IZA NO DISO ???
28. cutie
(
30/07/2006 19:06)
Mpandefa : tsoupou [ Valio ] 28-07-2006 16:07:03
Lohateny : IZA NO DISO ???
Tantara marina niseho teny @ côtes de Newfoundland (canada) t@ octobre 1995. Resaka nifanaovan'ny Amrikana sy kanadiana io :
Amerikana : Miviliana nareo 15 degrés Nord mba tsy hifandona tsika. Anareo
Kanadiana : Ianareo no tokony hiisaka 15 degrés sud mba tsy hifandona isika. Anareo
Amerikana : Ny kapitenin'ny sambo mpiady amérikana ity miteny ity. Averiko indray : Miviliana ianareo mba tsy hifandona tsika
Kanadiana : Tsisy fika, ianareo no tokony hivily fa tsy zahay mitsy, azafady
Amerikana : Ny sambo matanjaka injinja am sambo mpiady amerikana ity an, misy sambo mpitifitra telo miaraka amiko, vedety rapida 3. Miviliana ianareo mba tsy hidona isika raha tsy izany hitifitra zahay. Anareo
Kanadiana : Allo, ny phare ihany ity, miviliana ianareo mba tsy hidona tsika. Misaotra tompoko
tena tsy nampoiziko ty :-D:-D:-D:-D
29. Herimiafina
(
30/07/2006 19:07)
Zah njay tena nanampo be mihintsy hoe tena tsy nampoizin'i cutie izao ity! hehehehe=))=))
32. cutie
(
30/07/2006 19:11)
: Herimiafina [ Valio ] 31-07-2006 00:07:55
Lohateny : Re : IZA NO DISO ???
Zah njay tena nanampo be mihintsy hoe tena tsy nampoizin'i cutie izao ity! hehehehe
le sujet, le titre ka, iny tsy nampoiziko :-D:-D:-D
vo nahita an'le kanadiana sy amerikana fotsiny za de efa :-D:-D:-D:-D
35. Herimiafina
(
30/07/2006 19:27)
Mba alaivo aty Ohio retsy zah ry cutie an! De miaraka makany avy eo! Aty Columbus no misy ahy! :P
37. tsoupou
(
01/08/2006 10:34)
Herimiafina:Nareo ve tsy mba malahelo an'ity gasikara malalanay ty e :D
Eeeeh, any izay Canada malala e! eeeh!
39. tsoupou
(
02/08/2006 09:04)
Kiali:Tsoupou ry Kiali tsoupou iany fa tsy mahery zany a =)) =)) =))
mahery elah tsoupou an!
