Ireo filana hofenoina vao afaka hiteny hoe Sambatra
41. prime
(
07/08/2006 09:07)
soanja> mahavariana ity fahasambarana lazainao ity satria filôzôfika mihitsy ilay izy...
42. soanja
(
09/08/2006 22:35)
Asan'ny atidoha daholo ny manome anao fahafantarana fa sambatra na miadana ianao na tsia.
Azo atao tsara ny manatsotra azy toy ny an'i Jentilisa ery ambony saingy hevitra filozofika be ny atao hoe fahasambarana fa tsy vitan'ny resaka atao eo ampipasohana karatra ohatra.:D:D
Azo atao tsara ny manatsotra azy toy ny an'i Jentilisa ery ambony saingy hevitra filozofika be ny atao hoe fahasambarana fa tsy vitan'ny resaka atao eo ampipasohana karatra ohatra.:D:D
45. soanja
(
11/08/2006 12:40)
Prime misy hopasoahana angaha any aminao. Ny ahy manko akanjo no tena haiko pasohana fa tsy karatra akory. Sady zah efa ela tsy nipasoka tena manina an'ireny fera saribao any dago ireny. Mbola misy mampiasa ve ireny?