ahoana no atao mba hialana @tahotra diso tafahoatra
41. prime
(
04/09/2006 10:45)
Hita fa misaotra indrindra akia fiffi a...
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Baston%21/fleurssil.gif[/IMG]
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Baston%21/fleurssil.gif[/IMG]
42. Fiffi
(
04/09/2006 14:51)
hihihihhi manja kosa an! zanyno hatao hoe tsy misy tahotra fa tondé nanomé ve ? :):*
47. kb10
(
10/09/2006 14:59)
Tsotra fotsiny zany misotro rano manitsy de amboary ny saina ; mieritrereta hoe ny namako rehetra mba manana risque de zah ve no ahoane!
ataovy toy ny tsy misy izao rehetra izao ok!
ataovy toy ny tsy misy izao rehetra izao ok!
48. monina01
(
10/09/2006 15:29)
Zao an mivavaha ankino amin'Andriamanitra lalandava ny fiainana e.zay ihany dia vpavaha ny olana.
57. Fiffi
(
18/09/2006 16:34)
fa sur aloha zah fa manala ny tahotra io na ny stress an ! tokony hanandrana angamba isika sa ahoana ?