ahoana no fandraisanareoan'ity

21. liliana ( 02/08/2006 12:39)
8O tena raha ohatra ka ilay sipa koa ani te hampirafy dia lasa mihodina ilay bandy e!
22. Herimiafina ( 02/08/2006 13:07)
Tsy fahatokisana angamba no teny mety hilazana iny zavatra omena ny vady iny na ny olontina fa inona re e....? :P
23. dailynews ( 02/08/2006 15:52)
xxx:

mba misy question ity ny olona manmbady ve tsy mahazo miresaka @lehilahy intsony na de resaka madio ary mba valio eh!

raha ny fahafantarako azy dia ny olona tena mpampiresaka vehivavy na mpampirafy no tena mpanao io. satria fantany ny zavatra ataony dia heveriny fa raha miresaka amin ny lehilahy ianao dia zavatra hafahafa tahaka ny ataony koa no ataonao. io ilay hoe mahana foana ny mpanao ratsy.



24. Herimiafina ( 02/08/2006 16:05)
Marina ihany izay indraindray fa mety misy antony hafa koa, miankina amin'ny fandriasan'ny vadiny ilay sipa, raha efa jomaka hatrizay dia mino aho fa tsy hatokisany tsony koa. :-D
25. dailynews ( 02/08/2006 16:17)
mampihomehy koa ilay hoe efa jomaka h@ izay.
26. Fiffi ( 03/08/2006 03:53)
ka raha efa jomaka hatrizay ! inona no nanambadiana azy ?
27. majesty ( 03/08/2006 07:21)
miankina amin'le razoky io ka,refa tsy manisy blem lery inn mou ny olana,fa raha izah manokana alou tsy manisy olana amin'zany e,na de hoe miresaka amin'ny ex za izy rehefa tsy misy fihetsika mampiahiahy anah fotsiny:D
28. Herimiafina ( 03/08/2006 12:11)
Fiffi:

ka raha efa jomaka hatrizay ! inona no nanambadiana azy ?


Mety dette morale, mety ody fitia, mety ...sns...
Tsy hitanisa eto aho fa maro ny olona izao no voan'io manambady olona tsy tiany io noho ny antony samihafa tsy voatery intéret fa mety zavatra tsy misy dikany.

manana namana zah ohatra izao no-forcer-na satria hono hoe hamono tena e, depressif e, inona koa re e! sns izao rehetra izao foronin'ny ray amanadrenin'ilay kala avokoa mba hanambadiany ny zanany! :-D

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0431