tena serieux 'ty an!

1. diamondra27 ( 05/08/2006 08:58)
efa nisy nanandrana ve le oe: mi-tel sa mandefa sms @ le n° de mahazo scooter ?
atsy @ lalao serasera no misy an'io, de marina ve io sa resabe fotsiny e!
2. belahasa ( 05/08/2006 09:44)
za aloa efa nandefa sms am reny lalao reny fa mbola tsy voahantso e,

le oe envoyez AMOUR au 72100 no tena tsara , si tu recherches lame chère.
3. diamondra27 ( 05/08/2006 12:58)
belahasa::-D:-D:-D
efa nahazo ame chère zany ve toi
4. diamondra27 ( 05/08/2006 13:00)
mba te-hahazo scooter manko aho de manontany anareo aloha sao de very maina fotsiny miantso nefa tsy mahazo
:wink:
5. Herimiafina ( 05/08/2006 13:21)
Zah tsy de manambitana fa aleo rafotsy no asaina manao fa izy be vintana be klé. sambatsa ihany ny alakaosy e! :-D
6. diamondra27 ( 05/08/2006 13:31)
alakaosy izany moa teraka volana inona
7. Herimiafina ( 05/08/2006 13:32)
Novambra, amin'ny thanksgiving day, hehehehe=))=))
8. diamondra27 ( 05/08/2006 13:41)
e e , d'efa tsy konty zany za koa! tsy manambitana :cry::cry:

aleo ho lasandry zalahy le scooter sao very vola eto fotsiny 'za mi-tél
9. Herimiafina ( 05/08/2006 13:53)
Manova retsy an, saod ia mba mahazo knou. :-D
10. xxx ( 05/08/2006 14:04)
diamondra27:

efa nisy nanandrana ve le oe: mi-tel sa mandefa sms @ le n° de mahazo scooter ?
atsy @ lalao serasera no misy an'io, de marina ve io sa resabe fotsiny e!



andramo dia ho hitanao koa!inona ny hanokafana forum am zany?
omeo ana ny fotoananareo raha toa ka tsy hitanareo izay hanaovana ny fotoana anareo e!
11. Herimiafina ( 05/08/2006 14:14)
Inona leity ry xxx no idiran,ny fotoana amin'izany klé? :roll:
12. diamondra27 ( 05/08/2006 14:22)
HM: m'ci:-*:-*

xxx: oodry, fa maninona za no tsy avelanao manokatra forum @izany? 'za mba mila avis-ny namana koa! sao de lainga tsara lahatra na tena marina io de mba te hanandrana ny tenanay sao de mahazo!
'za l'ty tsy hanome fotoana sao voadakan'elah eo 'za klé

13. Herimiafina ( 05/08/2006 14:24)
DM: denada :-*:-*:-*:-*
14. diamondra27 ( 05/08/2006 15:31)
HM : tsy azoko, inon ny dikan'io
15. Herimiafina ( 05/08/2006 15:33)
DM: spanish retsy io an, de rien no dikany. :-*:-*
16. diamondra27 ( 05/08/2006 19:40)
:-D:-D:-D

HM: 'nareo koa tena mampivadika ati-doha, heveriko fa diso frapy aza:lol:

denada zany koa
17. xxx ( 06/08/2006 05:21)
Herimiafina:

Inona leity ry xxx no idiran,ny fotoana amin'izany klé? :roll:


mandany fotoana manokatra forum am zavatra ts'isy dikany koa!

18. hery ( 06/08/2006 05:28)
xxx> dia inona hono no blem-n'ny olona raha lany fotoana eto @ forum ny olona? :-)
Sa tsy lany fotoana any aminareo ve?
19. booboo ( 06/08/2006 05:39)
:-D
20. pissoa ( 06/08/2006 09:43)
:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2244