Teny Malagasy: "k"

21. pissoa ( 05/08/2006 14:35)
kanara :-D:-D:-D
22. Herimiafina ( 05/08/2006 14:38)
Mbola misy koa ny [drakidraky]. :-D
23. pissoa ( 05/08/2006 14:44)
Inona izany drakidraky :roll:
24. Herimiafina ( 05/08/2006 14:49)
efa henonjy ve le hoe "toy ny rano miraraka amin,ny volo-ndrakidraky" ?

Plume de canard no tian hambara eo, misosa fotsiny ny rano fa tsy mipetraka, ohatr'ireny refa mananatra anjy ireny zah! hehehehe:-D
25. pissoa ( 05/08/2006 14:54)
Rano atondraka eo an-damosin'ny ganagana no efa henoko
... fa drakidraky izany = ganagana?
26. Herimiafina ( 05/08/2006 14:58)
Izay injinja, na atondraka le rano na araraka, mitovy aby ary fomba fiteny aby! :-D
27. pissoa ( 05/08/2006 15:04)
OK - misaotra :-*
Fa fiteny avy aiza io drakidraky io fa tsy haiko :oops:
28. Herimiafina ( 05/08/2006 15:08)
De tena tsy haiko retsy klé. zah mantsy donjona kely! :oops:
29. pissoa ( 05/08/2006 15:11)
Hadinoko indray iny detail iny :roll:
30. Herimiafina ( 05/08/2006 15:17)
Zany ve? inoan izany "detail" retsy?:oops:
31. prime ( 11/08/2006 11:59)
HM:
Marina avokoa na ny [ganagana] na ny [kanakana] satria ny teny dia mivoatra ary misy ny fikarohana, mbola misy koa aza amin'izao ny miteny hoe [kanara], sns..

pissoa:
kanara

Aminay izao ny antsoina koe "kanara" dia ny karàna lavaorona...:°)
32. Herimiafina ( 13/08/2006 19:18)
Hafa mihintsy ireo kah, ny iray misy ilavana azy (hamenoana kibo) fa ny iray tsy misy ilavana azy fa mpitsetsitra sady tsy mandoa hetra. hehehehe:-D
33. pissoa ( 14/08/2006 17:33)
:-D:-D:-D
34. prime ( 17/08/2006 12:07)
ho avy izao ny "opération kanàra"...
ooops, hay moa tsy izany no lohahevitra eto...:°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0531