Fiaraha-miasa
23. tsylaitra
(
02/08/2006 12:24)
Tsara dia tsara zany le hevitrareo ary mampirisika anareo mba hanaparitahana izany @faritry Dago rehetra. Ny tenanay moa de tsy de manana zavatra haroso na anjara biriky kely fa ny azo aroso angamba de hevitra na teknika sasatsasany tokony haroso, ny tenanay mantsy mba misy hatokona kely ihany eo @lafiny tony solosaina maro-bokotra tony de mbola fisaorana lehibe @ le initiative mba hatao ny sasany ohatra tokony ho arahina de veloma indray ary!
26. kitjo
(
03/08/2006 13:16)
voromailala> misaotra betsaka,
tsy haiko raha ianao no nanoratra tao, fa en fait, ilay association atsanganay hafa ny anarany fa miandry ilay taratasy fts vao afaka aparitako ilay anarana fa io Reny Miavotra io dia Fikambanana efa mitsangana any efa ela (izany hoe Mamanay ihany aloha ny presidente-ny)...
Manampy ireo vehivavy mananotena na reny tsotra fts io fikambanana io mampianatra sns ary manodina ny vokatra misy ao antoerana amidy ao Tana sy ny manodidina.
Noho izahay tsy mbola afaka nitondra ny anaran'lay association vaovao dia nataonay ho endrika fiaraha-miasa tamindry zareo ilay hetsika natao tany.
Fanitsiana fts iny an!
Fa ny Reny miavotra dia fikambanana niforona efa ela, misy maromaro ry zareo manerana an i Vakinankaratra!

27. kitjo
(
03/08/2006 13:25)
voromailala> interessant ilay Infogasy, tena mitovy mitsy ny tanjona...afaka mifameno tsara satria ny anay sur terrainno ho betsaka dia afka mifameno tsara
efa nalefako amin' ny ankizy any Dago ilay link dia azo atao tsara ny miara-miasa!

30. yonikafopl
(
11/08/2006 13:07)
tena zay za vao nahita an ty.
Bravo kitjo, mahafinaritra rehefa mitady izay hampandroso an'i Gasikara ny namana aty ivelany:)

31. fijo
(
11/08/2006 20:10)
mitady an'izay daholo anie na ny any antoerana aza e.fa,sarotra le manao zavatra ka izay no tsy dia ahitana loatra ny sasany.
32. kitjo
(
16/08/2006 07:16)
ny hitako olana dia tsy misy mpitarika. Ny fanatanterahana anefa tsy dia sarotra fa ilay mandray ilay risque hoe andeha ahnao zavatra no tsy ampy.
Ankoatra izay koa mankasarotra zavatra ny tsy fananana contact ohatra oe mpitondra ao an-toerana na oh znay. Fa mahatalanjona fa mahay zavatra ny Gasy ary refa tena manao dia manao,
Hitako t@ ilay formation io zao ankizy mpianatry ny MISA, tena talanjona fts z anahia andry zraeo nanomana sy nampianatra, za manko @ lafiny tena teknika oh zany.....hahha

35. kitjo
(
22/08/2006 17:50)
salut dol
ny fikasana amzao dia manangona ankizy na lehibe izay mety ho hitantsika eny @ fiarahamonina eny fa manana talenta kanefa ts misy mahafantatra.
Raha hita fa mety ahhasoa azy, na ny fiaraha-monina ilay izy dia mba lazao ahy fa izay no karakaraina izao.
Afaka eritreretina ny hi organiser expo na salon ampisehoana an' ireny zavatra ireny satria betsaka izao ny bourse exterieure @resaka "art"
tsy voatery "art" ihany!

37. cazal
(
11/09/2006 20:31)
jereo ao amin ny site www.madanature.org fa mety hisy vahaolana eo amin ny fampandrosoana ny madagascar