Herimiafina ( 06/08/2006 14:19)
Lasa vacance marian angamab ry zalahy e, lasa niodina kely any Dago any e! :wink:
4. diamondra27 ( 06/08/2006 14:25)
HM::-D:-D:-D

ary toi oviana no hiodina aty france
5. pissoa ( 06/08/2006 14:30)
Zah koa manaelo an'i lap sy mandrindra :cry:
6. vale ( 06/08/2006 14:32)
:cry::cry::cry:
7. dadabe ( 06/08/2006 14:33)
kii ary zah nefa tsy tadavin'i vale :evil::-w:-w
8. vale ( 06/08/2006 14:34)
:x aiza kou?:-D:-D:-*:-*:-*:-*:-*:-*
9. dadabe ( 06/08/2006 14:39)
:D:D de aza atao an'ity:-* fa ataovy an'ity :* ry vale a :wink:
10. vale ( 06/08/2006 14:48)
:*:*:*:*:*:*:oops:
11. Herimiafina ( 06/08/2006 15:39)
Raikitra ireto klé, hehehehe:-D
12. diamondra27 ( 06/08/2006 15:43)
'zay de manamafy ery HM :-D
13. Herimiafina ( 06/08/2006 16:11)
ka aleo asiana arbitre ihany fa manjary tsy maidy ny jeu knou! :-D
14. diamondra27 ( 06/08/2006 18:35)
le arbotre tsy mitsoka sifflet akory
15. vale ( 06/08/2006 19:13)
:-D:-D:-D:-D
16. diamondra27 ( 07/08/2006 08:03)
vale: f'hita koa !:-D:-D
ilaozany mihazakazaka eran'ny terrain fotsiny angamba
17. prime ( 07/08/2006 08:31)
Ka mety ts'isy sifle akory any aminy fa mba mihazakazaka eo izy manaraka jeu... :lol:
18. Aino ( 07/08/2006 11:47)
manina anga njy vale!! aza malahelo fa mbola hiverina izy eh!1 hihi sangy.
19. prime ( 07/08/2006 12:00)
diamondra:
le arbotre tsy mitsoka sifflet akory
arbitre ho'aho fa tsy "arbotre"... :-w:-D:-D:-D
20. pissoa ( 07/08/2006 15:34)
:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1652