Fomba filalaovana olona!

21. patrick2002 ( 05/08/2006 18:43)
tena Manager kingalahy mihintsy anie ra herimiafina ity eh!
22. diamondra27 ( 05/08/2006 19:43)
:-D:-D:-D

mba tanisao moa le izy e!
'za aloha ny fantako de mihaino e!

23. Herimiafina ( 06/08/2006 12:26)
patrick2002:

tena Manager kingalahy mihintsy anie ra herimiafina ity eh!

Tena tsy any leisy ra-patrick klé, gravy io e! :-D

24. fameusecousine ( 06/08/2006 20:01)
Herimiafina:

Hoy ilay Mpampianatra/Mpikaroka amin'ny resaka sosialy (sociologie) sady lehibean'antoko politika malaza, izay, mantsy anay fony mbola mpianatra teny Ankatso fahiny:

"misy fomba anakitelo hahafahana milalao olona (manipulation):
-Ny fandrahonana (menace).
-Ny fialonana (jealousie).
-Ny fampanatenana (promesse).

Koa mahaiza mampiatra ireo arakarakin'ny toe-jaatra misy sy ny tiana hiaviana, ary mahaiza koa miala ireo raha misy olona manao anareo izany".

Vita teo ny cours herin-taona, ary ohatra tsirairay avy momba azy telo ireo no fanadinana nahazoana naoty /20. Misaotra tompoko. :^)



Fa maninona moa no mila an'ireo ,,maninona raha mitsotra fotsiny raha tsy tianao lay olona na zavatra hafa de @ izay madio ny fonao sady tsy manimba olona ianao .fa tsy feno calcul sy mampiasa loha @ izay atao fihetsika rehetra ......
25. Fiffi ( 13/08/2006 12:25)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Hum.../U_THIN%7E1.GIF[/IMG]
26. Herimiafina ( 13/08/2006 13:06)
fameusecousine:

Fa maninona moa no mila an'ireo ,,maninona raha mitsotra fotsiny raha tsy tianao lay olona na zavatra hafa de @ izay madio ny fonao sady tsy manimba olona ianao .fa tsy feno calcul sy mampiasa loha @ izay atao fihetsika rehetra ......


Fa iza hono no manao ireo ry fameuse tsy ny olona? hehehehehe:-D

27. Fiffi ( 14/08/2006 05:22)
ratsy toetra tsinona de mahavita an'zany!
28. naughtyboy ( 11/09/2006 13:04)
sali daoly misy karazan'olona mety nandairany zany nefa reo ohatra 3 reo de lany andro amiko ny mpandrebireby tak'zany de t@ androny fanjanahantany no nampiasa io hanjanahana saina ny reo tiany fehezina,efa 2006 sika zao miova ny olona sy ny rafimpisainany asa mo ra i A.Enstein no nilaza fa "knowledge is a power" de mivoatra ko ny tontolompisainany olona
29. diamondra27 ( 12/09/2006 06:41)
HM: za lasa eritreritra fa tsy hita intsony HM sao de voa-manipulé any ka mila aide aloha e!
mba asio signe de vie
:-*
30. andry08 ( 12/09/2006 20:15)
Ary fa angaha kilalao ny olona no hatao an'io e?
:-@:-@:-@:-w
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4276