Tokantrano kristiana sy ny Film X

41. kelly13 ( 30/07/2006 07:51)
"sao mitarika ahy hanalavitra ny tian'i Kristy ataoko" hozy i pissoa! raha izany dia aleo tsy mijery :).
ary raha ny tokatrano sy ny film de guerre indray ary e? ahoana hozy nareo ny momba an'io!
Herimiafina ianao iany v le hoe HM e? mdrrr
tsy maharaka kôzy za fa miala tsiny e.o^o
42. Herimiafina ( 30/07/2006 18:22)
Ny film x anie sady misy effet speciaux no be simule be e! :-D
43. pissoa ( 30/07/2006 18:32)
Kelly13 - ie. Dia ilay mijery mihitsy dia efa tsy tian'i Kristy ataontsika e :) Olona miboridana ve dia tiany ho jerena :roll::-D
44. pili ( 31/07/2006 06:34)
soa fianatra é:-D:-D:-D,ts aleo v mba manaraka ze ataon'hafa é,oatra oe mba maita positions hafa ndray:-*:-*,sa aona ry zareo,aiza d ny classique foana v;-)
45. Herimiafina ( 31/07/2006 13:34)
ary raha lasa te hianatra ny hanao amin'ny hafa dia ahoana ry pili? hehehehe:-D
46. pissoa ( 31/07/2006 14:32)
Hihihi - de lasa noaty negativa no azo nefa hoe hianatra ony no tanjona :roll:
47. xxx ( 01/08/2006 10:48)
Tsy ilaina ny filmX raha ny tena marina fa fanadalana nataon'ny vazaha fotsiny ,tsy mahay afatsy ny maka tahaka koa ny sasany na ny oe ze ataon'ny any ivelany de tsara avoko , mba manantsaina isika fa tsy bado re olona o!!Diniho kely fotsiny fa tsy biby akory..,ITY TELE ITY OA TENA ZAVADOZA @LAFINY IRAY fa io koa no tena mitondra (mampitombo)ditra @ ity firenentsika ity .Na ny mijery olona mitanjaka aza tsy azo atao (ao @ baiboly misy an'izany).Efa firy taona zay no nisian-ity tany ity,tsy naita X izany ny olona t@ tele nefa nandroso iany ny andro....De lazaina indray oe tonga ny tele d azo jerena ny X fa .."mahasoa" ..ceci implique :tsy lasa lavitra ny eritreritra.
Zay tsy d'accord ,normal tiany lé izy,tsy ho tantiny mitsy ity hafatra ity...Akory atao fa nous sommes libres....
Ny iainantsika @ zao dia oatra ny mbola pire noho sodoma sy gomora saingy mahari-po Andriamanitra et ainsi de suite.....
48. liliana ( 02/08/2006 12:55)
tsy misy izany hoe kristianina tsy mijery film x .izaho kristianina mafana fo nefa tia film x be isaky ny mahatsiaro dia hainareo ilay tohiny sady ao anatin ny baiboly tsy misy hoe tsy mahazo mijery x ny kris..
aleo milamina dia misesy re olona a.
49. arson ( 04/08/2006 12:40)
fa zao aloha e!ity misy fanontaniana mba apetrako:ANGAHA MOA RAHA MISY MPIVADY KRISTIANINA BE MIHITSY TENA MANAO NY ASAN'ANDRIMANITRA TOY NY HOE FIFOHAZANA,MPIANDRY....,NOHAMASININA TSARA T@ ALITARA NY FANAMBADIANY...DE TSY HANAO FIRAISANA ARA-NOFO? IZANY HOE MANAO X IZY MIVADY,NA KO OE MANAO VETAVETA.
de mifankaiza @ zany ataonizy mivady izany moa ny filma X,Ka amiko tsy problem na kristianina izy na tsia fa refa manao toy io fotsiny izy de ok!tsi hitako ze fahotana vitany @zany satria izy koa anie manao toy io film io e!AFA TSY NY HOE MONPERA SY MASERA ANGAHA TSINDRIKO TSARA.
NY ANAMBADINA ANIE RETO ANGALANA TARANAKA E!na de kristianina be tahaka ny inona aza ianao,fa tsy atao toy ny anabavy sy ny anadahy ao fotsiny.
50. soanja ( 04/08/2006 12:49)
elsami:

Mety aminao tokantrano Kristiana ve ny fijerena azy ireny . Azo kilasiana toy ny asan-devoly ve izy ireny sa azo raisina ho toy ny fanentanana mba hahatsaratsara kokoa ny firaisana hampifamatotra bebe kokoa ny mpivady sa ahoana .


