ahoana no fandraisanareoan'ity

1. xxx ( 31/07/2006 09:03)
mba misy question ity ny olona manmbady ve tsy mahazo miresaka @lehilahy intsony na de resaka madio ary mba valio eh!
2. diamondra27 ( 31/07/2006 09:43)
aza miditra @io fa ireny olona mi-isoler ny vadiny ireny de manana but ratsy @ le vhv à long terme= blème be mitsy

isoler-ny njy de aveo lasa tsy manana confiance tsony, de mihena oazy eny ny valeur-njy ary lasa dépendant an'le lhl; de sady lazainy koa oe: tsy mahavita na inona na inona raha tsy misy azy etsetra etsetra

miankina @ le vadinjy ihany aloha io, raha efa manambady njy ka resaka tsotra na resaka professionnel ny iraisanao @ le lhl de tsy hitako ny mahadiso an'izany.
Raha toa ka fantatrao anefa fa fakampanahy le lhl de aleo couper-na ny relation amicale fa mety mampisy blème ny tokantranonareo izany
3. xxx ( 31/07/2006 09:52)
tena bleme be mihinsty ilay izyko
4. Herimiafina ( 31/07/2006 12:20)
xxx:

mba misy question ity ny olona manmbady ve tsy mahazo miresaka @lehilahy intsony na de resaka madio ary mba valio eh!


mahazo miresaka soa amantsara kah, raha resaka madio tokoa, tadidio fa avy amin,ny resaka madio foana no miainga ny resaka rehetra ary raha avela hivalampatra loatra dia miha-maloto andro aman'alina. :wink:

5. pissoa ( 31/07/2006 14:36)
Marina io tenin'i HM io :)
6. diamondra27 ( 31/07/2006 15:21)
HM sy pissoa: ka ho isoler-ny le sipa koa!na de resaka madio izany aza
Izany hoe: manomboka ataony lavage de cerveau kely eny de lasa tsy manana namana intsony izy, de avy eo indray de sarahiny @ fianakaviana de aveo lasa azy samy irery, de iny @izay no anasiany le vhv.
Tsy efa nahita cas ohatr'izany ngah nareo.
Izaho manko efa nahalala olona voan'io de haiko tsara le teknikan'ilay lhl e!
7. Fiffi ( 31/07/2006 15:23)
xxx:
mba misy question ity ny olona manmbady ve tsy mahazo miresaka @lehilahy intsony na de resaka madio ary mba valio eh!
heu...nahoana moa no tsy hahazo miresaka ? saingy miankina @ le vady kosa aloha io an! ohatra hoe saro-piaro be le vadiny ?8O


8. Herimiafina ( 31/07/2006 15:51)
diamondra27:

Izany hoe: manomboka ataony lavage de cerveau kely eny de lasa tsy manana namana intsony izy, de avy eo indray de sarahiny @ fianakaviana de aveo lasa azy samy irery, de iny @izay no anasiany le vhv.


io mihintsy no antony iarahana amin'ilay olona, vonona ny hanao an'io sy hanaiky an'io fa tsy hoe tiako ianao dai fatorako fa hanao izay tiako rehetra ihany aho.
Engagement io, raha efa hita hatramin,ny voalohany fa hanao toa izay ilay olona dia tokony tsy nohekena mihintsy ny hiaraka aminy. :oops:
9. vale ( 31/07/2006 15:58)
xxx: mmmhhh, tsy fahatokisana ilay olona izany, raha olona hahiahiana dia aleo tsy novadiana, c tout!;-)

Anisan'ny mandray anjara be eo @ fivelarany olona 1 ny fifandraisana @ olona, ary mila mba malala-tsaina koa fa angaha raha miresaka dia voatery hisipa?:roll:

Raha hita misy fakam-panahy toy ny lazain'i diamondra moa dia ny manampaka ilay relat° no mety satria zavatra hafa izay!:D
10. pissoa ( 31/07/2006 17:48)
Diamondra, izaho aloha tsy mbola nahita hoe tsy misy na inona na inona fa tonga fotsiny ny didy jadona hoe tsy mila miresaka amin'itsy - na hoe na amin'iza na amin'iza e.

Ny mety misy dia hitan'ilay lehilahy, na heveriny fa efa "miha-maloto" ny resaka dia eo izy no miteny hoe tsy dia tiako ny hiresahanao amin-dRanona. Izany hoe nisy fihetsika (tafahoatra) nataon'ilay vehivavy no mahatonga azy. Raha ilay resaka atsy ambadika ohatra (
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m44cdcbbf0baa3 ) dia rariny be raha misy endrika fandrarana!

(Ilay iomboneko hevitra amin'i HM teo dia hoe ny resaka madio ihany no miha-maloto).

