manonofy miteny
22. Herimiafina
(
05/08/2006 13:25)
Tsy misy fisaorana retsy! :-*
Ary toa lasa nidina ambany injay i toi! :P

24. Herimiafina
(
05/08/2006 13:27)
I pissoa ihany io manao soumarin io.
izanye o ihany fa io be teniteny io no nanalan'i dadanay anah fahiny. isak'alina izao dai miantsoantso anarana sipa klé, hita eny foana ny maitre hoy rabainina izay. vao boay kely 8 taona io tamin'izany an! :-D

25. pissoa
(
05/08/2006 13:29)
Herimiafina:Koa maninn ... manao soumarin :roll:
Tsy misy fisaorana retsy! :-*
Ary toa lasa nidina ambany injay i toi! :P
26. pissoa
(
05/08/2006 13:30)
Herimiafina:Le sipakely nampanjoin-njy teo an-jaridaina? :roll::-D:-D:-D
I pissoa ihany io manao soumarin io.
izanye o ihany fa io be teniteny io no nanalan'i dadanay anah fahiny. isak'alina izao dai miantsoantso anarana sipa klé, hita eny foana ny maitre hoy rabainina izay. vao boay kely 8 taona io tamin'izany an! :-D
31. Herimiafina
(
05/08/2006 13:42)
Ka tsy mety izany fa tsy maintsy hampandroinan vao lasa nofy. fa izay rasipa kely izay tonganay teny antsena, nafenina tao anaty coffre arriere-n'ny tomobil an! :-D
33. Herimiafina
(
05/08/2006 13:46)
Mivilana makaiza moa, mbola resaka nofy ihany io kah. Mahatsiaro tena mivilana angaha njy? :-D
35. Herimiafina
(
05/08/2006 13:51)
Eeeh ity izy koa aiza no tsy ivilana retsy? :-D
Fa izany eo ihany fa mahafinaritra ny maheno olona miteny anaty nofy an, sy manonofy miteny dia resahina! :roll:

36. pissoa
(
05/08/2006 13:53)
Njy mampime ka tsy hihomehy aho =))=))=))
Izaho tsy mbola nahita olona nanofy niteny ... fa olona marary midelira no efa hitako :roll:

37. Herimiafina
(
05/08/2006 14:11)
Iny indray tena cas hafa mihintsy kah.
fa ny olona dans le coma no azo resahana tsara ary matetika dia mandre sy mahatsapa.
Ny olona ao amin,ny reanimation indray tsy azo resahana fa vao maika elabe vao miverina tonga saina! :roll:

38. diamondra27
(
05/08/2006 14:33)
pissoa: hum, mazana be iny olona mi-delire iny an! za koa efa nahita
narary be zany le olona (ny tongony) , de ozy tamiko oe: omeo anah ry famaky ry hanapahako ny tongotro
tena tssss, sady mampalahelo no tsy hita ze atao azy
HM: de inon no azo resahina @ olona dans le coma kay

39. Herimiafina
(
05/08/2006 14:36)
Ny fiainana kah, miteny toy ny miresaka aminy isan'andro ihany njy! :roll:
40. diamondra27
(
05/08/2006 15:28)
HM: efa nandramako io de tena nifoha tokoa le olona, le zavatra tena tiany isanandro no nolazaiko azy, de nifoha izy avy teo, de gaga be 'za