Manampy amin'ny tokatrano tsy ampy feeling ireny. Ka tsy hitako izany maharatsy azy. Fa aza manao film porno kosa e.

51. arson ( 04/08/2006 12:53)
zay kosa aloha, misy mantsy ny olona sasany tsy de maharisika firy @io firaisana io de mila mijery kely io filma io e!
52. dailynews ( 04/08/2006 15:51)
raha ny fahafantarako ny film X manokana dia tena tsy mety amin ny tokantrano tena kristiana, milaza hoe tena kristiana aho fa tsy ny milaza tena hoe kristiana mandeha ampiangonana fotsiny an.
ny film x dia mitondra lust fotsiny ihany ary ny zavatra izay mitranga ao anatiny (bon efa nahita aho taloha mazava ho azy matoa mahalala ny ao anatiny fa tsy izao intsony mihitsy aloha) dia zavatra maharikoriko fotsiny ihany, vehivavy miaraka amin lehilahy be dia be, vehivavy samy vehivavy, na lehilahy miaraka ami ny vehivavy be dia be... tsy mino mihitsy aho fa ny Fanahy masina dia hankasitraka izay mpivady milaza aho kristiana hijery izany hanatsarany ny firaisany ara nofo.
ny zavatra azon ireo mpivady kristiana ireo atao kosa anefa dia ny mijery kasety misy sex education, misy fanazavana ara tsiantifika sns.. izay hafa indray ny fipetrany fa tsy tahaka ny tanjon'ny kasety x izay resaka barbariana fotsiny ihany. asa aloha mety mbola mila fanazavana betsaka angamba ity saingy aleo aloha aho hijanona eto.
53. soanja ( 04/08/2006 22:41)
Hay raha izay indray ry Dailynews dia tokony ato hoe karazana film X ahoana no tokony jeren'ny Kristianina mpivady. Satria amiko dia tsy hifidy an'ireny mandreraka be sy tambambe sns ireny aho ohatra fa mba zavatra manaitaitra ny andaniny sy ny ankilany fotsiny. Zaho manokana aloha di tsoriko fa tsy mila an'ilay izy akory.
54. dailynews ( 08/08/2006 17:19)
raha ny marina ry soanja dia tsy misy karazana film x azon ny kristiana jerena na ny iray akory aza fa na dia olona roa fotsiny aza no ao anatiny izay eny fa na dia lehilahy sy vehivavy aza dia ilay fanahy mitondra azy mihitsy sy nanamboarana ilay film no maloto. koa arakaraka ny hijerena ireny film ireny ohatra ny mpivady dia manomboka miankina amin ilay film vao afaka miray, ary en plus, minoa ahy ianao fa tsy hijanona eo iny fa hanomboka hanitatra hevitra foana amin ilay zavatra jerena fa tsy hahampy intsony ilay zavatra izay mety ho mbola ato hoe normale nitranga tao, ary hiakatra ny dosen 'ny zavatra izay te hojerena ao amin ilay film ary ihany koa miakatra ny dosen 'ny filana amin ilay izy.
ary en plus,( mety tsy hino ity ianao anefa lazaiko ihany ) misy fanahy miampita izy ireny, izany hoe ny fanahin ny fijangajangana sy ny fahavetavetana..koa aza gaga raha aorian ny fijerevana izy ireny mety hahita ilay lehilahy na ilay vehivavy nijery hanomboka hanitatra hevitra manokana any ivelany satria manomboka miakatra ny filana ary tsy ho ampy intsony ilay eo akaiky eo sns...
resaka kristiana sy ny film x moa izy ity koa izay no hiresahiko fanahy. satria dia aleo tsy manokatra varavarana akory ho an ny devoly amin ny fijerena ireny zavatra maloto ireny fa dia miditra tokoa izy koh.
ilay sex education dia hafa saingy raha toa ka tsy mety ny sainao ny hijery azy( izaho moa tsy mijery) dia aleo tsy mijery akory, mety ho resaka siantifika izy saingy..efitra kely fotsiny angamba no manasaraka azy sy ny porno ka aleo dia tsy mijery ? asa..)
55. arson ( 11/08/2006 06:03)
dailynews< zao fotsiny ihany matoa ny olon-droa miaraka na kristianina izy na tsia ka manajanaka de nisy raha nataony tao.Ka noho izany indrindra no lazaiko oe tsy votery le film x be partozy ireny anie no jereny e!fa misy amour a 2 ireny film ireny.
56. vakiniadiana ( 17/08/2006 10:45)
Za manohana tanteraka ny film X e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3287