Fiaraha-miasa

1. kitjo ( 01/08/2006 13:28)
misy association izay natsangana, ka any Vakinankaratra iny aloha ny anaovana ny asa hatramin' izao

Izahay tany nanao formation Initiation en Informatique, Bureautique sy maintenance materiels anay, tao am lycee Betafo, niaraka tam anciens MISA
Ny ankizy any amin' izao no hanohy azy manerana ny faritr i Vakinankaratra iny izao dia hanao programme d'orientaion pedagogique et professionelle ho an'ny mpianatry ny lycee amin'iny faritra iny koa

Vakinankaratra no nofidiana nanombohana ny asa fa iezahana ny hiasa manerana ny nosy. Mbola tsy nivoaka ofisialy moa ilay association fa mbola eo ampiandrasana ny taratasy.

Raha misy azonareo hanampiana, tsy voatery ara-bola akory, fa inddra ara-kevitra na arabatana dia mba anorato aho fa mila tanana ny ankizy any fa benevoles daholo aloha hatramin' izao.

Ny iezahana fts dia ny anatanterahina asa, tsy hanome vola financement akory satria tsy misy eo antanana izany, fa ny hanampiana ireo mpiara-belona izarana ny fahaiza-manao mba hahasoa ny hafa izay ts manana moyen ianarana an' izany

Misy olona karazany maro anatin' ny association dia ezahina hihitatra amin' ny sehatra maro ny asa atao, misy Informaticien, Mpampianatra, Architecte, Dokotera, Expert comptable, Etudiant en Communiction ary mpianatra sy olon-tsotra...

Koa maniry antsika na tsy any an-toerana mba hanohana na ara-kevitra ihany aza izay hitantsika aty ivelany aty ka azo tanterahina hahasoa ny any Dago.

Izahay mpianatra aty SIngapour no namorona ilay association fts fa afaka miditra ho membre na manampy daholo na avy aiza na avy aiza
Efa misy representants any France sy faritra sasany ao dago

Jereo Madagascar Tribune, archive: 24juillet misy titre oe Alisoa RASOANAIVO (misaotra an fijo nilaza fa tsy hitako ilay artile raha tsy taty fa taraiky tany Betafo izahay dia tsy nahazo ilay gazety..hiiih)
novalian'i xxx ny 12/09/2006 06:21
2. Fiffi ( 01/08/2006 13:34)
http://www.madagascar-tribune.com/index.php?JOURNAL=962&ART=18548
3. Fiffi ( 01/08/2006 13:38)
kitjo: io ilay article tao anaty gazety k ohatra hoe raha mba te-hanampy fa aram-pitaovana nefa ny tena aty ivelany de ahoana no mba fomba hatao ? Hitako ao zao fa mila materiely informatika koh ohatra io an! satria misy possibilité manko ny hahazahooana pc maromaro.
4. soanja ( 01/08/2006 14:33)
Kitjo> Good job. WAY TO GO! Soanja.
5. Herimiafina ( 01/08/2006 14:37)
Hummm, misy kandra ve ao e? :roll:
6. fens ( 01/08/2006 15:37)
Humm! ra manam-potoana hampiko nareo sady za mba efa nikanjakanja tany vakinankaratra tany! Fa re benevolat le izy de ahoana ny deplacement sy ny sakafo?
7. Herimiafina ( 01/08/2006 15:41)
Iny leisy tsy maintsy omena an, ny association klou tsy à but lucratif fa kosa createur d'emploi, izany hoe ny benevoles rehetra ao dai tsy mikarama fa omena per diem raha mandeha mission.

Io ra-fens io an! Atokisako io fa bandy akama. :-*
8. fens ( 01/08/2006 15:47)
Hanao njay zany za kou! fa otrinona alou e!
9. Herimiafina ( 01/08/2006 15:50)
I Kitjo injay angamab no mahalala ny valin'iny leisy! :wink:
10. adidy ( 01/08/2006 18:08)
kitjo: nandefa hafatra ho anao aho
11. Herimiafina ( 01/08/2006 18:09)
Ary tena interessé daholo ny ekipa solida an1 tena somary tenté zah izao kanefa miankina amin'ny ampitso ihany io e! :roll:
12. fijo ( 01/08/2006 18:41)
ary toa avy dia resabola no jeren'ny sasany,nefa asa fanampiana ny olona no tanjona e.miezaha aloha hanmpy,fa hoavy ihany ny vokany.
13. Fiffi ( 01/08/2006 18:51)
fijo: ka raha mba io no tena mba azo hatao , heu.. nga kosa akia misy maharatsy azy ? raha fanampiana moa no tiako lazaina an!
14. vale ( 01/08/2006 22:37)
Kitjo: hummm, arahabaina aloha :-*fa tena zavatra goavana izany vitanareo izany, mahasoa ny mpiara-belona, mazava iny ka dia manoratra ho andry izany raha misy ny azo anampiana ê!:-*:D
15. sasa ( 02/08/2006 02:50)
kitjo tena tsara be le association raha misy anampiana d manoratra aminjy eo ihany arak'io tenin'i vale io.:-*:-*
16. Fiffi ( 02/08/2006 03:36)
sasa: :-*:-*:-*:-* ndry :)
17. ravatorano ( 02/08/2006 04:53)
kitjo
18. kitjo ( 02/08/2006 04:54)
slt dol

