Tandremo ny fitaka
21. prime
(
02/08/2006 10:51)
LazaDaddy:
Fa ny marina dia ny Tenin'Andriamanitra ihany, tsy anampiana sy tsy analana.
24. prime
(
02/08/2006 12:54)
rehefa tena miray @ Tompo ny tena dia fantatra ihany ny avy aminy sy ny avy @ ilay mpamitaka...
26. fens
(
02/08/2006 16:06)
Achia:
De inty ary mba misy ohatra kely ; aza mamono ol , manaja ny andro sabata , aza mijangajanga ... de azo raisina @ ara_bakiteny ve zao reo sa ara - panoharana ihany
Ka ny boky 66 ao anaty baiboly dia mifameno ka tsy tokony ho alaina ara-bakiteny! tahaka io lazainao io dia ny didy folo ary havaozin'i Jesoa io ao amin'ny Testamenta vaovao. Ny tena marina koa rehefa hamaky baiboly enao de jereo tsara alou ny contexte zay vo manao ze tokony hatao! mazava ve?
27. soanja
(
02/08/2006 17:30)
Ny hany farany azoko ambara amin'ity lohahevitra ity dia hoe "Tsy misy mahalala ny marina isika rehetra fa finoana daholo ny mitondra azy." Zany hoe tsy ny an'ny an na ian no marina fa izay inoanao no marina ao aminao satria Andriamniatra dia mi-relate (mifandray) amin'ny tsi-1-1 amin'ny fomba isan-karazany. Ary Izy ihany no ilaza izany ao amponao mangina.
Ny baiboly hatramin'izao dia mbola iadian-kevitra hoe rehefa ny olombelona ny nanatambatra ny boky rehetra voasoratry ny mpaminany dia izy daholo ve ireo sa mbola misy tsy ampy? sns sns satria ny olombelona dia nofo aman-dra ka mety solafaka.

28. LazaDaddy
(
02/08/2006 20:17)
hoy ilay Teny tonga nofo:
- "izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana"
- "Ray o! manamasina anay amin'ny fahamarinana, ny teninao no fahamarinana"

30. HESHA
(
03/08/2006 05:46)
Mahaliana kosa ity lohahevitra iray ity.
Ny fahazoana na ny fampianarana marina angamba no mandiso na manamarina ilay finoanao.
Za manokana alou de mila oul manoro a ra le hevitry ny baiboly e, satria misy zavatra tsy azoko mihitsy ra hoe za ihany no mamaky irery sy mandalina irery ao antrano ao.
Dia misaotra an'Andriamanitra lehibe fa mpivavaka daholo ny namana ato am serasera

31. Fiffi
(
03/08/2006 07:31)
Izay indrindra no hilana ny baiboly , ny fandehanana miangona , ny hevitrin'ny pretra , ny "réunion de prière rosaire" satria mbola bdb tokoa ny zavatra tsy azo fa de hangatahana sy hivavahana lalandava an'Andriamanitra mba hanampy antsika tsirairay avy.
32. diamondra27
(
06/08/2006 12:28)
mignone: ny hahafantarana azy de mamaky baiboly aloha, de ho hita ao oe: inona ny toetra tsy arakan'Andriamanitra.
34. mbelotavao
(
12/08/2006 20:41)
Miarahaba ny rehetra.
Tsara mihitsy ny miady hevitra toy izao mba hahafantarana ny tena hevitra tian'ny baiboly ambara.Marobe mantsy izao ireo milaza fa tsy tokony hihaino ny fampianarana etsy na eroa fa mitazona ny an'ny tena ihany.Amiko dia diso anefa izay fa tokony ho mihaino izay tokny henoina ary mampitaha izany ao amin'ny baiboly satria voasoratra hoe:Izay soratra rehetra nomen'ny tsindrimandrin'Atra dia mahasoa koa ho fampianarana,ho fandresen-dahatra,ho fanitsiana izay diso ,ho fitaizana @ fahamarinana.

35. cutie
(
12/08/2006 20:43)
Mpandefa : mbelotavao [ Valio ] 13-08-2006 01:41:15
Lohateny : Re : Tandremo ny fitaka
Miarahaba ny rehetra.
Tsara mihitsy ny miady hevitra toy izao mba hahafantarana ny tena hevitra tian'ny baiboly ambara.Marobe mantsy izao ireo milaza fa tsy tokony hihaino ny fampianarana etsy na eroa fa mitazona ny an'ny tena ihany.Amiko dia diso anefa izay fa tokony ho mihaino izay tokny henoina ary mampitaha izany ao amin'ny baiboly satria voasoratra hoe:Izay soratra rehetra nomen'ny tsindrimandrin'Atra dia mahasoa koa ho fampianarana,ho fandresen-dahatra,ho fanitsiana izay diso ,ho fitaizana @ fahamarinana.
mazava sady marina :lol:
37. diamondra27
(
17/08/2006 10:37)
ka izay ny antony hamakiana azy koa
aina ho an'ny mahazo azy ny Tenin'Andriamanitra, ary fanasitranana ny nofony rehetra