Fahasahiana manao hoe TSIA !!
161. Fiffi
(
17/08/2006 13:05)
gaga be diamondra :)
prime: tena marina mihintsy aloha zany an! misy tena (l):* be mihintsy koh! :D
prime: tena marina mihintsy aloha zany an! misy tena (l):* be mihintsy koh! :D
162. bmw307
(
17/08/2006 22:28)
fiffi a! to sarotra anie ny manao tsia satria ,ramangataka zavatra aminao ve aho kamisy aminao io zavatra angatahako aminao io de hosainao ve ny tsy hanome ahy an'io zavatra io e!:*:*:*:*:*:*
163. Fiffi
(
18/08/2006 09:28)
bmw307:ka miankina @ le zavatra hangatahana hiany ange io eh! tsy hoe andeha handaha kosa aloha raha possible ny hanomezana azy fa ny resaka eto de ny tsy fasahiana manao hoe TSIA na de mahatsapa aza fa bdb ny fanararaotana ! Na izany kosa aza aloha de zay zavatra rehetra natao sy vita de natao t@ fo feno fitiavana avokoa fa tsy misy hanenenana !
fiffi a! to sarotra anie ny manao tsia satria ,ramangataka zavatra aminao ve aho kamisy aminao io zavatra angatahako aminao io de hosainao ve ny tsy hanome ahy an'io zavatra io e!:*:*:*:*:*:*
166. lila
(
21/08/2006 12:03)
io ki ry fiffi ndry iany an, zao fotsiny no analyse ataondry: ireo olona ireo de tsy noho izaho no alehany aty fa ny hanataka fotsiny ary tsy ndry rery no ataony an'izany fa "izay rehetra tiana hovangiana" araka ny teniny. efa be (trop" ny vitandry taminy ka mba ampy kosa angamba izay. aleo tsisy mpamangy toy izay mpamangy toy izany.
mitadiava fomba firesaka tsotra nefa mazav
mitadiava fomba firesaka tsotra nefa mazav
167. lila
(
21/08/2006 12:13)
azafady fa tapaka kely le teo: mitadiava fomba mazava sady tsotra ilazana oe tsy afaka ny handray anareo intsony aho. oh: tena sahirana mafy aho ka tsy afaka mandray vahiny mihintsy na de olona 1 aza. refa tonga ao aminareo izy de aza rosoina ninoninona na de jus ray kapisily aza fa jerijereo fotsiny ary asehoy aminy fa tsy bienvenue intsony izy (mody manao maika hivoaka na asaivo alain'olona ao antrano).
zay fa de bon courage e, aza matikenamaso izany fa olondebe tsisy saina zany avy
zay fa de bon courage e, aza matikenamaso izany fa olondebe tsisy saina zany avy
169. Fiffi
(
21/08/2006 17:54)
lila: misaotra akia an! fa de efa niantso tokoa ireo olona ireo t@ ity week-end lasa teo fa zah tsy tato fa nohenoko ny msg napetrany ka hoe hiverina hiantso izy ka de miandry zah fa tena efa hitako tsara zao ny havaly azy!
De misaotra anareo rehetra t@ toro-hevitra!:):-*:-*:-*
De misaotra anareo rehetra t@ toro-hevitra!:):-*:-*:-*
175. Fiffi
(
25/08/2006 13:33)
hihihhi tsia ..teny kely tena faran'zay tsotra nefa mifono zavatra bdb eh ?
179. bmw307
(
29/08/2006 11:17)
de tena notanterahanao antsakany sy andavany mihintsy ilay hoe tsia (to ratsy ihany ilay hoe tsia@ lafiny iray)fiffi kah