Fahasahiana manao hoe TSIA !!
184. prime
(
31/08/2006 14:17)
Hono ho'aho... efa tena mba nanao tsia tokoa an'ilay olona impiry izay ianao e???
185. Fiffi
(
31/08/2006 14:51)
indray mandeha de ampy kah! nanisy fanazavana tsara , nampalahelo eny na de nahazo paké aza fa tsy maintsy natao io an! :(
187. Fiffi
(
31/08/2006 19:42)
avy @ le namana kah! fa tsy maninona zany satria efa vita soamantsara ny fanazavana sy ny fanaovana hoe TSIA fa nataoko kosa am-panajana an ! :)
189. Fiffi
(
31/08/2006 19:50)
fa na izany aza de tsy misy hanenenana ny zavatra rehetra natao satria tamin'ny fo no nanaovana azy . :):-*
193. Fiffi
(
04/09/2006 14:50)
prime: fa tena nahalasa ny heritreritro mafy kosa aloha ary zay zah vao tena tonga saina hoe tena ilaina marina ny fanaovana hoe "tsia" an! :)
194. prime
(
05/09/2006 11:06)
Isika malagasy mahagaga fa manana olana manokana mihitsy rehefa miteny an'io... Isika matetika rehefa te-hiteny an'io dia manao hoe : "eny.... kanefa..."
Izay ilay "oui" malagasy tsy zakan'ny vazaha mihitsy... eny lava hoy ry zareo nefa ny asa atao toa mifanohitra @ toky sy ny eny nifanomezana...:wink:
Izay ilay "oui" malagasy tsy zakan'ny vazaha mihitsy... eny lava hoy ry zareo nefa ny asa atao toa mifanohitra @ toky sy ny eny nifanomezana...:wink:
195. Fiffi
(
06/09/2006 06:54)
fa misy kosa gasy tena mafy loha be an! na de tokony ho eny aza de tsia aloha ! zah aloha efa nahita an!
197. Fiffi
(
07/09/2006 16:53)
heu....ohatra hoe misy zavatra tokony hataony de tsia aloha no lazainy nefa eny hiany koh! nataony hiany ange fa mody manao tsia fotsiny izy eh!(mampifilafila)