Ireo filana hofenoina vao afaka hiteny hoe Sambatra

21. cutie ( 03/08/2006 15:29)
:lol::lol::lol::lol::lol:
22. Herimiafina ( 03/08/2006 16:09)
Amiko misy indikatera de mieux-ĂȘtre anakitelo monja eto antany fa ny ambiny zista accesoara fotsiny, asa diso njay ve zah dondrona ity?
Ireto ireo Indikatera (Index) ireo:
-Ny fahasalamana.(health).
-Ny fianarana. (education).
-Ny fandriampahalemana. (security).

Raha manana ireo dia manana hery enti-miasa na pouvoara kely entina mitady vola amankarena.

Raha manana vola amankarena dai afaka misakafo tsara sy mitady vady ary manasa lamba tsara.

sy ny sisa, dai mandeha ho azy izany ny ambiny... :^)
23. cutie ( 03/08/2006 16:14)
:-D:-D:-D:-D
24. soanja ( 03/08/2006 18:00)
Zany ve ry HM. Zah indray tsy mba mety sambatra raha tsy voaresaka kely Andriamanitra na eny ambony fandriana aza. :-*:-*
25. xxx ( 03/08/2006 18:47)

eeeeee,
Tsy manakivy an'lah za ra-soanja :D:D:D efa eny ampandriana avy ve mbola hiresaka an'A/tra ihany, tssssssssssss :-D:-D:-D:-D:-D:-D
ilaozan'ny joba @ zany toi :wink::wink::wink::wink:
26. Fiffi ( 03/08/2006 19:28)
xxx: ountssss ! mivavaka alohan'ny hatoriana koh !
27. Herimiafina ( 03/08/2006 22:54)
soanja:

Zany ve ry HM. Zah indray tsy mba mety sambatra raha tsy voaresaka kely Andriamanitra na eny ambony fandriana aza. :-*:-*


Marina mihintsy retsy ny andry ry soanja!
Ny ahy dai Andriamanitra tsy dai kilaseko loatra anatin'ireo indikatera ireo satria azy avokoa ireo ary avy any aminy avokoa ary dia any aminy no angatahina ny fahazoana azy ireo, sa tsy izany? :-*

Aza miahaino ilay xxx io retsy an! :-*
28. soanja ( 04/08/2006 01:42)
HM Misaotra betsaka amin'ny hevitra. :-*:-*:-*
29. Fiffi ( 04/08/2006 03:54)
xxx: nga hono ratsy ny miresaka @ Andriamanitra raha efa any am-pandriana ?
30. xxx ( 04/08/2006 07:56)

zay ah vao kopy hoe vevavy kay ra-soanja :oops::oops::oops::oops: mazava hoazy fa ny mahasambatra ny vevavy de ny henoina doly izay teneniny retra retra, ankoatry izay voalaza eny ambony :D:D:D:D:D

Fiffi: tsisy maha ratsy azy fa saingy hoe "ennuyeux" be zany, indrindra fa raha hoe isaky izay hatory zao dray dray dray tena tsy miady :-D:-D:-D:-D
31. Fiffi ( 04/08/2006 08:18)
xxx:
Fiffi: tsisy maha ratsy azy fa saingy hoe "ennuyeux" be zany, indrindra fa raha hoe isaky izay hatory zao dray dray dray tena tsy miady :-D:-D:-D:-D
an3 kah! tsy "ennuyeux" be zany fa io de arakarakin'ny tsirairay hiany ! rehefa alohan'ny hatoriana de mivavaka ! rehefa mifoha , alohan'ny hisakafohanana ! rehefa notezaina ary rehefa zatra @ io ianao de tsy ennuyeux zany !


32. prime ( 04/08/2006 09:22)
33. simplex ( 04/08/2006 09:54)
Fiffi:

an3 kah! tsy "ennuyeux" be zany fa io de arakarakin'ny tsirairay hiany ! rehefa alohan'ny hatoriana de mivavaka ! rehefa mifoha , alohan'ny hisakafohanana ! rehefa notezaina ary rehefa zatra @ io ianao de tsy ennuyeux zany !


Za kay no tsy nahazo resaka neveriko resakan'A/tra le izy fa tsy hoe miresaka @ an'A/tra. :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D

tsy mety nga ra atambatra Alahady doly reo vavaka reo :wink::wink::wink::wink::wink:


34. Fiffi ( 04/08/2006 10:10)
simplex:
tsy mety nga ra atambatra Alahady doly reo vavaka reo :wink::wink::wink::wink::wink:
de ny alahady hianyve zay vao mivavaka ? heu...tsy lasako aloha zany an! :)


35. simplex ( 04/08/2006 10:17)

o ry Fiffi a,
A/tra nge ka bandy akama e :D:D fantany ihany hoe mbola samy sahirana.
A/tra ve mety ho ratsy fanah ??:-w:-w:-w:-w
36. Fiffi ( 04/08/2006 10:19)
simplex:
o ry Fiffi a,
A/tra nge ka bandy akama e :D:D fantany ihany hoe mbola samy sahirana.
A/tra ve mety ho ratsy fanah ??:-w:-w:-w:-w
fantany fa mbola sahirana enao kah! :wink: fa Andriamanitra tsy ratsy fanahy zany an!


37. majesty ( 04/08/2006 10:28)
fiffi: marina retsy zany a:D
38. Fiffi ( 04/08/2006 11:36)
majesty: :):-*
39. soanja ( 04/08/2006 11:47)
:D:D:-*:-*
40. Fiffi ( 04/08/2006 13:25)
soanja: tonga de :D de ampy ve ? :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0908