PS: Hafahafa be ilay hoe resaka maloto :-D
11. diamondra27 ( 01/08/2006 04:41)
pissoa:izay indrindra no ilazàko azy eto fa mi-existe io cas io sady soa ihany fa rare

didijadona misy fa kosa entin'le bandy moramora eny nge le sipa e! de amboariny tsara mihitsy de babo de aveo refa azony ny fon'ny le sipa de manomboka mampiditra tsikelikely le bandy oe: hitanao i ranona, tsy de tsara loatra ny toetrany sns... de lasa convaincue ho azy le sipa de niafarany tsy miaraka @ le namany intsony. 1er étape izay ; de ohatran'izay foana le tac tic

le bandy nge mahay maka fo an'le vhv e! rehefa hitany ny point faible de iny no anararaotany, somary itondrany zavatra ze tian'ny le sipa izany =cadeaux de babo, nefa ny valin'iny aveo an humm grave be

soa ihany fa tsy ny lhl rehetra no manao izany FA misy hoy aho
12. Silo ( 01/08/2006 09:02)
Aza manaiky ataon'olona toy izany fa mahaiza miresaka @ ilay partenaire nao hoe namako tsotra izy de izay, fa raha izany isoler izany kosa tsy mety satria: Ny vitan'ny vady na sipa tsy vitan'ny havana na ny namana;

Zah alo de mahatsapa fa misy zvt sahiko tantaraina @ namako eo @ fiainana an-davan'andro nefa tsy sahiko tantaraina @ sipako, Ary ny resaka @ izany mirindra (hevitra)
13. Fiffi ( 01/08/2006 10:48)
xxx:
mba misy question ity ny olona manmbady ve tsy mahazo miresaka @lehilahy intsony na de resaka madio ary mba valio eh!
raha ny fiheritreretako an'izao de hoy aho hoe: le vady mandrara hiany no mahana satria nahoana ? .....


14. diamondra27 ( 01/08/2006 11:58)
silo: tena marina ny anjy,fa refa tanora ny tena de mora atao an'io satria mbola tsy misy expérience

fiffi: tsy mahazo miresaka @ lhl satria possessif le lhl ngambany
15. Herimiafina ( 01/08/2006 12:03)
Tsara ny manana namana, tsara ny manana-kavan fa ratsy ny manavaka ny vady amin'ny namana sy ny havana.

Ny namanao dia tokony ho naman'ny vadinao, ny havanao dia tokony ho havan'ny vadinao.

tsy mety ny manasaraka ireo satria raha izay dai aleo misaraka dai maka independance mihintsy.

Tsy adala Andriamanitra nanao hoe ho iray ihany izy roa roa. izay no antony nanambadizana, ny fahafantarana fa ianao ihany ny vadinao fa tsy olonkafa tsy akory.

Miala tsiny fa masiaka fa marina io! :/
16. diamondra27 ( 01/08/2006 12:07)
pandefa : Herimiafina [ Valio ] 01-08-2006 17:03:16
Lohateny : Re : ahoana no fandraisanareoan'ity
Tsara ny manana namana, tsara ny manana-kavan fa ratsy ny manavaka ny vady amin'ny namana sy ny havana.

Ny namanao dia tokony ho naman'ny vadinao, ny havanao dia tokony ho havan'ny vadinao.

tsy mety ny manasaraka ireo satria raha izay dai aleo misaraka dai maka independance mihintsy.

Tsy adala Andriamanitra nanao hoe ho iray ihany izy roa roa. izay no antony nanambadizana, ny fahafantarana fa ianao ihany ny vadinao fa tsy olonkafa tsy akory.

Miala tsiny fa masiaka fa marina io! :/


tsy masiaka izany fa marina io
17. Herimiafina ( 01/08/2006 14:21)
Ie, fa tsy hoe manana namana manokana aho izay tsy misy idiran'ny vadiko fa fiainako manokana.

Ny efa hitako dai ny olona manao an'io dia matetika ataony izay hahampinamana azy amin'ny naman'ny vadiny (juste hi-controler-na ny zavatra misy entre andry zareo any) kanefa ny namany tsy avelany hifanena amin,ny vadiny.

Inona no antony? Misy raha afenian ve? sa misy fahamarianna tsy tiana hipoitra sa hasarotampiaro diso toerana? :wink:
18. diamondra27 ( 01/08/2006 15:18)
mba tandremo ihany ny namana ry zalahy a!
19. vale ( 01/08/2006 20:40)
HM: ilaina ny mangarahara, càd: naman'ny vady = namanao koa, ny namanao = namany vadinao koa, io voalazanao io mihintsy e! raha tsy izay dia misy tsy mazavazava izany!

Raha ny tokony ho izy dia ny vady no tokony ho namanao 1° indrindra aloha, fa tsy hoe maka namana manokana any dia iny ilazaina zavatra izay zavatra tsy atao fandreany vadinao mihintsy!!
Raha tsy hoe angaha misy olana eo @ fifandraisan'ilay olona 2 mifankatia, dia ilaina koa ny maka ny hevitry ny olona sao mba mahasoa!:)
20. diamondra27 ( 02/08/2006 04:29)
vale: mitovy hevitra aminao aho
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0078