ahoana no atao mba hialana @tahotra diso tafahoatra

1. xxx ( 03/08/2006 08:39)
za reto izay ataoko de to mampanahy hoe sao de tsy mety foana nefa tena tspako fa manimba ahy be le izy hany ka na zvt tsy misy dikany ary de matahotra aho de lasa mmmiteraka blem hoahy ihany. Mba mila hevitra aminareo aho .
novalian'i prime ny 20/09/2006 11:10
2. Fiffi ( 03/08/2006 08:44)
xxx: fa nahavoa ahy koh zao tratran'ny tahotra foana zao an! fa de hitako koh arytena tsapako fa "manque de confience" no mahatonga an'io . Ny vaha-olana noraisiko ? "je fonce" ! marina aloha fa mora ny miteny fa ny manao azy tena sarotra !
Fa hita fa tena mampijaly de maka résolution haingana hoe "je fonce" de ho hita eo zay fandehany . Le zavatra hatao mampatahotra nge tsy hoe diso foana eh! raha tena dinihana ! de tonga de hoe aleo hatao de ho hita eo ny valiny ! handramo kely ange eh! :) zah aloha efa afaka na de mbola misy hiany aza an!
3. fasaly ( 03/08/2006 09:10)
tandremo aza olasa mivadika angoisse de lasa sahirana eo!
reseo lahatra lay tahotra e! misy namako zay de tena mijaly mitsy fa matahotra ny ho faty de sempotra ho azy tsy avy miaina am tsy antony eo fa ny tahotra no be indrindra......matahotra full sns......
4. Fiffi ( 03/08/2006 09:19)
hummm ! de io koh le mahatonga an'le manao crise d'angoisse be an! fa manky de confience @ nao hiany hoa no mahatonga an'io .
5. cristal ( 03/08/2006 09:48)
(l)(l)(l)Ny taotra sy ny ahiahy dia samy hafa tsy matahotra ianao fa mihaihay;tsara aloha izany satria mariky ny famatorana,nefa azo lazaina koa hoe olona tsy nivonona no mihaihay amin'ny nataony;noho izany dia tsara izy ra noho ny halebehan'lay zvt ataonao no mahatonga anao matahotra;"azo lazaina hoe prudance izy,nefa ra be loatra dia mariky ny tsy fahatokisan-tena ka manimba eo imason'ny olona noho izany mivonona hatrany amin'ny zvt atao dia ataovy ampitoniana dia zay vokany dia tokony hekena satria zay no vita!Haro fanina hoanao koa ange zany mba tsy hirotorotoana e!maztoa namana a!(l)(l)(l)
6. soasoafy ( 03/08/2006 10:06)
mi-fonce araka ny lazain'i Fiffi de avy eo mivonona hitaty ze vokany;
oh: mbola célibat enao nef te hananjanak de matahotr ny vavan'ny ol.
7. Fiffi ( 03/08/2006 10:23)
soasoafy:
mi-fonce araka ny lazain'i Fiffi de avy eo mivonona hitaty ze vokany;
andramo ange eh! de avy @ io no hahazahoanao lesona avy eo !


8. majesty ( 04/08/2006 06:27)
fialana amin'ny tahotra tsy misy afa tsy ny fanaovana risque foana,fa c ki risque gagne hono :D
9. Fiffi ( 04/08/2006 06:33)
:Dsady ki ne risque rien n'a rien ! :D
10. prime ( 04/08/2006 08:39)
Aleo manao foana dia tsy maninona raha mety mandiso koa fa "soa lavo hahay hamindra" hoy ny fitenenana... tsy faharesena ny fahalavoana fa lalana tsy maintsy diavin'ny olona rehetra fa matetika vitsy no mitraka dia miarina haingana dia manohy ny dia...
11. Fiffi ( 04/08/2006 08:43)
tonga de mi-fonce hoa fa raha mihandriandry eo tsy hisy zava-bita eo indray !
prime: zay indrindra manko!
12. prime ( 04/08/2006 08:55)
"ce qui risque gagne, izay tsy mirisika wen...":-D:-D
13. Fiffi ( 04/08/2006 11:31)
John Wain ve ? :-D:-D:-D
14. prime ( 07/08/2006 07:59)
:roll::-D:-D:-D
15. Fiffi ( 14/08/2006 04:45)
:-D
16. prime ( 17/08/2006 08:00)
angamba... :-D:-D
17. xxx ( 17/08/2006 19:58)
mba kanosa ianareo zany k'ty,mivavaha dia mandrosoa,ampiarahana finoana dia tafita soa.
18. Fiffi ( 17/08/2006 21:35)
iza ?
19. prime ( 21/08/2006 13:32)
:roll::roll:
20. Fiffi ( 21/08/2006 20:29)
:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.151