Embona 4 real

161. prime ( 25/08/2006 10:16)
=))
162. Fiffi ( 25/08/2006 16:36)
hummm
163. cutie ( 25/08/2006 20:37)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 25-08-2006 12:05:43
Lohateny : Re : Embona 4 real
cutie, fotoana kely tsy nahateo anao
dia toa maizina izao rehetra izao
misy tsy mazava ô, sa delestazy?
dia noraisinao ho vazivazy

dia niandry ny fiverenanao
ampiredareda ny ao anatiko ao
dia tonga ianao nanao surprizy
fa avy hatrany dia hotorahako bizzzzz

mbola miredareda ve :lol::lol::lol::lol::*
164. mandrindra ( 26/08/2006 19:43)
tsy mety maty(l)
165. cutie ( 27/08/2006 17:07)
(l)(l)(l)(l):*:*:*:*
166. mandrindra ( 28/08/2006 12:30)
vao maika velona be:lol:
167. prime ( 28/08/2006 12:36)
=))
ny inona no velona b?:-D:-D:-D
168. Fiffi ( 28/08/2006 17:37)
:roll:
169. cutie ( 28/08/2006 20:14)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 28-08-2006 14:30:12
Lohateny : Re : Embona 4 real
vao maika velona be

tsara zany :lol::lol::lol:
170. mandrindra ( 29/08/2006 09:23)
cutie, tianao ve rehefa velona be? :-D:-D:-D

prime, inn ary ity fanontaniana ity? rehefa paparazzi dia maka sary fotsiny fa tsy manao interview :wink::-D:-D
171. Fiffi ( 29/08/2006 10:17)
:-D:-D:-D:-D
172. prime ( 29/08/2006 11:06)
8-) D ts mba afaka mametsaka kestiô v?:°):-D:-D
173. mandrindra ( 29/08/2006 11:14)
an3, sary ihany alaina fa izay dia ampy :lol:
174. prime ( 29/08/2006 11:45)
Ka ny sary moana tsy mis comment ts mahaliana oul... :°):-D:-D
175. mandrindra ( 29/08/2006 13:47)
anjaran'ny pelouse ny manao komentera :-D:-D:-D
176. prime ( 29/08/2006 13:56)
kômantera fôpla mampiady mpifankatia...:-D:-D
177. cutie ( 29/08/2006 15:47)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 29-08-2006 11:23:54
Lohateny : Re : Embona 4 real
cutie, tianao ve rehefa velona be?

:-D:-D:-D:-D:-D ie
178. prime ( 30/08/2006 11:44)
:-D:-D:-D
179. Fiffi ( 30/08/2006 19:56)
mandrindra:
cutie, tianao ve rehefa velona be? :-D:-D:-D
inona hono zany ? ny 8O ve ? :-D


180. cutie ( 30/08/2006 20:00)
tsy haiko :roll::roll::roll::-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9348