tahotra-henatra

41. prime ( 21/08/2006 13:34)
:-D:-D:-D
42. Fiffi ( 21/08/2006 20:28)
de hoe :) de ampy ve ? de mba mety afaka kely kosa angamba le tahotra eh ?
43. prime ( 22/08/2006 11:47)
ahoana no fialàna aminy tokoa moa?:lol:
44. Fiffi ( 22/08/2006 18:05)
heu...ahoana tokoa moa ?:roll:
45. dongadonga ( 22/08/2006 18:46)
fialana @ de banjinina tsara le ol miresaka de afaka ny
tahotra sy henatra:lol:
46. prime ( 23/08/2006 06:49)
sarotsarotra an...:lol:
47. Fiffi ( 23/08/2006 16:08)
48. prime ( 24/08/2006 09:10)
Raha vao mibanjina maharitra eo dia mety ho tratran'ity : ;-) :-D:-D
49. Fiffi ( 24/08/2006 09:36)
miondrika koh!
50. prime ( 24/08/2006 10:09)
Vao maika gravy fa ny dikan'ny vhv miondrika raha vao ;-) hono dia (l)... dia vao maika mampirisika azy hisarigaigy eo...:lol::-D:-D
51. Fiffi ( 24/08/2006 12:53)
de inona hiany aza no tokony hatao eh ?
52. prime ( 25/08/2006 10:30)
Raha ny hevitro aloha dia tsy misy tsara ohatry ny tsotra, tsy mampiseho réaction mihitsy... tsy aseho mihitsy hoe saro-kenatra, na matahotra fa vaomaika ny olona manala...
Rehefa mikakakaka na mitantara blagy izy dia tsy mihomehy, mi-charme izy dia miketrona kely, tezitra dia tsy mihontsona, mivazavaza dia jerena @ masony, manontany dia tsy valiana... Fa raha voafehy ireo aloha @ voalohany, hatahotra ny olona ny hanala... ary io no tena fosotra tsy mety mahafaka mihitsy @ henatra sy tahotra, ilay olona hafa tsy misy hatao afatsy ny hanitsaka izay manana fahalemena...
53. Fiffi ( 28/08/2006 14:17)
prime:
Raha ny hevitro aloha dia tsy misy tsara ohatry ny tsotra, tsy mampiseho réaction mihitsy... tsy aseho mihitsy hoe saro-kenatra, na matahotra fa vaomaika ny olona manala...
prime: ka zay indrindra le izy koh! raha sahy hanao an'ireo voalazanao ireo ange de tsy hisy intsony le tahotra sy henatra eh! saingy tsy vita le izy koh!


54. prime ( 29/08/2006 11:14)
Mila exercices kosa aloha e... ny ao an-trano sy ny mpiray tampo anombohana azy... Mety solafaka indray2 fa soa lavo hahay hamindra... Fa ilaina koa ny manao exercice de brise glace ka alohan'ny hifampivandravandràna amana olona dia eo @ fitaratra aloha atao... dia jereo eo ny masonao, sy ny hatsaranao dia tandremo f'andrao mitsikera tena eo indray...:lol:
55. Fiffi ( 31/08/2006 19:45)
56. andry08 ( 31/08/2006 19:48)
Tondé jereo fa mety ho izy anie no tsy hahatanty e!8O8O8O8O:)
57. Fiffi ( 01/09/2006 07:43)
tsy ahatanty ahoana akia ? le hoe mijery fitaratra ve ?
58. prime ( 04/09/2006 10:48)
Le olona mahatahotra na mahamenatra angamba no tian'i andry lazaina...:lol:
59. andry08 ( 04/09/2006 17:31)
Ie, ireny anie rehefa dinihina ao anaty maso dia izy indray no gaga hoe fa misy inona ? :)
60. Fiffi ( 04/09/2006 17:59)
ka normaly raha gaga sy taitra izy satria ve io koa anisan'le tahotra ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3425