manonofy miteny
41. Herimiafina
(
05/08/2006 15:29)
Misintona azy hiverian iny teny ataonjy aminy isan'andro iny! :roll:
43. Herimiafina
(
05/08/2006 15:34)
Fa ny manonofy miteny indray tsy azo ampiresahina fa mampitapy azy hono iny! :-D
44. booboo
(
05/08/2006 15:47)
:-D:-D hatreto klou salama saina aby zay nampiresahanay t@ zany fotoana zany e :-D:-D:-D:-D
45. Herimiafina
(
05/08/2006 16:13)
Sao dai mody manonofy miteny ziany olona izanyr y booboo nefa mitory fitiavana amindry ihany? :-D
47. Herimiafina
(
05/08/2006 16:24)
Tiens, ary hevitra mety marina le mody manonofy miteny io an! ndeha mody hanonofy miteny zah klé! hehehehe:-D
48. booboo
(
05/08/2006 16:33)
:-D:-D dia tandremo sao mora traingo @ ilay maso mipipiaka fa nenay mantsy t@ zany nosokafanay ny masony fa tena natory izy !!!
49. Herimiafina
(
05/08/2006 16:36)
Azo atao koa ny mody mampiakatra maso kah, ny molotra amiN,io atao lavalava ihany sao de mba mahazo bizy! hehehehe:-D
51. cutie
(
05/08/2006 18:51)
: diamondra27 [ Valio ] 04-08-2006 21:00:26
Lohateny : manonofy miteny
tohin'ny resaka nofy izy ity.
Misy olona sasany manonofy miteny , de rehefa valiana ny teniny de tohizany le izy.
Inona no mahatonga izany? De inona no tokony atao? fa raha izany no hoe: misy secret ngamba de kobo daholo ze nafenina ...
efa tojo an'io za fa tsy misy hay ze zavatra lazainy e :-D
52. diamondra27
(
05/08/2006 19:36)
cutie: le izy mbola mavesa-molotra iny zany le henonjy koa
:-D:-D:-D, misy mody manonofy miteny tokoa nefa izy consciente be 'zao an!
:-D:-D:-D, misy mody manonofy miteny tokoa nefa izy consciente be 'zao an!
55. boubounezy
(
06/08/2006 07:04)
zé naita naita zé tsy naita tsy naita an! tsy mitovy fa misy ifandraisany tsara ary miteny sy mandéndé ny oull atao wé somnambule, sady efa itany masoko no za ty mijery reportage sy mamaky boky ndrindra ny momba ny science sy ny nature.
booboo:
malalatinasoa > :-D:-D:-D:-D
Tsy mitovy ny somnambule sy ny manonofy miteny kouh ! si ? ny iraika ilay mitsangana sy mandehandeha ( zaho aloha tsy mbola nahita sady somnambule no miresaka ), ny iraika indray tsy mihetsika fa eo @ zay toerana atoriany ihany sady matory no miresaka ...