Fomba filalaovana olona!

1. Herimiafina ( 05/08/2006 14:09)
Hoy ilay Mpampianatra/Mpikaroka amin'ny resaka sosialy (sociologie) sady lehibean'antoko politika malaza, izay, mantsy anay fony mbola mpianatra teny Ankatso fahiny:

"misy fomba anakitelo hahafahana milalao olona (manipulation):
-Ny fandrahonana (menace).
-Ny fialonana (jealousie).
-Ny fampanatenana (promesse).

Koa mahaiza mampiatra ireo arakarakin'ny toe-jaatra misy sy ny tiana hiaviana, ary mahaiza koa miala ireo raha misy olona manao anareo izany".

Vita teo ny cours herin-taona, ary ohatra tsirairay avy momba azy telo ireo no fanadinana nahazoana naoty /20. Misaotra tompoko. :^)
novalian'i andry08 ny 12/09/2006 20:15
2. pissoa ( 05/08/2006 15:10)
Tsy azoko ilay hoe milalao olona amin'ny fialonana (jealousie). :roll:

Mba omeo ohatra :P:-D:-D:-D
3. Herimiafina ( 05/08/2006 15:13)
Ohatra: teneniko hoe: tena tsy mahay noho i cutie njy ry pissoa!
dai misy effet any aminjy iny teniko iny de laza mibaosy be njy satria njy tiako hibaosy be! hehehe=))
4. pissoa ( 05/08/2006 15:19)
Hay ve e! :P Tsy mandaitra amiko io izany fa tokony fandrahonana ihany no mandaitra amiko :-D:-D:-D

5. Herimiafina ( 05/08/2006 15:24)
Ary raha le promesse hoe omeko vola sy bonbon i pissoa fa andana mianatra dai mahazo 20/20 any ampianarana? :-D
6. diamondra27 ( 05/08/2006 15:25)
hummm, aleo mitandrina sao de misy mi-manipule anah eto
7. Herimiafina ( 05/08/2006 15:28)
Mitandrema mhintsy fa mirongatra izao ny mpisoloky. Ny mpisoloky vola gadraina satria tsy nmety amin,ny saina iny saingy ny mpisoloky zavatra hafa toa handefarana be satria metimety amin'ny saina iny! :roll:
8. booboo ( 05/08/2006 16:01)
Zaho mbola mahita fanefany : fandokafana. Sa tafiditra ao anatin'ilay faharoa io ?

9. Herimiafina ( 05/08/2006 16:15)
ie, ilay faharoa koa io anatin'ny jealousie sy izay mameno azy rehetra. :-D
10. booboo ( 05/08/2006 16:29)
gné ?
11. Herimiafina ( 05/08/2006 16:40)
Misy inona retsy ry booboo.
Misy boky izay any mampahafantatra ny toetran,ny olona manipulatrice hono fa tsy tadidiko ny titre "les manip sont parmi nous2 sa inona izy izay? :-w
fa tena mitanisa ireo karazana toetran'olona manipulatrice izay boky izay an, ao ohatra ireny hoe: "hamono tena aho raha ilaozanao, sns" (menace izao io). :-w
12. vale ( 05/08/2006 17:08)
HM: mba tiko hovakiana izany boky izany:D, @ izao fotoana izao manko dia be ny oll mimanip io, ary zay voa tena mamay mintsy!! ny tena loza manko dia ohatry ny drogué izany lou enao de rehefa voa eo vao tonga saina,mmmmmhhh!!
13. Herimiafina ( 05/08/2006 17:09)
matetika izy mangataka fahatokisana be aminao foana no tadidiko iray! :-D
14. vale ( 05/08/2006 17:21)
hihihihi
15. Herimiafina ( 05/08/2006 17:22)
Dia matetika koa hono miteny zavatra vague be manao tenya mabadika sy afara, hehehehe:-D
16. kyps ( 05/08/2006 18:19)
ny panararotra no betsaka fa ts ny olona no milalao l'tia e!
17. Herimiafina ( 05/08/2006 18:20)
Hazavao ary klou e! :-D
18. kyps ( 05/08/2006 18:24)
mis olona manararaotra l'tia e! tsotra lotra ny sasany de hararotina !
19. Herimiafina ( 05/08/2006 18:26)
Ie, fa ny mpanararaotra anie no milalao ny olona e, lalaoviny dia araraotiny.
Inona moa no ataon'ny mpisoloky? lalaovin'ny amin'ny fampanantenana aloha dai mino be dai rehefa mino be dia atosiny moramora hanao ny sitrampony, izay ilay milalao! :roll:
20. booboo ( 05/08/2006 18:36)
Herimiafina > tsy azoko ilay tianao tenenina teo fa efa azoko ihany kah hihihihihihi.

Efa namaky io boky io zaho dia tao ange no nahitako ilay resaka mandokandoka io kounkou fa tsisy tadidiko aby ny réf.:°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2484