misaotra dol e,

Ny deplacement sy sakafo sy izay mety ilaina vola (support materiel..) dia iantohana daholo, izay aaka manome dia manome ary misy ny nangatahina tamin' ireo namana sasany.
Fa tsy misy karama aloha ho an' ireo ankizy mi se deplacer amin' izao, ezahina fts week end foana ny mandeha satria ankizy miasa sy mianatra daholo ny ankamaroandry zareo.

ho an' ny programa manaraka dia efa ampy aloha ny isan' ny ankizy mandeha kanefa misy vinavina ny hiasa manodidina an' Antananarivo ka holaziako manaraka eto ny momba an' izay ho an' izay mba afaka manampy.

Ny fanomezana na fandefasana fitaovana dia afaka ifampiresahana manokana fa andefaso hafatra aho. Eo ampanaovana website izahay izao misy ny rapport d'activite rehetra sy ny plan d'action sns ka holazaina eto rehefa vita soa amantsara.

Misaotra antsika e!
19. kitjo ( 02/08/2006 05:12)
ravatorano: koryaby,
misaotra betsaka koa!

Eo ampiandrasana ny taratasy izahay izao fa efa any daholo ny dossier fananganana azy.

Tsy voafaritra ny zavatra atao, fa ezahina ny manao zavatra araka izay mety ilaina azy kanefa tsy mila depense be.
Toy ilay nataonay tany betafo teo dia deplacement sy sakafo ihany no niantohana satria araka ny voalazako hoe benevoles daholo ny ankizy nandeha.

Tsara raha mahazo financement kanefa tsy miandry an; izay moa izahay satria lasa misy obligation hafa no sady mahaela zavatra matetika ny manao zavatra amin' ny instittion lehibe raha tsy hoe projet ngodabe.
Mandra-piandry an' izay moa dia ezahina ny ahavitana zavatra araka izay hoenti-manana.

Tsy voafaritra koa ny asa atao satria araka ny nolazaiko tery ambony hoe misy karazan'olona anatin' ilay association izay samy manana ny specialite-ny avy. Misy afaka mifameno.

Nytena objectif dia ny tsy hanome vola mihitsy raha misy projet fa ny manampy ny olona hitady vola araka izay ressources ananany mba entina manao zavatra.

Anjaran' ny association ny mitady debouches ho an' ny olona amin' izay zavatra vokariny ahafahan' izy ireo mahazo vola hoentina hanatanterahina vinavina. Izany dia amin' ny alalan' ny fitadiavana tsena na organisation d'evenement na koa developpement-na technique, indrindra indrindra ny fitadiavana fomba fiasa vaovao ahazoana vokatra tsaratsara kokoa.

Raha afohezina dia tsy misy mihitsy financement betsaka hanampiana fa dia fizarana ny fahaiza-manao sy fanomezan-tanana no ataon'ireo membre hanampiana ireo mpiara-belona entina manatanteraka izay vinavina kasaindry zareo atao.
Ezahina ny tsy hanome vola fa ireo olona ireo ihany no ezahina hiasa ahafahany mahazo izay tadiaviny fa tsy handray vonona. Ampiana kosa izy mi decouvrir izay ressourcs misy eo an-toerana ary ny zavatra atao dia a interet communautaire daholo.

Ilay fanampiana angatahina dia ara-pitaovana, raha misy afaka manome. Azon' ny mpanome lazaina izay tiany hanaovana azy raha tsy voafaritra dieny mialoha fa saingy a interet communautaire araka ny nolazaiko tetsy aloha ihany.

Ara-batana ihany koa, ho an' ireo izay ao an-toerana,

Ara-kevitra, indrindra ho antsika aty ivelany. Misy ny zavatra mahasoa hitantsika aty ivelany izay azo atao tsara any Dago kanefa tsy misy mahalala ka anjarantsika ny mba manolotra izany hevitra izany di any any antoerana no mandamina hoe ilaina sa tsia sy ny fanatanterahina azy.

Mandrapahavitan' ny website dia ezahiko ny manome vaovao eto sy ny mampilaza rehefa misy asa hotanterahina dia omeko eto koa ny contact ho an' ireo ankizy mpikarakara any Dago.

Misaotra antsika rehetra
20. cazal ( 02/08/2006 05:49)
http://J:\Mes documents_MOI\MADAGASCAR_NAT\Archive_Mada-nat\Abe2006-1.pdf
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.7139