IZA NO DISO ???

1. tsoupou ( 28/07/2006 11:07)
Tantara marina niseho teny @ côtes de Newfoundland (canada) t@ octobre 1995. Resaka nifanaovan'ny Amrikana sy kanadiana io :
Amerikana : Miviliana nareo 15 degrés Nord mba tsy hifandona tsika. Anareo
Kanadiana : Ianareo no tokony hiisaka 15 degrés sud mba tsy hifandona isika. Anareo
Amerikana : Ny kapitenin'ny sambo mpiady amérikana ity miteny ity. Averiko indray : Miviliana ianareo mba tsy hifandona tsika
Kanadiana : Tsisy fika, ianareo no tokony hivily fa tsy zahay mitsy, azafady
Amerikana : Ny sambo matanjaka injinja am sambo mpiady amerikana ity an, misy sambo mpitifitra telo miaraka amiko, vedety rapida 3. Miviliana ianareo mba tsy hidona isika raha tsy izany hitifitra zahay. Anareo
Kanadiana : Allo, ny phare ihany ity, miviliana ianareo mba tsy hidona tsika. Misaotra tompoko
novalian'i tsoupou ny 02/08/2006 09:04
2. mamzelkely ( 28/07/2006 11:39)
:-D
3. lapino ( 28/07/2006 11:47)
:-D:-D
4. little ( 28/07/2006 12:24)
Kay! tena mba tiako kosa zany kty!=))=))=))=))
5. pissoa ( 28/07/2006 12:28)
Milay be iny kle ... tapaka ny tsinaiko :oops:
=))=))=))=))=))=))=))
6. tsoupou ( 28/07/2006 12:39)
pissoa:

Milay be iny kle ... tapaka ny tsinaiko :oops:
=))=))=))=))=))=))=))
Oviana mo toi le vo tapaka tsinay iny ry pissoa ???


7. pissoa ( 28/07/2006 12:45)
Tsy haiko ... :roll:
8. tsoupou ( 28/07/2006 12:55)
So iany alo fa misy dokotera ato e, afaka mitsabo ny marary rehetra
9. pissoa ( 28/07/2006 13:02)
:roll::-D:-D:-D
10. tsoupou ( 28/07/2006 13:30)
11. Herimiafina ( 28/07/2006 13:32)
Tena tokony hihisaka kosa le phare fa raha tsy izany darohana baomba e! =))=))=))
Mety ra-Bush izao ilay kapiteny tamin'io an! hehehe=))
12. tsoupou ( 28/07/2006 13:40)
Herimiafina:
Mety ra-Bush izao ilay kapiteny tamin'io an! hehehe
sûr ko za fa izy. Izy ary nge nisy fotoana efa nijery tam jumelle nefa lé capot aza mbola mikatona e =)) =)) =))
13. Herimiafina ( 28/07/2006 13:49)
Ileiry le nisikotra taindelo tao amin'ny fivoriana iray izay no tena nanapaka ny tsinaiko klé. hehehe=))
14. pissoa ( 28/07/2006 13:51)
:roll:
15. Herimiafina ( 28/07/2006 13:59)
Pissoa! Miala njy teo fa simba eo ny volonjy! Ny taindelo mantsy manimba volo be! hor hor hor hor =))=))
16. tsoupou ( 28/07/2006 14:03)
Herimiafina:

Ileiry le nisikotra taindelo tao amin'ny fivoriana iray izay no tena nanapaka ny tsinaiko klé. hehehe=))
Tsisy sarin'izany nga any klé ???
Dé aona marina mo RaHery ra ohatra ka sary efa ato anaty dur-ko no tiako alefa eto, fa tena tsy haiko ny manao azy


17. Herimiafina ( 28/07/2006 14:07)
Tena tsy arako leisy ra tsoupou fa le sary efa amina site ireny no hitako mety klé, andramo hoe le img io ambony io! Aleo googler-na e! :^)
18. tsoupou ( 28/07/2006 14:13)
ok ary e, sady andramako eto iany alou
tsy haiko io zao na ety na tsy
19. tsoupou ( 28/07/2006 14:15)
Tena tsy mety lé noeritreretiko klé, bedy amn'io zao :cry: :cry: :cry:
20. Herimiafina ( 28/07/2006 14:23)
Aleo ra-pissoa no anontaniana fa izy izao mahay an'io klé. tsy quoi leisy io an, sady mianatra koa izaho klé!:^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0077